Ka io ilay limite resahintsika foana anie e! Atra=limite.
Rehefa tonga any @ tsy takatry ny saina dia i lery no antsoina. Ary toy ny lazain'i Fijo hoe raha ambany loatra ilay limite dia na ny vary hohanina aza ahankina @ Atra ny fitadiavana azy ny hiafarana.
Miarahaba antsika rehatra ô,
Nena angamba de izao no teniko e,io zany na inona finonao na inona finonao rehefa enao no mifantoka tanteraka amin'Andriamanitra dia miseho aminao fôna ny voninahiny fa ny fomba fisehony no samihafa.Ny fiangonana tsirairay samy miezaka mampita izay fantany amin0ny olona dia anjaran'ny olona no mieritreritra.Rehefa tsapan'ny olona iray fa ao amin'ilay fiangonana ivavahany no tena mampifantoka azy bebe kokoa amin'Andriamanitra dia tsy maninona izany satria ny finoany no hahavonjy azy fa tsy ilay fiangonana akory.Ny tsy mety fotsiny angamba dia ilay manao tompoteny fatratra be oe"Nenay no marina fa avy aty aminay mivavaka sns..."