tsy vitan'ny fivoriana sy ady vava etsy sy eroa
1. bazylou
(
07/01/2011 12:38)
ny fampandehanana sy fampandrosoan aan'i Madagasikara.
TSy maintsy miady ary manala ny olona nofa rehetra vao hotonga amin'izany.
Raha mbola hiaona e, andany rora e, andany minitra sy segondra amin'ny fifampidinihana dia aza manatena ny hahita ny mazava satria ny adala antitra rehetra ihany no hanao ny fanaony .
beuurrk

novalian'i bazylou ny 07/01/2011 21:35
2. bonazy
(
07/01/2011 14:30)
Tratrin'ny taona 2011 aloha ianao ra Bazy,efa taona maro no nanarahako ny hevitrao ny fijerinao ary fomba fiseraseranao teto ra Bazylou,ny fitsikeranao fahiny ny fitondran-dRA8 ny fanohananao ity Tena Gasy Vendrana ireto,marihoko aminao aloha fa izaho tsy mpomba ny izatsy na izaroa fa olona Mba te ahita ny gasy mba handroso sy hisondrotra toa ianareo mianakavy any ampita ireo,ny mampalahelo anefa dia ianao ity dia hitako ho isan'ireo gasy tsy mponina aty aloha,nefa dia manampepo sy tena mpiray tsikombakomba amin'ireo manapotika andro aman'alina ny firenena Malagasy sy mitarika an'i Madagasikara mbola ho latsaka ambany noho i Zimbabwe ary ho isan'ny firenenena farany ahantra eto amban'ny Masoandro atsy ho atsy,dia ianareo indray no manome lesona!!!!!!,tsy mahatsapa tena ve ianareo sy ireo namanareo sy mpomba izao fitondrana misy izao "fa mamita-bahoaka ianareo? ary MIORINA EO AMBONIN'NY LAINGA SY FITAKA ARY FAMAHANAN-DALITRA ENY MALOTO an'ireo Malagasy toa anareo no ataonareo,tsy efa porofo tokony ahatonga saina anareo fa mpamita-bahoaka ianareo ny nambaran'ny "KOLONELY-CHARLES sahy nilaza mazava fa Fanonganam-panajakana no nisy ny 2009 fa tsy Tolom-bahoaka izany velively!!!!,Misy fahendrena Malagasy ny heloka ibaboana mody ho rariny ,ary midera manokana ny fahendren'ny Kolonely Charles ny tenako satria izany no tena Miaramila,tsy misy ny olombelona tsy ho diso akory,fa ny fahatsampan-tena fa nanao hadisoana dia tena olona mendrika, na dia misy aza no tsy mitovy fijery amiko,ka raha olona toa anareo ny manome lesona fa tsy ilaina izao na izao,dia valiny ampahendrena sy ampanajana no omena anareo,tsarao aloha ny tenanareo sy ny nataonareo ary ny nahatonga anareo eo ary ny ratsy nataonareo nanapotehanareo ny firenena sy ny malagasy toa anareo noho ny fitiavam-bola sy halatra voninahitra isandohanareo,dia mety ho hitanareo ny hampandrosoana an'i Madagasikara raha tena olo-marina aloha ianareo fa tsy misoloky fahefana ary nangalatra izany!!!!!
3. diloo
(
07/01/2011 18:28)
O lety bazy!
Ahoana ireny repentence-ny dadatoa charles an'elahy ireny kle!
Kodeta sa tsy kodeta ilay izy ra-bazy.
Tena niaiky lery anefa fa kodeta sy mpangalatra fanjakana i lapinou.
Tena mpangalatra ny bois de roses koa andry rajoelina sy ny fianakaviany.
Mpanera vola 2 miliara ho vidina ny hery nanaovana kodeta.
Izao mifemaka ny HAT sy ny foza fa mivoaka tsomoramora ny fahamarinana.
Menatra ny vahoaka izay nanohana azy i rabelety, dia mody manao gentil
pour une cause de notoriété perdue d'avance, hoe: aleo ihany manaja ny SADC pour une
sortie de crise.
I sarkozy tsy haka riska raha teo @'izao propagande presidentielle ho avy eto frantsa, hanoy ny fanohanana ara-bola. Ary mety ho gravy be ho azy raha tratra sy miboraka, ilay
2 miliara voalazan'i ra-sarla raha ny élysée tokoa no mpamatsy izany.
I ratsirahonana amin'ny maha conseiller azy sy izy namorona ilay ordonnance fopla nanaovana
ilay transfert de pouvoir an' lapinou, dia tsy heno firy fa misitrika.
i ramarosokina moa toa izany koa.
Ny tena mampalahelo dia ilay nanaovana sorona ireo vahoaka teny Ambohitsorohitra, hanendrikendrehina an'i Filoha Marc RAVALOMANANA, nafahana nanaovana ilay kodeta.
Hita sy re izao ny fahamarinana.
Efa nijaly loatra sy maro ny olona tsy manantsiny setrin'ny bala kalaky, ary ny vahaoka mangina dia maty naona.
Aoka izay ry ireto an.
Avelao @'izay ny SADC sy ny CI hanampy mba afahantsika hilamina. Tsinjovy ny vahoaka fa efa voky 2 miliara sy bois de roses nareo foza.
Aoka amin'izay hitsangana ny Transition tena izy , consensuelle sy inclusive.
Aoka avy eo miara mandamina ny fomba hanomanana ny fifidianana filoha ireo mpanao politika tsy ankanavaka.
Avelao ny vahoaka hifidy ny filoha tiany hitondra ny firenentsika.
Aoka tsy ny basy no hanerena ny vahoaka hifidy izany filoha izany.
Aoka no izany ny miaramila ho neutre.
Aoka i ra8 baomba hanetry tena amin'izay fa efa jeneraly.
Isika vahaoka kosa samy mihomana andray anjara amin'ny famokarana ara- ekonomika ity firenenan-tsika ity.Raha tsy zatra miandry fahanana isika, dia tokony ho vitantsika izany(sa tsy izany ry Vatofototra) satria ho averina atory any amin'ny toby miaramila ny kalaky, mba tsy atahotra intsony.(enga anie tokoa kle!)
Raha tanteraka tokoa ny filaminana ara-politika ho avy izao, koa afaka mihaina ao anatin'ny fandriampahalemana ny vahoaka manontolo, dia manantena an'i sefo Hery, hamory ny mpisera rehetra mpifanandrana teto hiarampaly sy hifandray tanana, na any Gasikara izany, na any Lausanne, na any Italie na any Paris sy toerana hafa mba samy manainga vera (labiera ohatra fa tsy labeurk kosa e!)lol
Masina ny Tanindrazana

4. locl
(
07/01/2011 19:31)
Zay na an'là ry Bazyl, tratra tsara manko zao ingahy, mba mibaboha ihany e
5. bazylou
(
07/01/2011 21:35)
na asiana fahendren a tsy hita isa sy fanatsarana an'i Madagasikara aza no atao dia tsy hisy fandrosoana sy filaminana vita ao raha tsy miady, miady hoy aho.
Ary tsy maintsy alatsak any ra raha te hahazo fa tsy hoe mivorivory sy miady hevitra kely dia hitaingina seza ela be.
Ianareo anie tsy misy mahovoka fa be wawawa fotsiny , e, na efa amidy mora aza mbola tsy mahalala fa mbola andeha ho aty france e, ampianatra ny zaza any am lyfra eee,
izao ataony mahamay.
Beuuurrrk