Seraser'alina 2

21. hery ( 23/11/2010 16:38)
rastafarai> Aleo mivatsy am sisiny ihany sao de tsisy an'le d'or ao lolll
22. Oully ( 23/11/2010 17:58)
Misaotra anareo ny amin'ny hevitra rehetra nifanaovana teto. Te hilaza amintsika rehetra fotsiny aho hoe efa feno ny toerana amin'ny zoma izao koa tsy mandray famandrihantoerana intsony. Mialantsiny indrindra!
Raha sendra misy manampaniriana ho avy nefa tsy namandrika toerana dia ialana tsiny fa mety hiverina fotsiny.
Mbola ho be no ho sisa hoy ny malagasy ee
Izay ary aloha fa amin'ny zoma izany ho an'ireo namandrika toerana mialoha.
23. rastafarai ( 25/11/2010 16:09)
Hery: Ngah tsy ho avy????
24. hery ( 25/11/2010 16:10)
Ho avy soa amantsara aho ka
25. Samoana ( 28/11/2010 09:41)
Hitanay ny sary e ! Klapy ! Klapy ! Klapy ! ho solon-damàko fankasitrahana !
26. andrywui ( 01/12/2010 09:11)
hono ho'ah r'ingah tonton hery ! - nisy tsikera angah na fanamarihana tsotsotra kely tsy de manahoana loatra zay nalefan'i CYRIL (tgv nivadika gtt) tao amin'ny loha-listra nanaraka anle dinikanao teo toa nisy lava tanana ndray nanala azy tao ?? nefa de tena nifandraika tsara mihitsy tamle loha-hevitra mihitsy le izy ! fa nilaza fotsiny hoe i vale tsy tafiditra tao tsony ozizy le cyril io fa lany ny billet !


de izay ve de fahotana mahafaty ho an'i cyril tgv nivadika gtt ????.....
27. andrywui ( 01/12/2010 09:14)
asio jiro kely hoe tonton !!!....
28. andrywui ( 01/12/2010 09:18)
tena tsara ny fety tao kah !! nanao tao daholo hatramin'ny tsy mahay mihira rehetra fa fandraisan'anjara no zavadehibe ! sady dance be !! hon hon hon hon zao ary no tao kouuuu!!![/img]
29. cyril ( 02/12/2010 09:27)
ity lety ry rawuiwui mbola dance be noho ny anlah a ,ny anlah resaky ny tsy tafiditra tany amin'ny fety serasera sy alahelonkanina tao fa nilay be ny sogany tao , rehefa tsy tafiditra elah de nalaelo ny kebab nosesefanlah nody hon hon hon
30. chrislyd2 ( 06/01/2011 01:33)
Ka zao vao misokatra amiko ilay vavahadin'ny serasera, dia izao vao voavaky daholo ilay hafatra... Docteur après la mort...

Tsy maninona fa ataoko izao alina izao ny seraseran'aliko e !
31. chrislyd2 ( 06/01/2011 01:35)
Ka zao vao misokatra amiko ilay vavahadin'ny serasera, dia izao vao voavaky daholo ilay hafatra... Docteur après la mort...

Tsy maninona fa ataoko izao alina izao ny seraseran'aliko e !
32. chrislyd2 ( 06/01/2011 01:39)
Valio ozy teniny... ka inn mo ny avaliko eo afa-tsy oe lasa double leizy de supprimerna ty 1 ty zany e !... Tsy afaka msupprimer aho fa an error has occured ozizy

cyril:

ity lety ry rawuiwui mbola dance be noho ny anlah a ,ny anlah resaky ny tsy tafiditra tany amin'ny fety serasera sy alahelonkanina tao fa nilay be ny sogany tao , rehefa tsy tafiditra elah de nalaelo ny kebab nosesefanlah nody hon hon hon
33. gasybeu ( 23/03/2011 10:30)
ny eto am tanàna ve zany tsisy hetsika ???
okay ...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1671