Mety hoe fivavahana! no tonga, dia mety hoe indray i faharetana... azo lazalazaina eo daholo izay azo lazaina! ...
dia tohizo indray ary ry Nirina.
Fotoana no izy farany
Izany hoe amin'ny fiainantsika izany na dia dodona toy ny inona aza isika dia mila manana faharetana( e ! misaotra rahery a !).Miandry ilay fotoana izay ahatongavaNy isika.Izy no mandahatra ny zavatra rehetra ka mila mianatra ilay faharetana izany isika e
Hafatra
omeko eo ambany fa lava loatra
Ny hafatra ho antsika izany dia hoe
Na inona olana mitranga dia tsy maintsy voavahan'Atra foana rehefa mino azy isika
Na dia avo toa inona aza ny tendrombohitra(olana mianjady rehetra amin'ny fiainana ) dia tsy maintsy voakisany avokoa izany rehefa manana fanantenana aminy isika fa mahavita izany izy
Na dia manonja mafy aza ny rivo-doza,ny onjan-dranomasina(etraketraka,fahoriana hila tsy ho zakan'ny aina) dia ahatony izany
Farany ,na mila tsy ho zaka aza ny enta-mavesatra mianjady amintsika ) dia hainy foana ny anova izany .
Raha afaka mijery hianareo ao amin'ny youtube.com
HE WILL CARRY YOU by SCOTT WESLEY BROWN with lyrics dia anazava izany hafatra izany ny ao.