Momban'ny serasera

61. cyril ( 01/10/2010 18:13)
avereno ny 100euro n'i DILOO ry sakaiza manody raha lehilahy elah fa aza mivouvou otran'ny chien de salon bangaridana eto a !... kàkà kiloty !! ... hon hon hon

refa avy mivouvou le sakaiza manody malhonnette de ndana mivarotra silipy sy soutien fa aza be wawawawawouwouwouw eto elah e
62. foudre ( 01/10/2010 19:55)
Hatraty ve letsy klé , fa nakaiza hoà ilay sefon'lisany iny e? tsy hahita tory io zao rahalina fa mieritreritra ny ho soratana eto radem ndray, tsy izay moa le izy razama, bonne letsy de six elah.
63. cyril ( 01/10/2010 23:05)
Mbola mipapapa be ato kay leity e , zany ve mba bandy hono hon hon hon
Samy sefo daholo ny ato ry foutre a , fianakamas fianakams ihany her her her
Hay ve fanina koa rafoytre ato e hon hon hon
64. cyril ( 01/10/2010 23:15)
Aiza ialahy ry foutra fa maiandry ny bandy e , mivoaha tao fa tsy manao sarindikotra , efa fantatra ny momban'i toi , bandy very vady vozongo hon hon hon
Mitadiava hafa ry papa a hay kay tsy bandy
65. foudre ( 01/10/2010 23:16)
Navelan'i elah niherotra ve aloha ny ramaman'elah vao mody miditra eto kklé
izaho efa nieritreritra mintsy hoe mbola ni tapô tamin'ny ptoto ny lohan'elah dia mbola
tsy afaka niditra itsony . Ny sefon'lisany radada ouioui letsy no antaniako an'elah a!
fanina be mantsy lery teto izay ka mety ni tapô tany koa , aza hitako ary ka izany tokoa no nitranga klé.
66. cyril ( 01/10/2010 23:17)
Fanina ve toi rafoutre a, izaho ihany ity fa kay toi bandy saridokotra hon hon hon
67. cyril ( 01/10/2010 23:22)
Mivoaha aloha toi hanaovanay azy tsaratsara hon hon hon , bandy ve toi dia hiafina foana her her her her , miandry an'i toi lery raha mivoaka toi her her her
68. foudre ( 01/10/2010 23:26)
ary lety koa sarindokotra matoa tsy miseo e! mody izany fotsiny sisa no averimberin'elah eo
eisy e! ra secret story e!
69. foudre ( 01/10/2010 23:28)
ka elah io indrindra anie no resahako eto e! sao heverin'elah fa iza indray,
na elah na i razama samy manana ramama daholo ao atranon'lisany ao
rehefa mierotra izy vao mody lmiverina eto sao tra tehaka ny adalàna klé
ny an'lisany mantsy ny vevavy no mitady vola fa lisany manao adalàna eto amin'ny internet eto fotsiny.
70. cyril ( 01/10/2010 23:29)
Mipapapapa ve rafoutre e, misehoa ary fa aza miafina , tena lahy moa toi o , secret story hono , aza mipapapapa e her her her
71. cyril ( 01/10/2010 23:30)
Hya ve toi nindram-bola t@ diloo e hon hon , mba miasa fa tsy ravozongo ry no tatahina rafoutre a her her her
72. cyril ( 01/10/2010 23:32)
Petsa ve toi rafoutre a, aiza ary zany bandy miseho lahy izany no tsy mety mipoitra her her her , milaza ary hoe iza dia izay fotsiny e, miandry an'i toi ny fianakams
73. foudre ( 01/10/2010 23:38)
Mody izany vola vola izany foana no hanaroman'elah ny henatr'elah , oainina be nampiresaka sipa tany hoe tsy manambady a! e! bogosy e! manana an'izao sy izao hahah
aza mba vofitak'i lisany ihany aloha e! hitako no frustrés daholo lisany ka
mandrava ny forum fotsiny sisa no ataon'lisany klé, hay tsy nahovoka ny fika.
74. cyril ( 01/10/2010 23:40)
Hay ve maody izany hoe bandy mafibe nefa tsy sahy miseho hon hon hon , aza mipapapapa rapapa a hon hon hon
75. foudre ( 01/10/2010 23:45)
Vao i ngaila sy foudre aza no miresaka amin'lisany efa fanina lisany, i foudre = ngaila hahahaha
imehezan'i hery fotsiny raha hitany ny ip n'i ngaila sy ra foudre.
Izany ve lisany no hoe mafy be, mitsato-piso manao 27 de boka.
76. cyril ( 01/10/2010 23:47)
Fanina be toi izany her her her las rediredin'olona mamo hon hon hon
77. cyril ( 01/10/2010 23:50)
Mipapapapa be anie toi izahy rafoutre e hon hon hon , lasa fanina tampoka izany her her her ,
78. cyril ( 02/10/2010 00:11)
rafoutre hono mafibe fa tsy mety miseho hoe iza hon hon hon tena mafibe o her her her
79. cyril ( 02/10/2010 00:37)
Aiza toi no nitsoaka tampoka e hon hon hon , mafibe an her her her, mbola aiza aiza zany rafoutre a, rivotra ampiadiana @ rivotra e , hay mahay mandositra rasaridonkotra hon hon hon
80. cyril ( 02/10/2010 01:20)
Manonofy ratsy rafoutre izay her her her , aiza ary rapapa izany e, mafibe an her her her hon hon hon
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8214