Fa nahoana ary hoy ianareo

1. bazylou ( 02/11/2010 19:31)
No resy lava sy azo ampiesoninafona nmy gasy nefa be zity be we mahay an'izatsy sy zaroa e.
Tgv mpanongam panjakana e, blablabla e,
Beuuuurrrrrrk
Aminay dia tsotra ihany, rehefa mbola be wawawa sy tsy mahazera an'ny tgv eo dia mangina.
Fa vendrana be daholo ianareo.
Ary entin'ny tgv amin'ny sangany daholo.
Izay mahasaky no mahazo ny laka ary izay sahy maty no mifono lamba mena.

Azerao hoaho tgv raha mafy be sy demokraty pataty ianareo.
Asehoy ny hery dia azerao.
Ka na hiantso mersa us aza i le8 dia resy fona e.
Resy mandady amin'ny TANY mihitsy

Beuuuurrrkk

PS: olona vaovao no ilana ary efa feno ny mitondra ny firehana bazylou.
novalian'i bazylou ny 13/11/2010 18:33
2. Noue ( 02/11/2010 20:13)

bazylou:

Aminay dia tsotra ihany, rehefa mbola be wawawa sy tsy mahazera an'ny tgv eo dia mangina.
Fa vendrana be daholo ianareo.
ianao no tena vendrana be eee !!! dia ahoana ireny voaroka tahaka ny alika ireny indray tany montreux eee ?? tsy mba mahalala menatra akory fa mitonatonana foana nefa efa lazain'ny eran-tany fa SANS QUALITé dia mbola sahy mitonatona ihany eee !! mahamenatraaaaaaa beurrrkkkkkkkkkkkkk !! kay moa tsy mampaninona anareo ny manalabara-tena aaa !! beurkkkk
3. cyril ( 03/11/2010 09:40)
amin'ny maha mpanao politika ahy aloha dia ny tiako tenenina amin'i bazylou dia izao fotsiny ,tsy ny tanjaka sy ny hery ihany no fitaovana entin'ny Filoha hitondra firenena fa ny voninahitra sy ny fankatoavana azo avy amin'ny UI ,ka raha izany tenin'i noue hoe efa atao roaka alika zany dia efa mampidina ny maha izy ny Filoha izany ,ny filoha fa tsy ny firenena
4. jiolah ( 03/11/2010 12:19)
izay ny an'lah ry bazykely.Io filohan'lah io zany le atao hoe "poivron be fotsiny".Ngezabe fa tsy masika sady poak'aty.Mahery an-tanana fotsiny nedala.
5. locl ( 03/11/2010 14:37)
Salut Bazyl, tena BONNE POIRE raha hianao, izany ve no atao hoe fanjakana. Mampalahelo izany fisainanao izany TENA BONNE POIRE HIANAO
6. RAR.DAGO ( 04/11/2010 06:07)
Misaotra an'i Bazylou isika nandrehitra afo atao resaka ety ambony tamboho ;)
7. bazylou ( 05/11/2010 16:41)

ianareo no tena bonne poire fa manaiky izay lazain'ny olona fotsiny kooo.
ilay gasy tsy misy apoka haf atsy ny wawawawa iray lavaka fotsiny.

beuuurrrk
8. RAR.DAGO ( 05/11/2010 20:51)
bazylou:

ianareo no tena bonne poire fa manaiky izay lazain'ny olona fotsiny kooo.
ilay gasy tsy misy apoka haf atsy ny wawawawa iray lavaka fotsiny.

Eny ary fa ianao no favy indrindra e!
9. bazylou ( 13/11/2010 18:33)
izaho no favy indrindra e,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3103