Tratrin'ny Krismasy

1. diloo ( 26/12/2010 15:49)
Tratrin'ny Krismasy iaby. Nivangy tsindraidray teto aho, fa tsy manadino akory.
A+
novalian'i ouioui ny 31/12/2010 06:40
2. 0uioui ( 27/12/2010 10:49)
bainnnnnnnn ...! sali aiza ny bonbo frere a ? he he he


3. dimo ( 28/12/2010 07:06)
samy hahatratra ny taona 2011 daholo e
4. 0uioui ( 30/12/2010 10:10)
sali frere a !.. miteny irery a !

hon hon hon omeo maina kely any alou hiarahabana ny taona vaovao fa tsisy lalana mitsy amle prà eran'ny tanana bainnn a
5. ouioui ( 31/12/2010 06:40)
ahoana rawix akanao gera ndray zany tsika mitsamy sa ahoana hon hon hon, toa sandohan'elah daholo ny psn'oul klé hon hon mdr nefa elah no mody be fananara eo , aoka izay sy stop mdr
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0441