Neuvaine

1. FinoakoAzy ( 28/09/2010 10:07)
Miarahaba antsika rehetra!

Tsy catholique aho fa protestante, nefa amiko, Andriamanitra iray ihany no ivavahantsika. Nisy nanoro ahy ny Neuvaine (finoana catholique fa ny protestant tsy misy an'io sa za ve no tsy mahalala?).
Nojereko t@internet ihany koa ny dikany d fangatahana vavaka, fifonana, famelan-keloka, sns. Mivavaka à la méme heure koa!
Ary efa nanao aho niaraka t@ilay olona nanoro ahy an'io.
FA mba te ahafantatra bebe kokoa aho ny tena momba an'io izay afaka manazava.Isaorana sahady.
Tena ilaiko ny vavaka eo @fiainako fa na dia mandalo ady sarotra aza aho, je vais pas baisser les bras fa ifikirako foana ny Tompo!
T@septembre teo aho no nanao azy io d mbola te amerina foana, fa ny tsy fantatro d oe isaky ny inona no afaka atao izy io? Nieritrerita aho hoe ataoko isam-bolana. Mijery ato @internet ihany koa aho ho an'izay fiangonana manao an'izy io fa efa dépasser daholo ny date itako fa tiako ko mantsy ilay hoe mankany am-piangonana mihintsy aho (eto Paris no misy ahy).
Anatin'alahelo tokoa za, efa volana maro² zay, ka Andriamanitra irery ihany no vahaolako, Izy no manana ny la clée @problème ko.
Andao iaraka anao ny Neuvaine amiko, ze mazoto, satry ra misy 2 na 3 @tsika mangataka zavatra @Andriamanitra dia ataony tanteraka izany. Mila manana finoana, fa tsy misy tsy ainy atao, tendrombohitra aza Hainy afindra, maika fa ny problème tsika, poa toa izay d vahany. Na ho ela na ho aingana, fantatro fa vovaly ny vavako, fa manaiky Azy itondra ny fiainako aho, Azy ny fotoana sy ny fomba rehetra, ary izay sitrapony no iriako.
On ne peut pas forcer la volonté de Dieu!
Vehivavy aho, 24ans
Misaotra antsika rehetra izay hamaly
novalian'i fijo ny 15/10/2010 20:18
2. victoria ( 28/09/2010 12:09)

FinoakoAzy:

Tsy nanao fikarohana manokana ny momba ny "Neuvaine" aho, fa ambarako amin'ny fahafantarako azy fotsiny.
Ny neuvaine dia vavaka (mitodika amin'Andriamanitra mazava ho azy)
- Atao mandritra ny sivy andro misesy - I Jesoa moa raha nampianatra antsika hivavaka de niteny hoe manaova lemozy ! (jereo ao am Lk 18,1-8 sy 11,5-8)
- Ka misy manao azy samirery
- Misy manao azy miaraka amin'ny olona hafa, na( /sy) amin'ny olomasina iray (ny Protestanta koa ao anaty fiekem-pinoana manao hoe "izaho mino ny fiombonan'ny olomasina" an !),
- Manao neuvaine ny olona rehefa te hifantoka bebe kokoa amin'Andriamanitra nohon'ny antony samihafa (fotoan-dehibe hatrehina, fotoan-tsarotra mianjady, ets ...)
Ny vavaka dia fifampiresahana amin'Andriamanitra, ka samy manana ny fomba hifampiresahany io. Raha amin'ny fanaovana ny "neuvaine" no mampivavaka anao bebe kokoa (mahamanga ny resakao sy Andriamanitra) dia tohizo fa izay no zava-dehibe sy ahazona fiadanam-po.
Mirary soa dia mahereza.
3. Miharena ( 28/09/2010 12:28)
Efa miresaka internet ihany ianao dia mba jereo fa afaka manampy anao ny livres maro ao amin'ny "terre nouvelle" sy ny hafatra maromaro ao (jereo google fotsiny dia tafiditra ao ianao). Ny olona mandalina finoana tsotra dia afaka tsara mamaky io daholo.

