Franc maçon

1. andry44 ( 15/12/2010 02:12)
Manahoana daholo!
Sokafan any ady hevitra hoe: aiza ho aiza ny toerana misy ny Franc maçon eto Madagasikara eo @ resaka politika?
Any ivelany mantsy ny FM io tena midirigé ny politika ary mametraka lamina maty paika higiazana ny fitondrana mihitsy!
http://marialerouxi.aceboard.fr/270040-1299-355-0-QUELLE-DOCTRINE-CACHE-DERRIERE-FRANC-MACONNERIE.htm
novalian'i cyril ny 15/02/2011 12:21
2. vonynive ( 15/12/2010 09:53)
miarahaba anao
andry44 a tsy mandeha le rohy zafady

3. AndriambyII ( 18/12/2010 08:18)
Ny frômasônina vé dia finoana na fivavahana ?
4. nameno ( 01/02/2011 03:33)

AndriambyII:

Ny frômasônina vé dia finoana na fivavahana ?

karazana sekta izy io na azo ambara ihany koa ho fanaovana pakta @ satana,satria raha araky ny reportage nojereko dia misy voady maromaro vao tafiditra ao, ary alohan'ny hanaovana voady dia misy karazana symbole maromaro aroso eo @ ilay olona manomana voady ka sabatra sy karandoha no tena tadidiko tsara,araky ny voalaza ihany koa dia raha vao tafiditra @ izy io ianao dia tsy afaka miala intsony,si non maty satria efa mahalala ny secret hono dia tsy maintsy vonoina
5. nameno ( 01/02/2011 03:33)

6. nameno ( 01/02/2011 03:34)

7. nameno ( 01/02/2011 03:34)

8. dadabe ( 15/02/2011 05:07)
ahan !! hummmm iza daholo nympikambana ao le ?? RA8 ? AndryTGV ?Ratsiraka ?

9. cyril ( 15/02/2011 12:21)
ha ra-andrywui44 salut toi ! ...

raha te hafantatra bebe kokoa momba an'io framasionina io toi de i hery sy ra-ika atsoina fa ry lerony sy ny papa sy ny eveka no tena efa lasa lavitra ao ,fitaizana vatana sy fanahy hono io ozy ra-ika zay

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1864