TELECHARGER Journal Officiers Tsiafahy - Les militaires accusent Andry Rajoelina de Coup d'Etat et de torture pour l'affaire de BANI

1. vatofototra ( 14/01/2011 15:48)
TELECHARGER Journal Officiers Tsiafahy - Les militaires accusent Andry Rajoelina de Coup d'Etat et de torture pour l'affaire de BANI

- TELECHARGER journal officiers tsiafahy 05 décembre 2010
- TELECHARGER journal officiers tsiafahy 10 janvier 2011


http://www.vatofototra.com
novalian'i laza5700 ny 21/01/2011 18:24
2. laza5700 ( 21/01/2011 18:24)
Ka hiandry ny fitsarana ve zany hanasazy an'i TGV? Mba réaliste daholo e. Aza mba miandry ny fitsarana izany hoe hanameloka an'iza sa iza fa tsy hahita inona eo akory nareo.

Taloha koa aho dia niandry be sy natoky ny mpitsara sy ny fitsarana ary nanome tsiny be fahatany ny mpitsara sy ny fitsarana aza refa nahita fa toa saribakolin'ny mpitondra fa refa namaky ny lahatsoratr'ity ranamana ity aho ary ( ireto ny hitako fa asa na misy hafa tsy fantatro, ampitapitao eo ihany raha misy sendra mahita hafa http://www.madagascar-tribune.com/_Anthony-Ramarolahihaingonirainy,3583_.html) refa avy nahita ny famelabelarana nataony tao amin'ny INVITÉ DU ZOMA tamin'ny 23 oktobra 2010 dia nihiratra ny masoko hoe tsy ny mpitsara no tokony hosoketaina fa ny rafitra misy sy ny lalàna velona mithinsy izay manome vahana ny mpitondra hanaboto ny mpitsara ka mahatonga ny hoe izay tian'drizareo mpitondra no atao.

Tsetsatsetsa tsy aritra, nandalo tao amin'ny MATV sy RTA sa RAVINALA sns koa hono io RAMAROLAHIHAINGONIRAINY ANTHONY io ka raha mba sendra misy manana ny lien idirana amin'ny vidéosn'ireo intervention ireo nareo dia mba ampitapitao eto. Tsy fomban'ny gasy ary tsy mahazatra ahy ny midoka olona fa tena refa nandinika lalina ny fomba fisainan'io Bandy io aho dia tena hitako fa mendrika ka tsy mahamenatra ny miteny hoe tsara ho fantatry ny rehetra.

http://tvplusmadagascar.blip.tv/file/4463371/#
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3538