Mivavaka ho anao hahazoanao fiadanam-po iraisantsika ao amin'ny Tompo Tsitoha.

4. ikaretsaka ( 28/09/2010 22:03)
io moa dia ny finoanao ihany...

fa indro kely
tsara ihany ny ahalalana ny hoe fa maninona moa no neu(f/v)aine ilay izy: ny antony dia dia hoe nihidy nivavaka niaraka nandritra ny 9 andro taorianan'ny niakaran'i Jesoa tany an-danitra ireo apostoly sy i Maria renin'i Jesoa no tonga ny pantekoty na ny andro nidinan'ny fanahy masina tamin'izy ireo.
dia voahaja io mandrak'ankehitriny hoe 40 andro aorianan'ny paka ny ascencion dia 9/10 andro ny Alahadin'ny pantekoty.
matetika ny fanaovana neuvaines dia aorianan'ny ascention
5. ouioui ( 29/09/2010 13:50)
finoako:

Andao iaraka anao ny Neuvaine amiko, ze mazoto, satry ra misy 2 na 3 @tsika mangataka zavatra @Andriamanitra dia ataony tanteraka izany.

ika:

dia voahaja io mandrak'ankehitriny hoe 40 andro aorianan'ny paka ny ascencion dia 9/10 andro ny Alahadin'ny pantekoty.

Mivavaha foana fa aza miandry zay andro sivy zany e, valiany foana enao raha mino Azy [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/00100.gif[/IMG]
Mba be ps vaovao izany koa ny fianakams ato @ fivavahana ato zany zao an [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/3d-moqueur-rire-3.gif[/IMG]
6. ikaretsaka ( 29/09/2010 15:10)
fa misy karazany ny fivavahana ry bainina an... ohatran'ny hoe tsy milay raha 1 foana ny laoka
7. ouioui ( 29/09/2010 15:13)
Zay le olona mandray tsy raisina hoatran'ny tsipolitra mana-damba, hoatran'ny loto manara-drenirano fotsiny , zah ngah milaza @ lah fa ajanony ny vavak'elah [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Surpris/o_stupid.gif[/IMG]
8. ikaretsaka ( 29/09/2010 15:16)
iza no mandray tsy raisina @ izao iza? liana @ neuvaine ny olona nanokatra sujet dia manazava ny momba ny neuvaine aho

nareo koa anie ..
9. Belle ( 29/09/2010 15:54)
Ny an'i Ika koa efa hita fa marary saina io olona io ka mbola valiana ihany...

Avelao hiteny irery eo izy re e!!! Rangitiny ianao dia tsy maharitra fa mamaly. Izay anie no tadiaviny e! dia avy izy manasa vangy. Devoly latsak'an-tany amin'ny fankahalany ny katolika.
10. FinoakoAzy ( 29/09/2010 20:02)
victoria< Misaotra bdb @fanazavana. Efa nahitahita ihany aho fa fanamasina kokoa no tadiaviko d misaotra anao bdb fa nazava tokoa.
Ie, hazahoako fiadanam-po ny neuvaine, ny mivavaka moa zany. Izay no mba heriko! Merci Victoria an!

miharena< merci, otran'niahotra kely aho t@nijery an'ilay Terre nouvelle tao @google fa vo nitaper za d terre nouvelle secte no nipotra teo. fa miresaka momban'inona izy io?
Misaotra bdb mivavaka ho ahy, tena ilaiko tokoa izany. Tsisy hafa tsy zay ange no solution!!!

ikaretsaka< misaotra @fanazavana, izay dray tsy hitako tao @recherche nataoko fa misaotra anao. Marina tokoa fa ny finoana ihany io. Misaotra an!

ouioui< mivavaka foana tokoa na tsy @nuevaine aza aho ka!

11. ouioui ( 30/09/2010 00:20)
ika:

fa misy karazany ny fivavahana ry bainina an... ohatran'ny hoe tsy milay raha 1 foana ny laoka

Fa leity ve efa tapina mintsy sa ahoana e, afaka manao zany 9jours zany lah no afaka mivavaka foana sa elah ihany ndray io mody mametraka fanontaniana io de mody hisehoana fa favy elah?? tsy any ny olana bainn a [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/U_THIN%7E1.GIF[/IMG]
12. ouioui ( 30/09/2010 00:25)
belle:

Ny an'i Ika koa efa hita fa marary saina io olona io ka mbola valiana ihany...

