Vatofototra - Joyeuses fétes et Bonne année 2011
1. vatofototra
(
24/12/2010 20:16)
Vatofototra - Joyeuses fétes et Bonne année 2011
L’équipe de Vatofototra et Vitatsika vous présente ses meilleurs vÅ“ux et vous souhaite des joyeuses fétes et Bonne année 2011.
Ny ekipan’ny Vatofototra sy Vitatsika dia mirary soa sy taona vaovao 2011 ho antsika rehetra sy ny fianakaviana .
Vitatsika io
Patrick
http://www.vatofototra.com/

novalian'i vatofototra ny 02/01/2011 18:53
2. 0uioui
(
25/12/2010 00:27)
de samy ho tratry ny taona arivo mitsingerina indray de mazotoa e , ny antsika de tsy maintsy vita foana e "vitantsika foana io " na inona na inona miseho eo e ,
3. diloo
(
27/12/2010 04:19)
Misoatra sy mirary fety misy fifaliana na eo aza ny mpanao krizy mafy.
Makasitraka ra-Vato a!
Bonnes fety koa ra-eny eny sy ny mpisera rehetra e!
4. 0uioui
(
27/12/2010 10:57)
ra-eny eny ?? iza lety no tena tian'i toi lazaina amin'io ?
freres anie isika e !.. iray ihany ny dadatsika de i P...
freres anie isika e !.. iray ihany ny dadatsika de i P...
5. diloo
(
27/12/2010 13:12)
0uioui:
ra-eny eny ?? iza lety no tena tian'i toi lazaina amin'io ?
freres anie isika e !.. iray ihany ny dadatsika de i P...
Sali fréro.
Oui oui, eny eny, yes yes, da da, endrika tsiky dia ampy anie izany fa toi koa mora taitra.lol
6. 0uioui
(
27/12/2010 13:50)
ssshhh elah otran efa lasa miavonavona ko ..
atsoina ts mandray andefasana mesaz ts mamaly , otran sipa ve lesss ko hin hin hi
atsoina ts mandray andefasana mesaz ts mamaly , otran sipa ve lesss ko hin hin hi
7. diloo
(
29/12/2010 02:26)
ssshhh elah otran efa lasa miavonavona ko ..
Kii le bary e! Izany ve dia mba tiako kle! lol
Izany aloha eny ihany e.
Fa ny kozy misy koa anie kozy pokaty e!
Resam-bazy ve tsy mandany fotoana fotsiny.
Mandra paha aloha, dia aleoko manao vendredi joli @-dra-pika.
Fa na dia izany azy mivangy mandalo miserana.
Soa ihany tokoa fa eo ra-ouioui mide-beurk an-drabazy.Hi Hi. lol.
Aza manaha fa mipoly eo avao iao koahay e!
9. Noue
(
01/01/2011 18:29)
misaotra eee ! dia samy ho tahian'Andriamanitra avokoa.
surtout PAIX POUR MADAGASCAR.
bonne et heureuse année daholo eee !!!
surtout PAIX POUR MADAGASCAR.
bonne et heureuse année daholo eee !!!
10. vatofototra
(
02/01/2011 18:53)
Mankasitraka amin'ny firariantsoa ary mirary taom-baovao tsara ho an'ny rehetra ihany koa.
Patrick
Patrick