1. cyril
(
14/09/2010 15:19)
Ny ady Lehibe rehetra sy ny fanafihana ny Lutheriens talohaloha teo ireny dia ny fi- torturé -na olona zay azon'ny Kato babo sy ny famonoana olona amin'ny fomba mahatsiravina (ohatra tetehina otran'ny hena , na endasiny anaty menaka mahamay , na samahina amin'ny hazo , na ny fanendahana ny hoho sy ny faladia, fanapahana tsikelikely ny rantsam-batana sns ...de tena mahagaga fa tena fahafinaretan'ny kato mihitsy teo alohaloha kely teo... )
--- ireny ry Jeanne d'Arc ireny mody amboamboarina hoe olo-masina sy olon-tsambatra ireny !... fa tena zava-doza ny vitan'iny ramatoa iny raha ny fi-torturé-na olona no resahina !... ary nahafaty zaza amambehivavy sy olona tsy toko tsy forohana izy io ! .. (ohatra tetehina otran'ny hena , na endasiny anaty menaka mahamay , na samahina amin'ny hazo , na ny fanendahana ny hoho sy ny faladia, fanapahana tsikelikely ny rantsam-batana sns ...

novalian'i ouioui ny 16/09/2010 14:09
3. ikaretsaka
(
14/09/2010 15:36)
loterianina ny resaka ...dia nivadika Jeanne d'Arc tampoka izany ... ahitan-draha mihitsy ity serasera ity ka
4. cyril
(
14/09/2010 15:36)
an an an Mr hery tsy mpahay tantara ny tenanay fa mba nijery an'ireo DOC tao amin'i rawix de ireo no hita tao ,mbola betsaka ao fa ireo aloha no masaka sy vonona haroso de mazotoa homana ary !
5. ikaretsaka
(
14/09/2010 15:58)
ze doc omen-drawix ve no navoaka... lalina izany mety fahanan-drawix izany an.. raha poizina ny any dia hoe hano ity ry cyril fa sosy manja be de hihinana?
6. cyril
(
14/09/2010 16:04)
an an an r'ikaretsaka a !..izay omendrawix koa de tsy maintsy sivanina koa kà ! sao omenlery "vilana" na "kiana" be eo koa vao miainga any eo !
-- fa alaina ze tsara de hanina , ze ratsy tsary de misy hilana azy de ariana kou atao inona ary iny !
-- Fa misy resaka iray tena goavana be any amindrawix any fa le nareo sao tsy ahazaka ro atahorana sao voala IP tampoka eo ! fa raha mianiana nareo roalahy fa tsy hikitikitika ny IP sy PS nay roalahy ,otran'ny nanaovanareo an'i zama91 ( tsara petsa tsara mihitsy ny IP-ny) noho ny resaka izay tsy nifankazahoanay tamin'i ssendra fotsiny de aleo iany tsary alefa sao ahafaty kah !...

7. ikaretsaka
(
14/09/2010 16:06)
ie"Sivanina"!!!!! ;-)
vo talata letsy ny andro fa aza mi wawawa eo fa mbola 5 andro vao lahady a

8. cyril
(
14/09/2010 16:09)
ka resaho ary alou i hery hingana i Ika de lazao hoe aza kitikitihana hoe ny IP n'i cyril , Pikatti , rawix hoe fa handefa zavatra zany ry zalah ! ka raha manaiky anale demokrasiam-pivavahana ato i hery ho alefa le izy ! aoana ra-ika raikitra ve ?? lazao ary izy de valio eto !
9. ikaretsaka
(
14/09/2010 16:49)
fa mahagaga ihany ireto "mpianakavy" ireto... i zama no tapa doha de mivoaka aby ny maroandavaka...
ze amboalambo de amboalambo hono e
ze amboalambo de amboalambo hono e
10. AndriambyII
(
14/09/2010 22:01)
cyril:
Ny ady Lehibe rehetra sy ny fanafihana ny Lutheriens talohaloha teo ireny dia ny fi- torturé -na olona zay azon'ny Kato babo sy ny famonoana olona amin'ny fomba mahatsiravina (ohatra tetehina otran'ny hena , na endasiny anaty menaka mahamay , na samahina amin'ny hazo , na ny fanendahana ny hoho sy ny faladia, fanapahana tsikelikely ny rantsam-batana sns ...de tena mahagaga fa tena fahafinaretan'ny kato mihitsy teo alohaloha kely teo... )
--- ireny ry Jeanne d'Arc ireny mody amboamboarina hoe olo-masina sy olon-tsambatra ireny !... fa tena zava-doza ny vitan'iny ramatoa iny raha ny fi-torturé-na olona no resahina !... ary nahafaty zaza amambehivavy sy olona tsy toko tsy forohana izy io ! .. (ohatra tetehina otran'ny hena , na endasiny anaty menaka mahamay , na samahina amin'ny hazo , na ny fanendahana ny hoho sy ny faladia, fanapahana tsikelikely ny rantsam-batana sns ...
Diso koa anie izany fahazahoanao ny tantara izany é !Jeanne d" arc dia protestante anisan" ny nanohatra ny dogme catho , ary nodoran-dry zareo velona .Raha manohitra ny famonoana tsy @ antony toy ny nataony ve dia mendrika ny hahazo fanamelohana ohatr' izany ?Tsy tokony hafangaro ny tantara fa taratra iray hahitana ny marina @ ho avy ka !!
11. ikaretsaka
(
15/09/2010 00:18)
i jeanne d'Arc taty @ taona 1400 ry Andriamby an
ny protestantisma taty @ faran'ny taona 1500
aza afangaro ny timeline rehefa manao tantara fa mampihomehy be ilay miresaka bombe atomika @ andron'i gallieni sy ranavalona ...

