tena fitiavana ve sa tahotra......?????????????????

1. Dan23 ( 26/10/2010 07:00)
Misy sipa zay miaraka amko nanomboka mai 2010.tena tiko le sipa fa ny ao antsainy no tena tsy mazava amko miits.mbola niasa za no niara izahay ka nilza iz fa ts isaraka amko tson fa izaho hono tena tiana loatra ka amono tena izy ra isaraka amiko,taty aoriana anefa nis blem ny asako ka votery nijanona aho.noteneniko azy daholo ny blemko vo niala niasa za mba iertreretan ny hoaviny ra mbol vonn hatran iz iarak amko na iemotra amza ts miasa tson.Nanaiky nefa iz fa vonon atran iaraka amiko fa ts isaraka amko zan.2 fois par semain za makan antranony ar d mifankahazo tsara za s ny fianakaviany.Nony nahita asa tsara taty aoriana d tapaka ny hevitra fa atao ny soratra decembre(izy no niinsiste) za nefa ts de nanampotoana tson nakanesana tan amdry zareo.
Nandefa sms tampoka anef le sipa fa otran leo ana ono iz fa ts ain oe manin de novaliko oe met mis olon miresaka amnao an naptsir fitiavana anao fa ts tsapanao d aty amko no nianjeran riatra.teztr iz tamzay fa oe lazaiko oe mampiraf ono iz no dikanzan teniko zan d nisarahany aho.erinandro aty aoriana anef nangatak fiaonana tamik iz mba iresahan amiko ny zava-mis.rehefa nihaona d tonga d notsoriny hoe nampirafy ahy iz ka bandy nidevierge anaz io bandy io nefa za hono no tena tiany.D nten za oe ts nofonkena mita-pihavanana akory ka nde hozarain ets s eroa fa misafidiana enao ze tena tianao fza ts afaka ny izara olontiana aman'olona d na ra izaho no andefitra rehefa ts foinao iz.D nanaik iz fa hosarany ito bandy 1 ka nomeko second chance iz.Niverina niaraka indray izahay kay vo tam laad teo tonga tan amin ny ray amandrenin'ilay bandy d nifapresaka tamndry zareo fa oe maninona ra akambana n ankiz d nanaiky tokotrany ary ty ray amandrenin'ilay sipa d notenenin tamiko zan reetr zan.Nanontaniako iz oe manaik anzan akambana ve enao sa mis interetnareo ao sa enao miits no nanaiky ilay proposition.Niten tamiko iz fa ts mety adinony miits ono le kofboay fa ndevierge anaz d tsitako tson ze ntenen fa oz za oe mapjal anaz ra mbol forcé iarak amko iz nefa ny sain an ankafa d nosaraako iz.
Ny blem nefa ten reveko le sipa ka izay no mba angatahako conseil amtsika eto.Ialana tsin fa otran lavalava le resako.Merci d'avance
novalian'i MitovyB ny 02/06/2011 18:48
2. DotMG ( 26/10/2010 07:37)
Miala tsiny raha mamaly anao @ alàlan'ny rohy fa sendra nifanaraka tao @ flux an'i hery ireto hevitra roa ireto (ny olanao sy ny tononkalo) koa dia ity tononkalo ity no havaliko an'ingahy izany, dia ankafizo.

http://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/avadiho-ny-pejy

3. Lejoba ( 26/10/2010 12:18)

DotMG:

Miala tsiny raha mamaly anao @ alàlan'ny rohy fa sendra nifanaraka tao @ flux an'i hery ireto hevitra roa ireto (ny olanao sy ny tononkalo) koa dia ity tononkalo ity no havaliko an'ingahy izany, dia ankafizo.

http://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/avadiho-ny-pejy



tena milay ilay tononkalo fa misaotra nizara, Mankasitraka raozigasy

Dan23> afohizo fa tsy poinsa izany. soa aza tsy mbola nisy nin"inn no niseho izany rehetra izany fa tsy sanatria vita ny soratra vao nitapodian'ilay bandy tao ny vadinareo.
Raikitra any izany ny fony ny tena marina fa mety hoe mba nanaitra azy fotsiny nareo.
Mahereza e
Lehilahy tsy boka herintaona
4. sylvaine ( 26/10/2010 12:56)
Zao fotsiny tsy tiany enao matoa izy miaraka @ hafa!tsy misy zany oe ty devierge ahy dia tsy adinoko mihitsy,matoa mbola iarahany ilay raikalahy de tiny iny zay,fa enao no ampesonin eo,manaova sipa hafa aingana de adinoy izy.Marina fa mafy ny tia,fa nandalo t@ zany daholo ny rehetra.
5. foudre ( 27/10/2010 21:10)
Sipa iray koa ve lety de hatao mahakivy a!
bandy lesy elah soloy hafa indray a!
6. ledala ( 28/10/2010 00:58)
***Raha tanterahana ny anareo:
- izy mijaly satria manina ilay tiny kokoa noho ianao
- ilay tiany mijaly mahita azy eny antratranao ( maika fantany hoe mijaly)
- misy fiaraha-monina tsy mankasitraka ny fiarahanareo ( fianankaviana....)
-ianao kosa ho faly satria eo anilanao ilay tinao (saingy tapany izany satria tsy feno ny fitiavany anao)
- tsy hahatoky azy ianao fa sao izy ireo mbola mifandray miafina
- hitady ezaka be ianao mba hitazonana azy arak'izay tratra

