Seraser'alina 2 (fety sy fihaonana, amin'ny heviny manontolo)
22. Dan23
(
27/10/2010 06:26)
Ry mpikarakara ô, manin re ra mba asiana fty otrzan ko eto Dago rehefa mba vita ny an ivelany an eeee,sa aôn hoy nareo!??????????????????????????????????????????
23. Oully
(
29/10/2010 17:24)
Ialana tsiny re tompoko ny amin'ny fahatarana fa hainareo ihany ity hoe manao zavatra tsy mora amin'ny malagasy ity hihihihih
Toy izao izany no vaovao tiana hampitaina amintsika :
Ny daty dia niova ny zoma 26 oktobra 2010 amin'ny 20h30.
Ny toerana kosa dia ato : http://www.augoutdemadagascar.com Restaurant au gout de Madagascar, 90 route de Corbeil, 91700 Sainte Géneviève des Bois.
Ny fidirana dia 25 euros, buffet à volonté.
Dia i Njakatiana no guest. Soirée privée ny antsika ka tsy hanaovana pub be na izany aza tokony hanasa ny fianakaviana sy namana akaiky isika satria mila mahafeno ny seza 70 eo ho eo.
Izay ary aloha dia eto ihany raha misy fanazavana fanampiny ô!

24. tess
(
29/10/2010 18:00)
Oully:

Fa ahoana aza lay datin-tsika tamin"ity no tena misangojy be e!
sady lasa sampona ny dianay !
ny 26octobre anie ry oully efa lasa e! hihihihih
ny 26 novembre hoe
ny tiket ny tgv nay zao efa voavidy ny ho am samedi dia miverina dimanche.
26. Oully
(
29/10/2010 18:20)
tena mifona aminareo fa nalaina ambony nalaina ambany ka tena tsy nahita hevitra mihitsy t@ ilay 27 nov, novembre tokoa re e!
tess mba ataovy aky izay hampety ny 26 moa e, angaha tsy remboursable ny ticket ? sady hafa miihitsy mantsy ity cadre hita ity, mba vaovao amintsika ee

27. tess
(
29/10/2010 18:47)
tena ni échangeable ni remboursable lay izy! mila reservena melou toran'ny tiket d'avion ihany mantsy ny tgv aky oully dia efa nataoko efa iny nahafatarako ny daty iny lay izy amzay tsy de lafo loatra e!
28. booboo
(
04/11/2010 12:54)
dia bôny ambiansy be aby e.
Mangataka hoe ataovy mazava andro ny fihaonana hafa e, ho anay bory tongotra fa kely anaka :°). misaotra tompoko ô

29. sipagasy
(
06/11/2010 11:47)
mmhhh booboo hasiantsika hevitra indray iny na koa pik nik @ andro mafana e!
30. vale
(
08/11/2010 11:24)
booboo, kelly13, de iza koa zany tsy ho afaka, mmmhhh,merci na izany aza ary e, hihihi :)
31. Oully
(
23/11/2010 17:57)
Misaotra anareo ny amin'ny hevitra rehetra nifanaovana teto. Te hilaza amintsika rehetra fotsiny aho hoe efa feno ny toerana amin'ny zoma izao koa tsy mandray famandrihantoerana intsony. Mialantsiny indrindra!
Raha sendra misy manampaniriana ho avy nefa tsy namandrika toerana dia ialana tsiny fa mety hiverina fotsiny.
Mbola ho be no ho sisa hoy ny malagasy ee
Izay ary aloha fa amin'ny zoma izany ho an'ireo namandrika toerana mialoha.