Vahona

1. bobone ( 02/09/2010 14:27)
salama daholo ianareo namana !!!
asa na efa renareo aloha fa misy vahona FOREVER any amerika no ahitana azy !
fanampin-tsakafo mahasitrana ny aretina izy io !!!
na inona olana mahazo anay ! na ASTHME , na Goute , na tsy ampy hery fiarovana , na valaka be sy reraka dia manampy izany ny Forever .
Misy olona marary efa lany haiky tany rehetra tany fa vao nihinana ny fanampitsakafo FOREVER dia afaka !!!! mahavariana ny fiasany !!!
efa mba renareo ve aloha e!
novalian'i harry5 ny 02/02/2011 13:12
2. Lejoba ( 07/09/2010 11:49)
t@ io mbola projet t@ 10 taona lasa, fa tsy fantatro hoe hay efa nivoaka ilay izy
3. bobone ( 07/09/2010 12:59)
Lejoba: slt ! ie efa nivoaka ilay izy ary efa maro ny olona no manao traitement anisan'izany ny tenako ary efa ary tena nirotsaka mihitsy manentana fa tsara ilay fanampin-tsakafo !!!
ary na aretina efa nialana nenina , efa lany haiky tahaka ny inona aza ka mihinana io fanampin-tsakafo io dia tena milamina e!
fa izao somary lafo ny vidiny satria vidiny en euro no ividianana azy !!
betsaka ny distributeur na Tana zany na Mahajanga . raha misy manana hetaheta dia teneno zaho e! fifanampiana ny fiainana
izay fa mirary soa ho antsika rehetra
4. vvgasy ( 15/09/2010 16:42)
F'inona tsara oe anaran'ilay fanampi-tsakafo? amidy @ pharmacie ve?
5. bobone ( 16/09/2010 06:04)
VVgasy: Slt !!! Forever no anarany azo avy @ vahona ! tsy vahona fahita aty amintsika fa vahona any amerika any no misy azy !!!izy io misy afangaro @ goavy , miel , pomme sns e!
tsy misy @ pharmacie fa misy producteur mikarakara azy io !!! raha te hanampy ny fahazavana dia anoraty zaho ! misaotra mialoha
6. andrywui ( 16/09/2010 09:33)
salut bobone ==) atsy misy fanaovana dokambarotra gratos fa tsy naleo tany no natao de nahita aby ny oul ? vahona FOREVER
7. niryna ( 04/10/2010 04:12)
manahoana aky bobone a
MIsy vahona tokoa aloha fa njezabe ilay izy saingy toy ny ohabolana hoe tantely amam-bahona ny fiainana ,mangidy sy mamy kanefa izaho mahita fa tsy mangidy be izany ilay vahona.Misy mampiasa hatramin'ilay hodiny maintso iny fa ny ahy kosa dia ny ao anatiny ihany no alaiko ary maka 2 na 3 cm eo aho dia zaraiko roa ary esoriko amin'ny antsy ilay vahona ao anatiny ihy,mbola maintso tsara iny aty ivelany ary any amin'ny lohany no tapahiko aloha ary dia saromako plastika ilay ambiny ary ataoko mijoro mba tsy ho very ny rano ao anatiny- aza hohanina izany ilay maintso aty ivelany fa mampandoha angamba aloha fa izaho tsy ihinana an'iny aloha e,
Mampangotraka rano aho dia asiako tantely sy voasarimankirana kely ary sotroiko isaky ny vao mifoha aho.
8. harry5 ( 02/02/2011 13:12)
vahona mety amin ny fahasalamana la le hoe forever otra ny societé ny fahafantarako azy ka lafo vidy be fa raha mahita maniri ianao dia efa meti alaina fotsina le vahona die alona ao anaty rano mandritran ny ora iray dia atao rano fisotro iny dia efa maty amin fahasalamana raha mahavatra ianao 1mois jereo io torohevitr i niryna io fa io ataony no tena meti (izy mampangotraka rano fa na eau vive dia efa mety
ary tena tsara amin ny fahasalamana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1721