TSENA MORA HONO
1. Dan23
(
28/10/2010 13:22)
Anomboka indray mantsy ny fifidianana dia hitady lalana saady ny FOZA.nanin ts tsy tamla nandroba fahefana de efa nosokafana io ra tena endry fa ts io no mody anambatambazanla ny vahoaka eo.Taiza zao no nangalarana reny entana amidy ao reny sa ambiny tamle nogejaina tany am magro????
Ny vola ho an'ny fram tsis nefa ny ankizy afa-panadinana omena 100000ar par téte,nisy afaka nga reo ankizy reo raha tsy teo ny nampianatra azy????otrany olona tsy misaina.

novalian'i locl ny 30/10/2010 13:47
2. cyril
(
28/10/2010 14:24)
Rehefa ohatran izao no ataon ialahy dani thb dia tsara tandremo fotsiny tsy handalo eo ry foudre sy ry ouioui fa tonga dia petsa ialahy,tohizo ny dinika fa milay
Dan23:
Anomboka indray mantsy ny fifidianana dia hitady lalana saady ny FOZA.nanin ts tsy tamla nandroba fahefana de efa nosokafana io ra tena endry fa ts io no mody anambatambazanla ny vahoaka eo.Taiza zao no nangalarana reny entana amidy ao reny sa ambiny tamle nogejaina tany am magro????
Ny vola ho an'ny fram tsis nefa ny ankizy afa-panadinana omena 100000ar par téte,nisy afaka nga reo ankizy reo raha tsy teo ny nampianatra azy????otrany olona tsy misaina.
3. locl
(
28/10/2010 19:36)
Maninona koa raha asaina manao bôjy ny makorelina, vody gratuit am^zay, hifidy azy daholo ny mpamojy vody antsisiny amin'izay
4. fijo
(
28/10/2010 21:52)
manjary vizana kosa ry zalahy ny ampitso ,ka tsy tafatsangana hifidy ko elahy ko
5. Dan23
(
29/10/2010 14:52)
locl:
Maninona koa raha asaina manao bôjy ny makorelina, vody gratuit am^zay, hifidy azy daholo ny mpamojy vody antsisiny amin'izay
hiihihihihihihihihihihihihihihihihihi,mety mbola rafoza ko no hisantatra an'io a.hahahahahahahahahaha.
6. locl
(
30/10/2010 13:47)
Ka zay zavatra mbola tsy hita taminy fitondrana teo aloha dia ataon'lery daholo.