FIARABANA TRATRY NY TAONA SY FIHAONANA AMIN'I HERY

21. poupounesana ( 06/01/2011 14:00)

tratry ny taona daholo ianareo rehetra.

tiako ho marihina fotsiny fa tsara be lé ao amin'ny Oasis io. d aza adinoina ny mitondra karam-panondro satria ilaina rehefa maka raquette ping na hanao billard...

indrisy fa tsy afaka ny handeha ho any fa bonne ambiance daholo izay afaka e!

biz be daholo dia mirary taona vaovao feno fifaliana sy fahasambarana ho an'ny rehetra
22. angotiko ( 06/01/2011 16:23)
andraso aloa vakina tsara ny soratra
23. angotiko ( 06/01/2011 16:25)
angotiko - 04/01/2011 13:07
miarahaba antsika rehetra ô
momban'ny fiarabana tratry ny taona sy fihaonana amin'ny hery dia atao eny amin'ny ESPACE OASIS VONTOVORONA ny alahady 09 janvier 2011
toa izao ny programme:
FIANGANA: eo amin'ny VAVAHADY BE manoloana ny STADE MAHAMASINA amin'ny 8 ora sy sasany maraina tsy diso misy fiara hitatitra
FODIANA : amin'ny 5 ora hariva
1/ samy mitondra ny sakafo sy ny rano sahaza azy ny tsirairay (irarianay raha ampitoviana ny sakafo ka raha mety dia riz cantonnais), afaka mitondra tsakitsaky koa.
2/ny fandraisana anjara dia 6 000 ariary na 30 000 fmg : frais de transport + barbecue + fidirana ao amin'ny ESPACE:piscine + karaoke+dicotheque+beach volley+basket+billard+ping pong+baby foot.
ho anareo izay te hilomano dia aoka hitondra maillot (tsy eken'ny ESPACE ny tenue akoatran'ny maillot de bain)
ka mba afahana mandamina ny programme indrindra ny fiara dia hilazana isika mba hisoratra anarana amin'ireto numero ireto: ravatorano: 0320459118 angotiko: 0343896549
mirary antsika ho tonga marobe
misaotra indrindra
24. angotiko ( 06/01/2011 16:30)
tslem - 06/01/2011 10:33
Bjr daholo,
Ny ankizy koa ve mandoa an'ilay 30000fmg? zaza 7ans.
Misoatra ô!
Anhya - 06/01/2011 11:12
bonjour Hery, tratry ny taona, te handeha fa tsy fantatra oe @ firy de tena serieux ve lay izy e!
miarahaba antsika rehetra ô
momban'ny fiarabana tratry ny taona sy fihaonana amin'ny hery dia atao eny amin'ny ESPACE OASIS VONTOVORONA ny alahady 09 janvier 2011
toa izao ny programme:
FIANGANA: eo amin'ny VAVAHADY BE manoloana ny STADE MAHAMASINA amin'ny 8 ora sy sasany maraina tsy diso misy fiara hitatitra
FODIANA : amin'ny 5 ora hariva
1/ samy mitondra ny sakafo sy ny rano sahaza azy ny tsirairay (irarianay raha ampitoviana ny sakafo ka raha mety dia riz cantonnais), afaka mitondra tsakitsaky koa.
2/ny fandraisana anjara dia 6 000 ariary na 30 000 fmg : frais de transport + barbecue + fidirana ao amin'ny ESPACE:piscine + karaoke+dicotheque+beach volley+basket+billard+ping pong+baby foot.
ho anareo izay te hilomano dia aoka hitondra maillot (tsy eken'ny ESPACE ny tenue akoatran'ny maillot de bain)
ka mba afahana mandamina ny programme indrindra ny fiara dia hilazana isika mba hisoratra anarana amin'ireto numero ireto: ravatorano: 0320459118 angotiko: 0343896549
mirary antsika ho tonga marobe
misaotra indrindra
angotiko - 04/01/2011 17:22
misy adinonay kely:
fa ho atsika rehetra zay handeha na mandeha fiara mitokana na miaraka amin'ny fiara iraisana dia mandoa ny paf: 6 000 ariary daholo
noho izany tokony hisoratra anarana daholo
efa ho 20 izao ny handeha
25. angotiko ( 06/01/2011 16:41)
miarahaba ny rehetra ô
hatramin'zay aloha ny fihaonana zay natao dia mbola tsy nisy tsy serieux! fa isika mpikambana indraindray no tsy d hay loatra
raha ny zaza fito taona zany angamba ataoko fa efa zaza mahay milalao! ny antony tsy maintsy handoavan'ny tsirairay na zaza na vehivavy na lehilahy na antitra na tanora na ankizy dia haintsika tsara fa mandoa fidirana ny ao amin'ny ESPACE ho itantsika moa reehfa tonga any fa misoratra mazava sady lehibe eo amin'ny VAVAHADY izany soratra izany
ho anareo zay tena handeha dia aoka hiantso ireo num tel eo ambony ireo! tsy mandray num INCONNU na PRIVE na ANONYME...iza miseho ihany num no afaka raisinay fa mialatsiny
26. golarazafy ( 06/01/2011 19:46)
faly miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona. Dia ho feno ny fahasoavan'i Tompo avy ny tokantrano tsirairay, hahazo izay irina sy mahasoa daholo eo ampamakivakiana izany taona izany. Dia miarahaba ihany koa ny avy lavitra rehetra.
Mirary fety sy fifankahitana hafinaritra koa @ le 09/01/11 ho avy io ho anareo tsirairay fa ny tenanay tsy afaka fa mbola en convalescence, tsy mahazo manao reraka loatra, eny fa na de hoe hahazo rivo-baovao aza any e! mbola ho be ny ho sisa.
Bonne ambiance daolo.
27. faliniaina ( 07/01/2011 07:03)
Voalohany indrindra aloha dia Misaotra an'Andriamanitra ilay Ray tsitoha isika mbola nomeny izao taona vaovao izao indray ary koa mbola nomeny hery sy fahasalamana nahafahantsika mbola afaka mifampiresaka toy izao, ary mirary antsika rehetra hanana hery sy fahasalamana ary koa fahombiazana amin'izay rehetra hatao.

