5 membres permanents de + Ã l'ONU seront élus demain.
1. AndriambyII (
11/10/2010 07:35)
( Japon/Indonesie ) , ( Bresil/Argentine ) , (Mexique/Perou/Argentine ) , (Turquie /Egypte/Iran ) , ( Madadascar/Afrique du sud /Nigeria ) .
Ho an'ireo Malagasy milaza azy ho tia tanindrazana ,na Zafy , na Ratsiraka ,na Ravalo , na Andry , na Roindefo ,na i Manandafy ,na iMailhol ,na i vatofototra , sy ny sisa , rehefa tsy manao ny adidiny dia efa tsy misy ilàna azy na inona toerany sy asa ataony na inona ho anay .
tsy azoko loatra oe aiza no ifandraisany ity mpikambany filan-kevitra maharitra ao @ firenena mikambana sy ireo mpitondra ary vatofotra sy mailhol, tsy manao ny asany na aiza io na aiza de voatsoka kobony rehetra zany izy ireo nga anisany ho fidiana ao sa ahoana ?
asa inona no tsy nataon'iza oviana zany ary inona no fiantraikany izany fifidianana izany @ toe-draharaha ao antoerana @ zao fotoana, asio jiro fa resaka tsy loa-body ry lety a