Any ianao ry Andrywui

1. piozila ( 20/11/2010 08:40)
1-tena mahagaga ianao ity (na koa mampahatsiaro ahy ireo mpanao politika namotika an'i Madgasikara)
Hatramin'ny 2008 ka hatramin'ny octobre 2010 ianao dia tena fanatik be an'i Radomelina ary tena miakatra afo raha vao mba misy tsikera kely atao anazy. Herinandro vitsivisty anefa izay dia toa mitsikera andradomelina foana ny ataonao. Nivadika palitao ve? sa mpampiady baolina eto amin'ny serasera? sa manana tanjona hafa?
2-nangataka ahy ianao hanafika camp militaire tamin'ny farany: io ary izy fa natao, fa ny nahgaga ahy dia izaho irery no saika ho halefanao eny amin'ny camp miaramila; Mba ho vonoina ve amin'izay mihena iray ny mpitsikera ny FAT?
3-Ny tantara tsy fanadino na ny eto amin'ny firenena na ny eto amin'ny serasera.
novalian'i bazylou ny 24/11/2010 18:26
2. andrywui ( 20/11/2010 14:02)
VALINKAFATRA TSY FANADINO


lehibe aho izao !

tsy toy ny tamin'ny taona nilalao aho ka nilalao
fa efa mianatra sy miasa !
lehibe aho izao !...
3. andrywui ( 20/11/2010 14:04)
raha miteny aminao aho hoe mena io de tsy ho voatery ho mena akory no ilazako azy fa avadiko hoe manga io de tohanako ny hevitro ary reseko lahatra i piozila de manaiky fa mena io "nefa ny tena marina?? dia manga io """ hon hoin hon hon

zay manatsaina aoka izy handinika !

4. jiolah ( 22/11/2010 08:16)
sady nihena hoa le HON HON HON nahafinaritra be iny ee
5. andrywui ( 22/11/2010 14:28)

2-nangataka ahy ianao hanafika camp militaire tamin'ny farany: io ary izy fa natao, fa ny nahgaga ahy dia izaho irery no saika ho halefanao eny amin'ny camp miaramila; Mba ho vonoina ve amin'izay mihena iray ny mpitsikera ny FAT?

fantatro elah e ! zao fotsiny letsy a ! samy miaramila isika hatramzao ka aza mifampitsikera ! ze ataoko de anah zay fa araho ze baiko azonlah avy any koa ze superieur nlah tsy haiko fa samy mandeha amin'ny lalany isika de aza mifanakiana !
-- raha te hanafika camp militaire elaisany de anareo zay !
-- fa raha tsy te hanohy intsony elah de ario ny grade sy ny camouflage sy ny paktazinlah rehetra de mandehana midezerta koa ra zay no mampalahelo anlah !!
--de aza tohizana intsony ity kozy ity fa borikeo hatreo
6. andrywui ( 23/11/2010 09:25)

STOP-o de borkéo eo mba tsy ivoahan'ny resaka secret bediabe tsy tokony fampiseho eto !
anlah ny anlah raha misy fahavoazanlah any fa zah aza ampidirina amzany ! ny anay lalana hafa ny anareo lalana hafa !
-tohizo ny fanafihana base de iaraha- mahita eto e !
zah anie manaiky anle hoe hanafika base e ,fa inona ny matos entinlah hanohitra ny emmo-reg ? hanaonao fona ve ? mas36 sy mitraillette sy PA sy grenade ve ? ireo ve ahatohatra ny blindé sy tank ndry zalah BATAK efa saika halatsaka ? mety le fika fa ny fananterahana azy no fopla !

- fa raha nitambatra tsara de niandry fotoana mety ny FIGN , 1éRFI ,RM1, BANI defa ela io no tafa ! maika tsy faingana de io no nalehany ! misy base iray hanao otran'io koa hono ato ho ato de mitovy ihany ny lalany avy eo !
7. bazylou ( 24/11/2010 18:26)
efa lany daty wa le resaka rasila dia miandry fotsiny ny pokona,

kombaka hafa atao

beuuurrrk
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.9771