ny atao hoe

1. bazylou ( 05/11/2010 16:45)
fandrosoana dia ny fitoviana tsy misy valaka amin'ny fotsy hoditra, na fiteny , na toe karena na fahaizana, .......... ankoatran'izay mahantra fona ny klasiny e,
raha tsy hoe hanao rajakombazaha angaha, loooool

beuurrrk
novalian'i bazylou ny 13/11/2010 13:21
2. locl ( 05/11/2010 17:46)
Fa ianao ve ahoana e! Tsy hitanao angaha fa efa Gorille be izao no milaza fa mpitondra ao Dago ao. Aiza ary nareo izany
3. milamm ( 06/11/2010 01:37)
ka efa voasasany savony fotsy hoditra nge ny sainy bazy hatr@ zay e de manjary te ampitovy tena @ izy ireo! noho izany tsy misy dikany le resaka oe refa tsy mitovy @ fotsy de tsy tafa, tsy any le olana fa tsotra zany, tsy mahafa-po ny vozongo resaky bazy de any @ tompon-Tanindrazana no manala vokony ...Tsy te ahantra izany ireo Malagasy marobe ao Madagasikara fa te hivoatra lavitra noho ny rehetra, Ady @ fahafahan'izy ireo manao izany (nahatonga ireny fihetseham-bahoaka 47,72,91,01,09 nararaotiny lavanify), ny tsy fitiavana an-Ravalomanana anao manokana izay fa ny aim-pirenena Malagasy aza raisina @ hevitra maivana be toy izao ireto mpandroba firenena Malagasy no manondrana sy mivarotra ny harem-pirenena. Ny tody tsy misy fa ny atao no hiverina , fair play bazy
4. AndriambyII ( 06/11/2010 20:38)
Raha ny tena izy milamm dé tss mila olona voasasa loha intsony ny malagasy ! Fandrosoana mankany @ fahaverezana ve sa mankany @ afobe ? Tandremo tsara fa samy ambava-mamba daholo izao ny firenena eran-tany . Gare a ceux qui sont faibles ,ils seront bouffés d' une maniere ou d' une autre .
5. bazylou ( 13/11/2010 13:21)

io no atao hoe fandrosoana, izay tsy manaiky dia mahantra . ohatra, ny gasy ,
beuuurrk
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1767