12. ouioui
(
15/09/2010 00:58)
Jeanne d'Arc, surnommée la Pucelle d'Orléans ou plus simplement la Pucelle, est une figure emblématique de l'histoire de France et une sainte de l'Église Catholique.
Au début du xve siècle, elle mène victorieusement les troupes françaises contre les armées anglaises, levant le siège d'Orléans, conduisant le dauphin Charles au sacre à Reims et contribuant ainsi à inverser le cours de la guerre de Cent Ans.
Finalement capturée par les Bourguignons à Compiègne, elle est vendue aux Anglais par Jean de Luxembourg pour la somme de 10 000 livres, et condamnée au bûcher en 1431 après un procès en hérésie. Entaché de nombreuses et importantes irrégularités, ce procès est cassé par le pape Calixte III en 1456, et un second procès en réhabilitation conclut à son innocence et l'élève au rang de martyre. Elle est béatifiée en 1909 et canonisée en 1920. Elle est l'une des trois saintes patronnes de la France.
http://fr.wikipedia.org/wiki/Jeanne_d'Arc Masim-bavy jeanne d'Arc ???[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Surpris/G_04BI%7E1.GIF[/IMG]
Le protestantisme ou christianisme protestant regroupe l'ensemble des courants religieux chrétiens issus du catholicisme qui prennent naissance en Europe lors de la Réforme sous l'impulsion de théologiens tels que Jan Hus, Martin Luther, Ulrich Zwingli ou Jean Calvin. Le terme lui-méme est utilisé pour la première fois en 1529, quand les seigneurs et les villes qui suivaient la doctrine de Luther se déclarent contre les décisions prises par la diète impériale à Spire à majorité catholique.
ika:
aza afangaro ny timeline rehefa manao tantara fa mampihomehy be ilay miresaka bombe atomika @ andron'i gallieni sy ranavalona ...
Sambasamba elah mba mahay manavaka bainn a , raha tsy ataon-dry zalahy an'io mantsy elah tsy ho tonga saina mihitsy [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mini-sourire-4829.gif[/IMG]
13. Miharena
(
15/09/2010 07:17)
Tsy mikorontana be ve izany fandaharan-kevitra ato izany ry zalahy?
Inona no tena tiana ahatongavana? Ny hamoha ny zava-dasa ka hisarika azy hoatry ny siligaoma sa fanitsiana ny ho avy?
Raha ity faharoa dia tsy maninona loatra fa ny fiantraikan'ilay toetra voalohany hatrany no mitarika ny fiverenan'ny disadisa amin'ny ho avy rehetra hiainan'ny olona tsy mahatsindry fo. Dia io resaka bala rora isaky ny antoko maro etsy sy eroa io no hitantsika amin'izao fotoana izao (mianga amin'ny lasa daholo anefa izany rehetra izany).
Ny olona ve mety azo heverina hanana fahendrena hahay mijery tsy ho voakasiky ny fihetseham-po diso tafahoatra ka ho voaraingiraingin'ny fandranitana isan-karazany?
Io fanorenana ny ankehitriny sy ny ho avy amin'ny alalan'ny lasa io dia hitako mampiongana ny fiangonana maro ankehitriny. Ilay Jiro voalohany tokony tsy hohadinoina dia lasa maizina rehefa manao tsikera be tsy misy fotony io ny olona. Sa ahoana?
Raha misy milaza izao hoe niresaka tamin'Andriamanitra ka miteny Andriamanitra hoe i Hitler dia any am-paradisa, dia hiaiky ve nareo sa tsia?
Tsara tsaroana fotsiny fa ny hevitr'Andriamanitra tsy fihevi-tsika, ary efa misy lesona momba ny famelan-keloka hatrany ao amin'ny Baiboly (Vavaka nampianarin'ny Tompo atao isaky ny mahatsiaro). Asa na mandaitra izy io na tsia amin'izao fa ny an'ny sasany angamba atao pli-vava izy io dia izay no mahatonga izao fifampitsaran'olombelona izao.