***Raha tsy tanterahina ny anareo:
- izy afaka hiaraka tsy misy rahoraho amin'ilay tena tiany
- ianao hialona ilay nandrombaka ny olon-tinao teo aminao
- ianao hanao ezaka lehibe hanadinoana azy
- mety tsy ahavanona fiarahana tsara arak'izay irinao ianao mandritra ny fotoana fohy na elaela.
7. miravero ( 28/10/2010 06:35)
marina fa mampijaly ny mitia olona tsy tiana,nefa rehefa tsy tia ny iray,aleo mamoy koa
8. vale ( 29/10/2010 13:20)

miravero:

marina fa mampijaly ny mitia olona tsy tiana,nefa rehefa tsy tia ny iray,aleo mamoy koa


miombonkevitra za, tsy tia anao intsony izany vh zany matoa izy niresaka milamina sy nivantana taminao ny projet an'ny fianankaviany ary nilaza koa fa hoe: tsy mety adinony le bandy anefa enao ko atiany, amiko izany tsy mety manadino izany dia tena mandra-maty na hiaraka aza nareo, tsy aleonao ve, miaraka @ oul vaovao tsy misy tantara toy izany, dia milamina tsara, toy izay hanohy iaraka aminy anefa tsy ho tranquille ny saina! tsy fantaro alou fa izay ny mba hevitro, mandehana manao vacances any @ toerana tinao anankiray dia hadinonao ho azy eny izy, sady manaova izay tinao rehetra, sortie, etc, etc, mifandraisa @ vhv hafa rehefa tonga any, fa tonga de adinonao zany vhv izany, bonne chance!!! ;-D
9. Dan23 ( 29/10/2010 13:29)
misaotra antsika namana rehetra namaly sy nanome sosokevitra.
Misaotra eeeeeeeeeeeee,tena voavaha tokoa ny olana fa mahafinartra e
10. ledala ( 30/10/2010 01:47)
maereza de aza ela fikenona fa tapaho aingana ny hevitrae!!!
11. vale ( 30/10/2010 13:37)
Dan23> de rien, bn chance ;P
12. mepaka ( 04/11/2010 19:31)
mbola bobaka ny sipa mila an'lah ry bandy fa aza maty an-kazo tokana a!mbola misy reven'lah lavitra no izy any.courage bain a!ny bandy lesy tsy boka erin-taona a!
13. mepaka ( 04/11/2010 19:34)
mety mbola mahita hena vaovao beuuu toi any ho any!hihihihi.
14. Herimiafina ( 18/01/2011 19:02)
Tena gravy izany an!
15. Aynah ( 19/01/2011 21:48)
Aza miasa saina aminy lesie!Na dia tiany aza ialahy, le bany iray ijanona ho ombre-ny foana na ahoana na ahoana! Ataovy ao an-doha hoe "Tsy anlà izy", voleo daholo ny eritreritra ialan'ny sainla aminy, dia henoy ilay tononkiran'i Roch Vosine "Ne viens pas" iny fa milay iny! Isaky ny mitady ieritreritra azy ialahy dia eritrereto ny voalazanle hira fa efficace be! Tsy aleo ve miaraka amin'olona tsisy tantara e! Ny tsirairay samy efa manana ny passé-ny dia raha iara-iaina dia aleo ze manana présent mazava fa ny présent mbola idiran'ny passé izany manimba futur, lasa futur conditionnel,hihihi!
16. MitovyB ( 02/06/2011 18:48)
Fomban' ny sipa @zao fotoana les ny manao toy zany a!,nefa refa atao malaky mamono tena ny sasany!,hoantsika band D zao aza mba manambitamby sipa zany ra band aradalana (tsy velomina ray sy reny tsony fa miasa)enao,fa refa maasosotra les D dakao any D mitady hafa ndray a!,,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0076