Avelao hiteny irery eo izy re e!!! Rangitiny ianao dia tsy maharitra fa mamaly. Izay anie no tadiaviny e! dia avy izy manasa vangy. Devoly latsak'an-tany amin'ny fankahalany ny katolika

Zay ny anelah ika bedesin'ny vadin'elah elah ty
Ary tsy hita i belle nefa maharaka le gidraka an!!! sa miss serasera ndray io ry zalahy [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/lol2.gif[/IMG]
Fa raha kato toi de tena manalabaraka aloha e, zay milaza ny zava-misy de devoly ve ry belle ??? [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/M%E9chant/crazy2.gif[/IMG]
13. ouioui ( 30/09/2010 00:28)
finoako:

ouioui< mivavaka foana tokoa na tsy @nuevaine aza aho ka!

Tohizo fa aza miheno ny rediredin'i belle , olona efa mihidy karetsaka seule any @ facebook io miditra klôty tery eto io [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Surpris/G_04BI%7E1.GIF[/IMG]
14. victoria ( 30/09/2010 07:39)

FinoakoAzy:

victoria< Misaotra bdb @fanazavana. Efa nahitahita ihany aho fa fanamasina kokoa no tadiaviko d misaotra anao bdb fa nazava tokoa.
Ie, hazahoako fiadanam-po ny neuvaine, ny mivavaka moa zany. Izay no mba heriko! Merci Victoria an!

miharena< merci, otran'niahotra kely aho t@nijery an'ilay Terre nouvelle tao @google fa vo nitaper za d terre nouvelle secte no nipotra teo. fa miresaka momban'inona izy io?
Misaotra bdb mivavaka ho ahy, tena ilaiko tokoa izany. Tsisy hafa tsy zay ange no solution!!!

Iza amin'ireo terre nouvelle ireo tokoa ry miharena no hijerena boky handalinana finoana ? Niditra tam anankiray aho mantsy, de nijery avy hatrany hoe iza no mpampiatrano, fa tsy nahita. Ohatran'ny toa hafahaha tokoa le izy ry Finoako Azy, hafahafa amiko satria misy pub-na cartomancie, magie sy ny havany ...Aleo tokoa ze fantam-pihaviana ihany aloha no hidirana e, ny ahy refa tsy mangarahara sy mazava ny momba azy, de ialako fa mampadany andro ahy. A plus.

ikaretsaka< misaotra @fanazavana, izay dray tsy hitako tao @recherche nataoko fa misaotra anao. Marina tokoa fa ny finoana ihany io. Misaotra an!

ouioui< mivavaka foana tokoa na tsy @nuevaine aza aho ka!

15. Miharena ( 30/09/2010 15:03)
FinoakoAzy:

miharena< merci, otran'niahotra kely aho t-at-nijery an'ilay Terre nouvelle tao @google fa vo nitaper za d terre nouvelle secte no nipotra teo. fa miresaka momban'inona izy io?
Misaotra bdb mivavaka ho ahy, tena ilaiko tokoa izany. Tsisy hafa tsy zay ange no solution!!!

Tsy secte ny zavatra resahana ao ary tsy manana vontoatiny hamatotra velively fa mizara izay foto-pinoana misy eran-tany sy ny lalana tokony hizorana hanalàna ireo sakantsakana izay tsy mampifandray ny olombelona amin'Andriamanitra. Efa voalaza matetika fa tempolin'Andriamanitra isika ary izany no ezahan'ny mpiasa ao amin'io site io hazavaina araka ny foto-pinoan'ny tsirairay. Mety misy tokoa ireo pub miresaka fanaovana magie sy cartomancie fa tsy ireny no tokony hovakiana satria ny message sy ny boky (livres à télécharger) dia ahitanao ny fanatosahana ny tena fahamarinana ary tena manamafy finoana be ilay izy.
Ny ahy manokana dia nisy fotoana nanontaniako tena hoe nahoana tokoa moa ny finoako ity? dia nitady aho sia nahita ary izay no mampijoro ahy satria rehefa tena lasa lavitra ilay fanadihadiana dia hita miavaka tsara hoe hodikodin-javatra no iadian'ny milaza fa mpino amin'izao fotoana izao.