Mikasika ilay fihaonana dia mbola tsy afaka aloha amin'ity indray mandeha ity fa @ manaraka kosa mba hiezaka ny ho afaka ami'izay. Ny fanamarihana kely dia mba alefaso mialoha na omanina mialoha (ohatra hoe 1volana mialoha) ny fiarahana izay hataontsika satria hiarahantsika mahita ihany fa raha vao tampoka loatra toy izao dia betsaka ny programme efa vita mialoha. Teto dia ny 06 janoary vao nisy ny fampilazana nefa le 09 no hatao ny fihaonana, koa angatahina an-tanandroa @ manaraka mba hisy fampilazana mialoha azafady indrindra.
Misaotra antsika rehetra tompoko amin'ny firaisankina dia mirary tontolo andro sambatra ho antsika rehetra.
28. glou ( 07/01/2011 08:29)
faly miarahaba tratry ny taona daholo, dia mirary soa sy fahasalamana ho @ ty taona vaovao ity, mahafinaritra ry Angotiko ilay fanentanana ah, sahirana kely teo dia tsy afaka nihetsika mihintsy fa dia manentana antsika rehetra ho avy ry zareo ah! zah ve afaka ???, eny Mahamasina zany ny fotoana eh! tongava daholo!!!!
29. angotiko ( 07/01/2011 08:34)
aliniaina - 07/01/2011 08:03
Voalohany indrindra aloha dia Misaotra an'Andriamanitra ilay Ray tsitoha isika mbola nomeny izao taona vaovao izao indray ary koa mbola nomeny hery sy fahasalamana nahafahantsika mbola afaka mifampiresaka toy izao, ary mirary antsika rehetra hanana hery sy fahasalamana ary koa fahombiazana amin'izay rehetra hatao.

Mikasika ilay fihaonana dia mbola tsy afaka aloha amin'ity indray mandeha ity fa @ manaraka kosa mba hiezaka ny ho afaka ami'izay. Ny fanamarihana kely dia mba alefaso mialoha na omanina mialoha (ohatra hoe 1volana mialoha) ny fiarahana izay hataontsika satria hiarahantsika mahita ihany fa raha vao tampoka loatra toy izao dia betsaka ny programme efa vita mialoha. Teto dia ny 06 janoary vao nisy ny fampilazana nefa le 09 no hatao ny fihaonana, koa angatahina an-tanandroa @ manaraka mba hisy fampilazana mialoha azafady indrindra.
Misaotra antsika rehetra tompoko amin'ny firaisankina dia mirary tontolo andro sambatra ho antsika rehetra.


iala tsiny ho an'ny rehetra raha somary tampoka satria sendra mandalo eto i hery ary io no fotoana nahafaka azy dia somary novonjivonjena ny fhatongavany teto
30. angotiko ( 07/01/2011 08:42)
FANAMFISANA

ny fiara izay hitondra dia amin'ny 7ora sy sasany dia efa eo mahamasina, misy soratra we SERASERA DAGO
ny fiara iraisana zany dia natokana ho an'izay nisoratra anarana ka ialana tsiny
androany zoma 07 janvier tontolo ny andro izahay mbola mandray farany izay handeha fiara iraisana, amin'ny 6ora hariva ny farany
ny fiaingana dia amin'ny 8ora sy sasany maraina
ny tsirairay dia samy mitondra ny sakafo sy rano sahaza azy
ny fandraisana anjara dia 6 000 ariary na 30 000 fmg isan'olona: frais de transport+barbecue+fidirana ao amin'ny ESPACE
ny tsirairay dia samy mandoha io fandraisana anjara io na mandeha fiara irasiana na mandeha fiara mitokana
misaotra indrindra
31. dahuily ( 09/01/2011 11:33)
Miarahaba antsika rehetra tratry ny taona vaovao 2011 ary eee !!!! mihomehy za satria efa mba nanontany an'i Hery za hoe asio fihaonana rahafa aty ihany enao eee !!! ny loza anefa ty dia izao za vao mahita an ty daty ty "te ho any aho fa tsy afaka ee ..." hoy ilay artista izay nefa dia mirary ny fihaonanareo hahafinaritra eee !!!! hiezaka amin'ny manaraka !!!
32. ANARIM ( 10/01/2011 05:21)
kiss mamy doly, ka nanao ahoana izy tao???? asio sary e!
33. faly1974 ( 27/01/2011 15:08)
salama daholo ry reto a! tratra ny taona jiaby mampalahelo fa izao izaho vao nahita inty sms inty loza ny tsy manana ordie nefa raha itako io de tena nadeha izaho sosonkevitra azo asiana ve amin'ny manaraka e? andao indray hamboly hazo ohatra mety ve izany ny num-ko raha misy vaovao 0332106877
34. faly1974 ( 27/01/2011 15:09)
salama daholo ry reto a! tratra ny taona jiaby mampalahelo fa izao izaho vao nahita inty sms inty loza ny tsy manana ordie nefa raha itako io de tena nadeha izaho sosonkevitra azo asiana ve amin'ny manaraka e? andao indray hamboly hazo ohatra mety ve izany ny num-ko raha misy vaovao 0332106877
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1438