Nahoana

21. andrywui ( 25/11/2010 16:31)
hery .....!!!









ka le fanalanalana IP sy PS mihitsy anie no tena maha alérgique fa tsy le izy hoe atsy na aroa no nidirana ee! .. otran'ny hoe atao kilalao le akanendaka PS



22. hery ( 25/11/2010 16:36)
Misy ps an'arivony ao, tsisy voasakana. Raha toa ka misy 1 voasakana dia tsy maintsy misy antony foana... dia ilay voasakana no tokony hotonga saina hoe fa maninona aho no voasakana, fa tsy ny ps an'arivony hafa no hieritreritra hoe maninona izahay tsy voasakana.
23. andrywui ( 25/11/2010 16:44)
mangina letsy MISA zay aa !! fa zay mangina volamena ! isika ve hiady amin'a.... fa aleo mangina e ,zao ary tsika lahy ty itambarandry zareo hoe diso e ! nanao fopla e ,misy antony ao ee, sns e ...
24. andrywui ( 25/11/2010 16:48)
misy zava-mahagaga manko !!!!
-le wendy nanao "vinany" tsary mety mipoitra teo manazava ze antony nanotàny tao fa ireto mpisolovava no manangam-bovona amin'i misa eto manadio ny fahotan'i wendy !..
25. m.i.s.a ( 25/11/2010 16:59)

hery:


1-Faharoa an'izay dia misy mauvaise foi ilay izy satria mora dia mora ny nanova ps raha hiresaka no nahatongavana ao.

2-Efa notenenin'i wendy izany ianao hoe soloy ilay ps kanefa tsy nosoloinao fa lasa ianao ni-verifier an'ilay fitsipika.


3- Raha olona tsotra dia nosoloina fotsiny ny ps dia nilamina. Fa misy zavatra hafa tiana hatao matoa tezitra.


Miarahaba,

Misaotra anao ry Hery namaly ahy ka ho raisiko tsirairay ny valinteninao.

1-Tsy misy mauvaise foi mihitsy ny nidirako tao @ karajia ary marina fa azoko natao aradalana ny nanova io ps-ko eny na dia io aza no configuré anaty script-ko . Saingy inona moa ny antony tsy nanovako azy teo no eo ? satria de bonne foi kosa ity fanontaniana ity hoe fa maninona no tsy afaka miditra @ io ps io aho ?

2-Marina fa notenenin'i wendy aho hoe soloy aloha ny ps vao mahazo miresaka saingy mbola naveriko ihany ny fanontaniana hoe fa maninona ? Raha mba nilaza manko wendy hoe tsy mety io ary vakio ny fitsipika fa ao ny antony ary zay indrindra no nahatonga ahy namaky ilay fitsipika ka tsy hitako tao hoe inona no maha-tonga io ps io tsy valable ka io no antony tsy nanovako azy.

3-Tsia ! tsy tezitra velively @ zay ps aho fa kosa mba mametraka fanontaniana sy mba nangataka hoe fa maninona io ps satria averiko etoana fa tsy hitako tao @ ilay fitsipika hoe tsy ara-dalana io ps io.

-Ary tsy normal kosa ve raha misy milaza hoe jereo ny fitsipika dia iny tokoa aho fa nijery ny fitsipika alohan'ny hanoloko io ps io ? saingy mbola averiko etoana fa raha nijery ny fitsipika aho dia tsy nahita hoe maninona io no tsy mety.

Na izany na tsy zany dia misaotra anao namaly , eny tsy hiditra @ io karajia io aho , ary io ps io kosa aloha dia tena tiako dia tiako , io no tena mba nahafinaritra ahy nataoko @ script-ko.

Farany , mbola averiko etoana fa tsy misy hatezerana na dia kely monja aza ny hamaliako na ny nanaovako dinika teto fa fanazavana tsotra dia tsotra.

Hoy ao @ ilay radio vazo gasy hoe [saotra e !]
26. hery ( 25/11/2010 16:59)
Ka i wendy tsy mpiditra eto amin'ny forum

Otran'lah tsy miditra any @ vetso na tononkira na karajia.

27. hery ( 25/11/2010 17:01)
Ka mahagaga fotsiny hoe tsy hitan'i m.i.s.a. tao amin'ny fitsipika ilay izy kanefa io misoratra be io.
28. m.i.s.a ( 25/11/2010 17:09)

hery:

Ka mahagaga fotsiny hoe tsy hitan'i m.i.s.a. tao amin'ny fitsipika ilay izy kanefa io misoratra be io.
Ka ny hitako tao anaty fitsipika ry Hery dia ny ps mamoafady sns

Tena mba tsoriko aminao kosa aloha de bonne foi ity ry Hery , ato an-trano aza dia rehefa miantso ahy ny vadiko na ny namako matetika miantso ahy hoe OOO ! misy miantso koa hoe HEY HO , ka io OOO io no mba tiako e !

