Ampidiro aloha ny tenimiafina
Jereo kely anie eh!!!
1. Fanhaiky
(
13/11/2010 12:48)
Toy izao indray ny fomba ialan'ny Amerikanina amin'ny loza mety hiseho any aminy
2. sylvaine
(
13/11/2010 16:14)
hihihi..tsy ratsy kosa an
3. Lejoba
(
19/11/2010 13:54)
dia ahoana hoy ilay bandy miasa ao anatiny ao? Kiraro voatokana miraikitra @ tany?
4. tomms
(
13/01/2011 10:27)
hihihihihi.
tonga d simba ny matos ao anatin'lay trano raha izao fitrangany zao.
5. ledala
(
22/01/2011 19:44)
sylvaine:
hihihi..tsy ratsy kosa an
mba eritrereto an'zany any amintsika e!!!!
6. guant
(
10/06/2011 06:13)
active fa tsy animée le sary