Ataovy hoe ny bilan TGV
1. ouioui
(
03/01/2011 13:58)
Beuurrrrkkk beurkkkk , zany ve no adi-hevityra politika ato leuleu
Maivana kely ny hevitr'elah rabazy wiwi beeeuurrrrkkk
Maivana kely ny hevitr'elah rabazy wiwi beeeuurrrrkkk
novalian'i cyril ny 04/01/2011 09:30
2. bazilou
(
03/01/2011 14:10)
Ny an'i tgv anie rawix zavatra tsy misy mandeha @ laoniny e, ny ahy zavatra mba midelira eto no tena mba reviko e, be loatra nama ny fianakavianay no badraodra nanaovan'i tim azy
beuurrrrrkkk
beuurrrrrkkk
3. bazylou
(
03/01/2011 17:11)
inona no bilan tin la?? bilan le iraika lahy nilefa any rsa sa ny bilan ao mdg?? misy santionany ity vita ny mairie vaovao ao tana.
Dia milaza lainga indray.
beurrrk
Dia milaza lainga indray.
beurrrk
4. cyril
(
03/01/2011 18:03)
Jereo kely r'ise hoe volan'iza??? vola avy aiza??? Sa hoe lapa ve hahavoky vahoaka mosarèna!!
Marina ihany ny voalazan'i ouioui ,
cyril wuiwui ihany e, ialako tsiny rabazilifopla a!!!!..…
Marina ihany ny voalazan'i ouioui ,
cyril wuiwui ihany e, ialako tsiny rabazilifopla a!!!!..…
5. bazylou
(
03/01/2011 22:37)
nitono tena tao angah atoi legona a,,,,,,hahhahahahha
rah aizaho ialahy manao ps non non indray,
beuuurrrk
rah aizaho ialahy manao ps non non indray,
beuuurrrk
