REGARDER VIDEO Didier Ratsiraka va rentrer bientôt à Madagascar 01 octobre 2010

1. vatofototra ( 01/10/2010 19:14)
REGARDER VIDEO Didier Ratsiraka va rentrer bientôt à Madagascar 01 octobre 2010

- L'ancien Président de la République Didier Ratsiraka va rentrer bientôt à Madagascar


Participer au débat sur le projet économique et social Madagascar
Groupe Vitatsika io - Madagascar Perle de l'Océan Indien


http://www.vatofototra.com
novalian'i nyhaingo ny 06/10/2010 16:18
2. andrywui ( 05/10/2010 15:59)
mba hilatsaka groupe Vitatsika izahay vatofototra dia ahoana no atao a ?
3. cyril ( 05/10/2010 16:33)
Tsara izany vatofototra , aleo mirotsaka fa tsy vitan'ny mitsikera lava fotsiny eto @ forum eto , angaha ialahy wiwi lasa akama indray nefa ialahy io indrindra no tena nanozona an'i vatofototra teto hon hon hon
Bonne chance leisy vatofototra
4. nyhaingo ( 06/10/2010 16:18)
cyril a fa ianao ve pikatti tsy mahalala fa efa mpinamana be anie i wiwi sy i vatofototra e i wiwi foana anie zao no mpankasitraka ny vidaka alefan'i vatofototra e

midira kambo wiwi ao anatin'ny Groupe Vitatsika rehefa tsy hanao i pikatti a hihihihih
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1486