fozaorana zay Mandeha mifidy
1. zigzag
(
16/11/2010 05:57)
mandeha ny fanambakana vahoaka ;ka ampiditra ny lohan'ny malagasy any ambou dny FATY
!gaga anao aho ra malagasy raha mbola azo badoina iany ianao!
badoina am vary iray kapoaka sy menak d mandeha mandatsabato hoan'ireo JIOLAHY sy JIOVAVY mpivarotra firenena !
ka hoy aho hoe FOZAORANA z mandeha mifidy !ary la chasse est ouverte hoan-zay manao ankanjo zarain'ny jiolahy am n io fotoana io!
ianggaviana isika mba hiaza ny Foza sy ny MIARAMILAMPOTAKA am zay fa ampy zay!
mazotoa daolo aza am coctail sns!

novalian'i Dmon ny 23/11/2010 07:00
2. RAR.DAGO
(
16/11/2010 06:31)
Izao ry zigzag no atao hoe "incitation à la haine" ary tsy tokony azo atao izao ataonao izao satria raran'ny lalàna.
Manarak'izany izaho andeha hifidy ao @ CEG Nanisàna rahampitso @ 8.30 maraina satria izay no safidiko ka raha hanakana ahy ianao dia andramo.

3. cyril
(
16/11/2010 09:52)
marina ny raison entinao ry RARDAGO ,ny kely saina no manakana ny safidimbahoaka zany sady voararan'ny lalàna no tsy demokrasia izany ry zigzag a aa raha manao lohana foza otrizany koa i zigzag de ho rava koa ity tolona natao amambolana maro ty , ny saina ny consience ny tsir11 no mibaiko azy hifidy anizaroa sy zatsy fa tsy chasse à l'homme otrizao hevitrao izao ,, mananjo ny tsi11 ! avelao halalaka izy ! fa ny teny filamatra fotsiny no atatatata mafy ho ren-tany rendanitra hoe tsy mila bitro lavanify sy kàkàkloty ozy rawuix zay tsony isika vahoaka e , de mba hendry elah bainnn amin'io hevitra bontolo alefalefa tsy ampisainana io fa refa ataoko tsy mahatanty fa be konetaka any amin'i rawuix any
zao ry zigzag no atao hoe "incitation à la haine" ary tsy tokony azo atao izao ataonao izao satria raran'ny lalàna.
Manarak'izany izaho andeha hifidy ao @ CEG Nanisàna rahampitso @ 8.30 maraina satria izay no safidiko ka raha hanakana ahy ianao dia andramo.
4. cyril
(
16/11/2010 09:56)
pikatti an ,Tsy maha ouioui na pikatti anelahy ny politika ka atao haza lambo ny oul ry bainn aa tany toulouse elahy no nahery fa tsy eto amin serasera eee chasse à l'homme ve no vahaolana itanlahy ? hanimba ny tolona ataon'ny Gtt province , Gtt Interanational sy ny tolona ataon namana rehetra elahy ra zany ny toetsainlah ry pikatti an ambany be otran zany, ny manodidina ny loha fotsiny no be fa ny saina tsisy hon hon hon
5. nanjakely
(
16/11/2010 11:29)
ory zigzag an efa kobo ane ela e mivoah tao amizay de lazao ze tena hevitrrzla farany
zany hanenjika oul tsg mitovy couleur polique zany ve sisa no adihevitrie atsanganla ry pikatti mahamenatra bz,;

6. milamm
(
16/11/2010 15:36)
tsy safidy akory io fifidianana io fa fomba hafa anerena ny mpandray anjara avadik ho eny daoly, ahoana tsara mo no niatombohany foza e(fampatsiahivana)
http://www.youtube.com/watch?v=_Q9Eha9zA9g&feature=related
samy nahita sy nandre tsara ary naheno fa io andro io dia notapahin'ireo olona ireo nivory tao ny fanendrikendrehina an'Atoa Ravalomanana 07/02/09 sy nanonganana azy 12/03/09 noho izany lalana entiny fat hanamarinana ny fandrobany fahefana ny fandraisana anjara izay mifanohitra @ zo sy fahafahana nangalarin'ireo fat, ireo vanim-potoana 4 niseho nanomboka ny 29/03/47 ka hatr@ 07/03/09 raha atopy lavidavitra ny maso dia misy afaka manome aingam-panahy antsika ady @ demokrasia ankoatry toy Mandela ao Afrika atsimo, i Aung San Suy Kyi avy ao Burma izay hany nobel peace prize winner voagadra 7 taona vao afaka omaly teo anatiny vahohony fitondrana jadony miaramilampotaka(junta) burmese, niezinezina sy manakoako erantany famotsorana azy satria mpiaro marina ny safidimbahoaka(true inspiration)
http://www.youtube.com/watch?v=xVk34VLELoA
eto izy voavotsotra mitsoka ny rivompahafahana sy itondra fiovana ao anaty filaminana ny fireneny
http://www.youtube.com/watch?v=uL_NVjPyER8&feature=fvst
izao no antsoina hoe soa fianatra ny olona filamatra, fa tsy oe iza no mafy be araky ny hevitry ilay namana 1 atsoina oe bazy

7. cyril
(
17/11/2010 06:11)
Ajanony any leisy ty resaka ouioui ty rawuik a, ialahy anie pehan' lery eo de hipapapa aty ,dray e hin hin hin
Dinika alefa raha mba bandy misaina , manaoatra ny vhv mifosa ny toetran'ialahy