Misaotra anao namaly

Hoy OOO (arahin'ny tsiky)
29. hery ( 25/11/2010 17:19)
Tsy ilay resaka mamoafady ka.

Fa ilay hoe

3. Ny mampiasa solonanarana tsy hay vakiana, toy ny solonanarana feno famantarana fotsiny (^-^ na |-| sns.)

ny oOo dia ao anatin'ilay sns.

Ka izay ilay olana, eritreretinareo ho toy ny vadinareo daholo ny olona rehetra :-)
30. m.i.s.a ( 25/11/2010 17:31)

hery:

Ka izay ilay olana, eritreretinareo ho toy ny vadinareo daholo ny olona rehetra :-)


aiza kosa e ! aza mampihomehy kosa e ! mbola tsy nisy olona niantso an'i Hery hoe [HEY] [HO] na [HEY HO] hatramizay ?

Eny ary fa aleo faranana ity resaka ity ka misaotra hatrany e !

[saotra e ! ]

hoy OoO (arahin'ny tsiky hatrany)
31. ifiona ( 25/11/2010 20:53)

eishy e!

Hazavaina milamina be wawa sady tonga dia za no lazaina fa wendy, hay mahay mipetraka ihany rehefa tenenin'i sefo.

Dia avy eo hoe ny vadiny hono miantso azy hoe Hey ho. LOL e.
Ka raha misy miantso eny an dalana hoe: "He!" dia tena mino ve enao hoe enao irery no hitodika.

Hay mahay mamarana resaka ihany rehefa hita fa diso. Nitapoha t@ rindrina. Pan.
32. m.i.s.a ( 26/11/2010 08:25)

ifiona:


eishy e!

Hazavaina milamina be wawa sady tonga dia za no lazaina fa wendy, hay mahay mipetraka ihany rehefa tenenin'i sefo.

Dia avy eo hoe ny vadiny hono miantso azy hoe Hey ho. LOL e.
Ka raha misy miantso eny an dalana hoe: "He!" dia tena mino ve enao hoe enao irery no hitodika.

Hay mahay mamarana resaka ihany rehefa hita fa diso. Nitapoha t@ rindrina. Pan.



ifiona:
mba te hanampy anao am-pitiavana



marikoditra be aho mahita an'ilay fanampiana am-pitiavana.

Voavaha aloha iny olana iny ka aleo faranana eo e !

[saotra e ! ]
33. andrywui ( 26/11/2010 09:21)
hon hon hon ozy kala hoe : ho ampiako ampitiavana ianao ry MISA kay nanafi-koho tao ikala ?? hon hon voarangotra soamantsara i MISA

eka ozizy farano ampitiavana ary !!!



FARANY: misaotra an'i HERY Chef de canton
misaotra an'i MISA voapetsa
misaotra an'ifiona kobay ankelika
misaotra andrawix mpanisy sira



STOP !...... vita tompoko
34. ifiona ( 26/11/2010 16:54)

m.i.s.a: lazao fa tsy am-pitiavana ny valin-teny nataoko taminao voalohany indrindra? nisy ve ny teny masiaka natao taminao t@ valiny voalohany?? raha tsy am-pitiavana io valiny voalohany indrindra dia tsy haiko zay azo hilazana azy?

dia iza no nanomboka nilaza fa izaho no wendy sy nametraka ny hadisoana rehetra teto amiko??

Eny tokoa, rehefa hitako ny fomba famalinao dia tahak'izay aho tsy nanao valinteny am-pitiavana t@ ilay valiny voalohany o!!!

koa iza no diso, za ve?

eishy e.

35. ifiona ( 26/11/2010 16:56)
lery tsy mbo nahalala niala tsiny t@ endrikendrika nataony t@ olona hamafisiko fa NAMALY AZY TAMIM-PITIAVANA T@ VALINTENY VOALOHANY MANDRA-PAHATONGA NY ENDRIKENDRIKA, koa inona no faranana am-pitiavana eo?

tsy mendrika an'izany izy.

Point.
36. cyril ( 29/11/2010 11:18)
ka ifiona sy wendy kosa anie no aviavy be talou teo de avy eo niantso osekoro tamin'i hery de niara- nidaroka an'i misa teto daholo nareo e ! ka aiza ary i misa no tsy hanao hoe farano ampitiavana !!ho faty tambatra rery eo ny tena ? izy efatra ngedabe miara-mamely daholo ! le wendy ary mody gisa be any ho any nefa manaraka akaiky ny toedraharaha ihany lengama hoe aiza ho aiza
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6245