14. AndriambyII
(
15/09/2010 08:08)
An an an tsy diso mihintsy ah rah milaza fa nisy affiliation protestante i jeanne d' arc !Tsy te hiditra hitanisa ny nihavian' ny luthrien sy ny calviniste ah , fa rapport oral no nahenon' ny sofiko ny tantarany ary efa nahita ny désinformation betsaka t@ net ny momba io.Tsy mahatoky ny zavatra nalefan' ny lien nalefan-drawuiwui kou !!
15. cyril
(
15/09/2010 11:49)
okay billy ah rehefa izay no marina de ekeko fa tsy de izay no tena tiako ahatongavana rabilly fa le resaka vono olona fanaon'ny Katho a !... fa possible zany lutherien i jean d'Arc (?)de novonoin'ny catho nataony nanengann mihitsy izy sy ny namany sasany fa tena no- torturé n'ireo catho ireo otran'ny totokena ry lerony !! de otran'io sary nalefandrabilly io zany e !!alohan'ny hiady sy hamono olona ry lerony de mivavaka ony !!.....
- de otrizay foana ny fataondry lerony e !.... hivavahany alou le olona de potipotehany amin'ny sabatra amin'izay no hanapatapahany tsikelikely anilay olona

16. ikaretsaka
(
15/09/2010 13:23)
Le protestantisme ou christianisme protestant regroupe l'ensemble des courants religieux chrétiens issus du catholicisme qui prennent naissance en Europe lors de la Réforme sous l'impulsion de théologiens tels que Jan Hus, Martin Luther, Ulrich Zwingli ou Jean Calvin. Le terme lui-méme est utilisé pour la première fois en 1529, quand les seigneurs et les villes qui suivaient la doctrine de Luther se déclarent contre les décisions prises par la diète impériale à Spire à majorité catholique.
ka ny tena mampisangodina ange de hoe aiza no hidiran'i Jeanne d'Arc eto ka ilazana hoe propesta i Jeanne d'arc @ io
sy ny adin'ny frantsay sy angalisy
ary ny ifandraisan'ny 1490 nahafaty an'i Jeanne d'Arc dia ny 1529 nisy ny revolision protestanta
17. cyril
(
15/09/2010 16:14)
Aza mody fanina eo elah ra-ika fa hainlah tsara le resaka a !...na olona vao androany no nianatra aza ve de sy aharaka ny resaka efa nanndeha sy ny zavanisy teto fa tsy laisoa daholo akory no eto hanaovana resaka babakoto e ! ....
tsisy havaly aho hoe aleo mody gisa be otrizao !!!!!!!!!!! sssssshhhhh ikaretsaka marina kay ty
ka ny tena mampisangodina ange de hoe aiza no hidiran'i Jeanne d'Arc eto ka ilazana hoe propesta i Jeanne d'arc @ io
sy ny adin'ny frantsay sy angalisy
ary ny ifandraisan'ny 1490 nahafaty an'i Jeanne d'Arc dia ny 1529 nisy ny revolision protestanta
tsisy havaly aho hoe aleo mody gisa be otrizao !!!!!!!!!!! sssssshhhhh ikaretsaka marina kay ty
18. ouioui
(
16/09/2010 14:09)
billy:
Tsy te hiditra hitanisa ny nihavian' ny luthrien sy ny calviniste ah , fa rapport oral no nahenon' ny sofiko ny tantarany ary efa nahita ny désinformation betsaka t@ net ny momba io.Tsy mahatoky ny zavatra nalefan' ny lien nalefan-drawuiwui kou !!
Tena arak'elah mhitsy koa aloha le fikafika kato e, tena hoatran'izao zavatra ironisen'elah io le lovantsofina fanaon-dry zalahy, de mianga @ izao karazana lovan-tsofina izao @ izay ny dogmes isan-karazany[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/U_THIN%7E1.GIF[/IMG]