Ianao koa moa hitako fa tanora ary mety tokoa voasarika etsy sy eroa alohan'ny tena hitombenanao amin'ny fahamarinana, ka izay no antony hametrahana fanamafisam-pinoana amin'ny alalan'ny fanadihadiana sy fandalinana.
Raha hitady ny tena sitrapon'i Kristy sy sitrapon'Andriamanitra dia ao no ahitana azy, satria tsy vitan'ny fandalinana ny Baiboly ihany no ao fa fanomezana ny fanampin'ny Baiboly ahafahana mahita mazava izay tiana hambara marina tsy azon'iza hozongozonina satria ny Tompon'ny Teny mihitsy no manazava azy.

Tsya tsara ny mitoky amin'olona fa ny mitoky an'Andriamanitra no zava-dehibe.
Farany, azonao jerena su hamarinina izay lazain'ireo hafatra vaoambara ao amin'ny zavatra izay nitranga tamin'ny Fifohazana teto Madagasikara, dia ny tena toetran'ny olona nifoha izany.
16. victoria ( 05/10/2010 10:15)

Miharena:

- Rehefa mijery «auteur» rehefa handalina finoana amin’ny alalan’ny boky, na mijery «mpampiantrano» amin’ny site ve dia midika hoe mitoky amin’olombelona fa tsy amin’Andriamanitra ?
- Ny Fiangonana (olombelona no mandrafitra ny Fiangonana) no nanankinan’i Jesoa sy nomeny fahefana hampita ny finoana Azy. Koa fihetsika normal (sensé) ny mijery hoe olona ankatoavin’ny Fiangonana, na olona ao amin’ny Fiangonana ve ny mpanoratra ? ny mpampiantrano ? izay fihetsika izay dia midika au contraire, ny fitokiana amin’Andriamanitra, satria …Izy Tompon’ny Teny mihintsy …no nanome fahefana.
- Izany akory tsy manao hoe, tsy izy daholo izay ivelany. Tsia. Fa tsy aleo ve aloha ny boky nosoratan’ireny no jerena, rehefa lany ireny de mijery ny an’ny hafa indray…
- Koa mbola hamafisiko ihany fa rehefa documents tsy fantam-pihaviana, na miray petsapetsa am zavatra tsy eken’i Jesoa, de avelao avy hatrany, fa ny an’ny tena aloha halalinina.
Mirary soa.
17. Miharena ( 05/10/2010 11:16)
Victoria:

Miala tsiny raha toa ka noheverinao fa ny boky avoakan'ny fiangonana ihany no ahafahana mandalina finoana. Izay izany no ahazoanao antoka kokoa ny finoanao.

Ny zavatra nahavariana ahy sy nahasarika ahy handalina bedebe dia noho ny fisian'ny karazana ady eo amin'ny samy mpino noho ny tsy fitovian'ny fomba fanao, dia milaza avy eo fa izay tsy ato aminay manao izao fomba izao dia tsy voavonjy. (Hoatran'ny marina daholo izay lazainy an!). Dia izay no mahatonga ny fivaringarinan'ny olona satria misy dia misy ny manao batisa im-polo kely isaky ny misy manaratsy ny fiangonany.

Ka tsy eo amin'ny hoe auteurs no hijereko ny zavatra iray fa eo amin'ny maha-sincère izay manoratra. Ary aza heverintsika fa tsy fanta-pihaviana izay voalaza ao amin'ny boky na message lazain'ny olona ao amin'io site io.

