milay be waa
1. bazylou
(
21/11/2010 09:17)
voafehy tanteraky tgv ny baolina waaa,
midira izay sahy eo indray ary e,
izay mairen'ny tana lany eo aloha dia tsy tafala am tgv eee.
misokatra tsikelikely ihany na be mpanakora aza ny orinasa ao mdg,
2. jiolah
(
22/11/2010 06:36)
marina ny an'lah lesy bazy.Mafy be tokoa kay ty Lylisonna ty kle.Vo nijoro nedala de natahotra hatramin-dry sarla akamany sy ry kotity niseho ho rola taloha.
3. nanjakely
(
23/11/2010 11:11)
fa misy farany ny rats atao ry bazy a
hatram la ary ho trongisinay am lapel ato amzay andro zay
zahay kou maharitr kah
mandihiza tsara alou ela zao ato
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.8107