Nataoko ny tsy hihomehy

1. sitlo ( 05/12/2010 20:22)
Andry Rajoelina: "mes modèles sont Nelson Mandela et Mahatma Gandhi"

Efa misy fahavoazana mihitsy. Mba ampianaro ihany ny ankizy ry ireto fa dia lasa miteniteny foana ka.
Rehefa kelikely koa dia "je demande le prix Nobel de la paix"
novalian'i walte ny 13/12/2010 16:36
2. Noue ( 05/12/2010 21:33)
zany koa ve dia atao mahagaga eee ?? k'ita fa bady kely sans qualité sady tsy hainy akory ny dikan'ny zay lazainy eee !!! zany ny alehany rehefa mivika eee ! mahamenatra marina eeee !!!
3. walte ( 06/12/2010 08:05)

tsy aleo mba mihainao ny vavan'i Andry toy izay mihaino ny andr8 tamin'ny mbola teo amin'ny fintondrana izy, aza atao mivika izany izy fa izy zao no eo dia avelao izy hiasa, fa raha tsy faly dia ndana mipitika ary, raha resaka intelligence dia aleoko lavitra i zandry kely, na mikabary, na teny frantsay
4. vale ( 06/12/2010 09:15)

walte:


tsy aleo mba mihainao ny vavan'i Andry toy izay mihaino ny andr8 tamin'ny mbola teo amin'ny fintondrana izy, aza atao mivika izany izy fa izy zao no eo dia avelao izy hiasa, fa raha tsy faly dia ndana mipitika ary, raha resaka intelligence dia aleoko lavitra i zandry kely, na mikabary, na teny frantsay


Intélligeance!! pfffff, oul tsy ampy expérience retraretra zao, k'hita fa ridicule, on a pas besoin d'un mannequin au pouvoir, on a besoin d'un Président digne de ce nom!! houla!!!!!
5. andrywui ( 06/12/2010 10:35)
misy bandy vaovao manao style na hira gospel ato zany le!!!!.... WALTE vaovao ngah toi ?? salut lesss bandy akama !....


- de lazaivo fa i wiwi ndray io walte io ?

6. locl ( 07/12/2010 09:20)
tsy dia atao mahagaga loatra fa RAJAKOM-NAZAHA eeeeeeeeeeeeeeeeee! Ny vatany no olombelona fa ny sainy dia saindrajako. Sa aohoana wiwi
7. andrywui ( 07/12/2010 09:32)

salut locl !!!

zah less misy tsy mahatoky mitsy ato fa hoe efa hendry ah zao aa!....

ita oa less locl nenle bazily de io tgv vaky pné io fona nefa ny oul efa miditra technology modern be zao !!! de io famonoan'olona sy tifitifitra oul io fona no mba fika hitan'i bazily sy ny namany itazonana fanjakana !!

elah anie bazily ahita ny anganonnnlah eo elah fa mba miova amzay aa !!

OZY RAHERY AKAMAKO zay hoe "ny adala no tsy miova" titre -na dinikanilery efa ambolana maro izy zay !!! sa ahoana tonton ???
8. vahiny2004 ( 07/12/2010 09:41)
sitlo:

Andry Rajoelina: "mes modèles sont Nelson Mandela et Mahatma Gandhi"

Efa misy fahavoazana mihitsy. Mba ampianaro ihany ny ankizy ry ireto fa dia lasa miteniteny foana ka.
Rehefa kelikely koa dia "je demande le prix Nobel de la paix"


Na ilay dikan'ny hoe "modèle" no tsy fantany
Na tsy fantany marina ny momba an'i Mandela sy Gandhi
Na nasaina namerina ohatran'ny boloky ohatry ny mahazatra izy
la honte ...
9. bazylou ( 07/12/2010 12:09)

koo, honorisy koza aza azo gratos ko maika fa prix nobel de la paix sy ny namany ve tsy hoazon'i tv milamina eoihany.
Sady efa manompo azy izao ny ambany lanitra.

beeeeeuuurrrk
10. vale ( 07/12/2010 15:06)
beurkkkkk!
11. locl ( 07/12/2010 17:05)
Mba te hiten izy dia mba miteny, nefa miteniteny foana. Ary izy iny ve efa lany henatra e
12. jiolah ( 09/12/2010 13:23)
Tokony mihinana kely any Antanimora 27 ans zany ny sefonareo Bazily a.Raha tehitovy amin-drazokiny sudaf.
bouuueeerkkkk hon hon
13. andrywui ( 10/12/2010 10:45)

jiolah - 09/12/2010 14:23
Tokony mihinana kely any Antanimora 27 ans zany ny sefonareo Bazily a.Raha tehitovy amin-drazokiny sudaf.
bouuueeerkkkk hon hon

sali less bainn !! milay kosa ity ps jioah anlah ty ka ! ... inona ny mdp n'io letsy mba entiko kely ndray andro a !??
14. walte ( 13/12/2010 16:36)

sao de mba tsy ianao ary io mampe tsssssssssssssssssss
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1025