TSY LEO MAMITAKA

1. ruz9 ( 23/10/2010 16:06)
May volon-tratra angaha ny FAT ka nahita menaka mora sy vary mora tsy fanta-piaviana tampoka teo?
Miharihary loatra ny tsy fahaiza-mitondra sy ny fanararaotam-pahefana ka sakao mandalo sy mampisalala no anambatambazana ny vahoaka?
Tsy hahavaha olana ary tsy hamono ny risi-pon'ny Malagasy hanongotra anareo eo @io seza nalaina an-keriny sy arovana @ alalan'ny herisetra io akory izany.
Dia io indray fa manao fampanantenana @ mpanao pol. mpiondana seza : ao arian'ny "referendum" hono ny "governemantan' ny fampiraisam-pirenena".
TANDREMO, AOKA TSY HO VOAFITAKA
Fanaon'ny PHAT io mampanantena zavatra iray ka manondro daty mazava io rehefa misy zavatra atahorany tsy ho tanteraka @ daty io, na matahotra fionganana izy htra@io daty voatondro io.
Ohatra @ izany ny nampanantenany ny hamahana ny olan'ny mpijera ao ariany 26-06 izay midika ankolaka hamelana azy hitondra hatr@ io daty io rehefa nihozongozona ny sezany; dia hitantsika fa tsy nivaha akory ny olana. Dia nitohy ny fitakiana, nanome daty hafa indray ingahy Dj izay fanta-daza @ io tsy fitazonana ny teniny io, kaniafara @ filazana fampanantenana fa any @ Rep IV hono no amaliany ny fangatahan'izy ireo. Nahoana moa izy no sahy miteny anaran' ny rep IV izay raha hisy dia tsy ho izy akory no hitondra azy? Olona manan-tsaina moa ry zareo ka sany raha hino an'izany. Ny tena tiany hambara @ ireny nefa dia tsotra : ny tsy hitakiana na inona na inona fa amelana azy hitondra htra@ Rep IV.
Dia tahak'izany koa ity fampanantenana hametraka governemantan'ny fampiraisam-pirenena aorian'ny 17 nov ity. Aoka tsy hisy hihemotra. Ny fialany ihany noilaina; izay no vahaolana.
novalian'i Fall ny 06/11/2010 19:39
2. andrywui ( 23/10/2010 20:33)
HAT tgv lavanify lava sofina TGV midéraillé paty ,bitrolahy kàkàkloty ,sans qualité sns.... adala ... hin hin hin
3. milamm ( 23/10/2010 23:15)
le miala na mametra-pialana kalo tsy masaka fa esorina no mitombona kokoa
niditra mamono sy mandroba ankeriny fanjakana sy firenena ve izy hiala eo ampilantoana ?
kopaka mandrivorivo @ tsy apoiziny no hitranga ka aty afarafara vao saina tonga makamaka aina any Tsiafahy ...io fifanarahana vitany @ frantsay io tsy aharitra ny volama marsa 2011 izany raha ny vinavinako fa efa miandrona ny rano, ireo kendry tohana anamboarana azy, efa tsy mitsahatra ny fiampangany tenany ataony isan'andro ka fisamborana sy fitsarana no ho avy manaraka. Tsy hiseho mahita volana alohan'i Ibiby akory za fa ny aina no mateza dia hiaraka ho vavolombelony tantara isika mpisera rehetra
4. Fall ( 06/11/2010 19:39)
zandry kely vô teraka maly defa mievitr n tenany o gran maitre sahady!!! ar le chancelier iny tô tsita tsouny wa e??? !!! ny HCC tô ts mkoz tsouny ratysiraionana nizai-bava ngamba
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3622