izany indray hono no anodina ny baolina ao amin'ny tim and co, dia jereo tsara fa hivadika mena le ravatomanga; ary i kotoarivelo tsy ho velona koa , i peau rouge aza efa lany morse kooo,
mba azo hiangaviana ve elah rabazily mba hangina amzay fa efa manaiky analah sy ny bitronlah ny oul a ...
- raha mbola tohizanlah ihany manko io fanindriana fa lavo anay GTT ato io de hangataka amin'i hery mihitsy zahay ho esorina tato io PS anlah io fa tsy laitra !!!....
atsy hosenlah ka , ny aroa hitsahanlah ka , ny atsy kendainlah ka .. jereo fa na i pikatti sy diloo sy ouioui adva anlah matanjaka tato aza ty tsy sahy mamaly anlah tsony fa mahamay be ny anaovanlah azy !! za alou sahy anlah ra hifanjinja eto e ! fa sao alazanlah amin'i lilison eto ko ah vao goagoaka fahatany eo ko !