REGARDER VIDEO Nirotsaka an-dalambe ny ankolafy telo, raikitra indray ny sakoroka 19 octobre 2010

1. vatofototra ( 19/10/2010 09:18)
REGARDER VIDEO Nirotsaka an-dalambe ny ankolafy telo, raikitra indray ny sakoroka 19 octobre 2010

- Nirotsaka an-dalambe ny ankolafy telo, raikitra indray ny sakoroka


Participer au débat sur le projet économique et social Madagascar
Groupe Vitatsika io - Madagascar Perle de l'Océan Indien


http://www.vatofototra.com
répondu par locl le 19/10/2010 18:44
2. andrywui ( 19/10/2010 09:24)
merci vatofototra amin'ny vaovao ah !...

misaotra e ! ..
3. antimpanahy ( 19/10/2010 11:14)
vatofototra =) miarahaba anao anaka ! mbola mitohy ve anaka io gidragidra be io amin'izao ora izao?


misaotra anao !
4. cyril ( 19/10/2010 12:09)
yes vatofototra a mankasitraka anao e
5. Noue ( 19/10/2010 16:23)
Bonjour Vatofototra,

misaotra anao hatrany @ fizarana vaovao eee

Mitohy hatrany ny tolona


Nefa tsy kivy !! tsy kivy !! tsy kivy tsy mihato , ireo Malagasy mitolona !!!!
6. locl ( 19/10/2010 18:44)
vao avy nijery ny ilay video tao aminy top mada koa aho,nahita le colonel Richard Ravalomanana dit Richard Baomba, tsy mahalala menatra intsony, tsy misy dikany ny galona eny antsorony.
Za avy no manongo tena, tena voavidimbola.

Merci Vatofotra a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0423