Na isika tsirairay miresaka izao aza dia anisan'ny fitaovan'Andriamanitra tokony hanoratra sy hampita fahendrena noho ny traikefantsika, koa tsy dia tsara angamba ny tonga dia manosi-bohon-tanana ny hevitra rehetra mivoaka noho ny fandalinana (indrindra indrindra).
Isika koa moa dia nomena fanahy afaka manavaka tsara ny mety sy ny tsy mety, ka ny fikatsahana fahendrena dia mampahery io fanahy afaka miasa manavaka ny diso sy ny marina io.

Na izany na tsy izany dia mila olona mivelatra am-po be ny famakiana karazana boky indrindra fa tena ivelan'ny Baiboly izay nitokiantsika hatrizay.
18. victoria ( 06/10/2010 13:18)

Miharena:

[quote=Victoria]

[/victoria]
Tsy misy tsiny akory ka. Tena izay mihintsy, ny finoana nomena sy nampitain’ny Fiangonana tamiko tsinona no halaliniko, koa handeha handalina ny an’ny hafa aho ve, nefa ny ahy aza tsy haiko ?
FANAMARIHANA : raha miresaka Fiangonana aho, dia izay Fiangonana misy ny tena no tiako hambara (raha Protestant no misy anao de ny Finoana nomen’ny Fiangonana Protestant anao halalinina aloha, raha Katolika de izay nomeny halalinina aloha , ets …)

Justement ! (hoy i Rajao Malok’ila!!!). Izay le izy ! tsy nandalina ny finoana noraisina tamin’ny Fiangonana misy azy tsinona le natao batisa impolo, ka mora fahanana …
Ahoana no ahalalàna fa sincère ilay olona ? amin’izao fotoan-tsarotra izao ?

Ka tsy hitako mihintsy aza ilay hoe «Qui sommes nous? » ao am Terre Nouvelle. Za ange tsy manao hoe tsy izy le terre nouvelle e ! fa tsy fantatro fotsiny hozizy aho.

Izaho tsy manosi-bohon-tànana, fa mila mitandrina aho satria mbola ny finoako aloha no halaliniko..mbola mila mpitantana aho, ka tsy ny finoana hafa no hitantana ahy.
Ohatra, raha handalina ny momba ny Masina Maria ve za, de boky nosoratan’ny Jesosy Mamonjy no ho jereko aloha ? Logique kosa angamba fa ho Boky nosoratana Katolika no hanovozako hevitra..
"Isika koa moa dia nomena fanahy afaka manavaka tsara ny mety sy ny tsy mety, ka ny fikatsahana fahendrena dia mampahery io fanahy afaka miasa manavaka ny diso sy ny marina io."
Ok, mikatsaka, eo an-dàlana. Fa tsy tena mbola mahay manavaka tanteraka ny tsara sy ny ratsy. Raha izany de efa nilavo levona teo anatrehan'ny Kristianina ny Demony.
Amen.
19. Miharena ( 07/10/2010 04:55)
Marina avokoa ireo voambaranao ireo Victoria. Ny fandalinana ny nomena ny tena, indrindra ny fanarahana ny voady no isan'ny hanampian'ny Tompo ny olona tsirairay hahafantatra Azy bebe kokoa ary ampitomboiny tanteraka mihitsy ny fahalalantsika Azy. Ny ahy ohatra dia niantomboka mihitsy tamin'ny famakiana ny Baiboly iray manontolo fa tsy mionona amin'ny toriteny lava etsy sy eroa (na dia mihaino ny feo rehetra aza araka ny fiheverany azy avy). Avy eo vao mamaky izay mba zarain'ny olona (bokim-pahendrena isam-pinoana sy traikefam-pinoana isan-karazany). Mamakafaka avy eo dia manatsoaka ny Vontoatin'ny zavatra tian'Andriamanitra ho tafita tanteraka amin'ny olombelona.
Tsoa-kevitra iray ihany ohatra no azoko tazonina amin'izy rehetra dia ny TRINITE izay betsaka ny mandà azy nefa iainan'ny tsirairay isanandro io fahamarinana tokana fiasan'Andriamanitra io.
20. fijo ( 15/10/2010 20:18)
ika sy rawiwi koa mampiomehy.
misaotra aloha fa nahalalana zavatra indray ity dinika ity
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0755