Manolotra an'i Ranjeva sy Manandafy ary Monja ny Vatican

1. rabaradaka ( 10/09/2010 06:36)
Vaovao farany ity ry dadatoa sy nenitoa a : heno izao fa i Ranjeva no takian'ny Vatican hitantana ny Tetezamita ary i Monja na i Manandafy ny Praiministre.
novalian'i rpetit ny 17/09/2010 09:25
2. andrywui ( 10/09/2010 08:40)
Lazao mazava ::.... Ranjeva iza io ?? marcel , sa i raymond , sa i stany .... Anareo anie tsy maharaka le vaovao nisaho tany dago tany momba anio fianakam's ranjeva io fa eto no mipapapapa otran Ikaretsaka eto fotsiny eto de miteniteny foana eto sy mankasitraka olona maloto eto e !.... mitelefoneva mitsy alou any M/car de anotani ny momba andry zalah reo !!

faharoa : fanagah ra i Vatican no mangataka de hanaiky ny pokna ?? fa maninnnn mits no hanaiky ny oul ???
3. michaela22 ( 10/09/2010 14:33)
i raymond ranjeva hono no atolony e
4. fijo ( 10/09/2010 19:55)
taiza io vaovao io???
5. AndriambyII ( 11/09/2010 00:52)
Asaivo mitarika pousipousy izy aloha hitsapana ny heriny.hugh hugh hughhugh!!
6. andrywui ( 11/09/2010 09:27)
andriambyll ...!aleo ampitaritina bibil kely izy kah !!!



7. mirananirina ( 11/09/2010 10:40)
Hay Vatican ndray no mandidy mdr!
8. swann ( 13/09/2010 12:49)
ranjeva ?..



9. locl ( 13/09/2010 19:46)
Aza miteniteny foana e
10. Tanjaka ( 16/09/2010 14:41)
Heveriko fa tsy misy idiran'i Vatican ny hanondroana izay hitantana ny firenena. Raha te-hahalala bebe kokoa ny fianan'ny malagasy izy, ny fampiroboroboana ny fampianarana sy ny fanomanana ny hiavian'ny firongatry ny islamisation no tokony himasoany.

Raha resaka krizy ? Soyons honnétes envers nous-méme nanao safidy diso ihany ny nanalàna ny fandrosoana (na kely aza) vao nisy teo aloha. "Mianatra mandeha, ny toe-karena" hoy ny sasany... "Ao anaty tunnel"... no nihazakazaka tampoka saingy voafingana... Aiza ho aiza isika izao ? Miverina mandady indray sa mikisaka @ fitombenana ???

Ny hevitrao no ahafahantsika miatrika ny hoavy. Misaotra mialoha
11. piozila ( 16/09/2010 18:14)

rabaradaka:

Vaovao farany ity ry dadatoa sy nenitoa a : heno izao fa i Ranjeva no takian'ny Vatican hitantana ny Tetezamita ary i Monja na i Manandafy ny Praiministre.

Na marina lesy ny vaovao na diso tsy mila olona sy fianakaviana efa maloto izahay a!
12. Tanjaka ( 16/09/2010 20:09)
"Manankarena olo-manga i Madagasikara fa mahantra olo-marina"

Raha ny drafitra napetraky ny mpajanaka dia olona efa fantatra (na fianakaviana vitsivitsy) malefaka ary vonona hiaro ny tombon-tsoany no tiany haverina eo amin'ny fitondrana.
13. rpetit ( 17/09/2010 09:25)
NENAY REHEFA MIALA I DOMELINA DE ZAY IHANY SADY TSY CEPE TSY BEPC TSY BACC
TSISI ILANA AZY
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1198