Aleoko ihany i dadanay hoy i Dadah (Mahaleo)

1. zakilinina ( 31/08/2010 11:49)
Ao amin'ny gazety basy vava no nahitàna izany. Jereo haingana fa mihodina malaky ilay gazety.
http://www.basyvava.com/songadina/
Tsy manao dokam-barotra akory Razakilinina fa gazety milaza ny parina izy io.
novalian'i rijadolly ny 01/09/2010 14:25
2. rijadolly ( 31/08/2010 19:16)
Marina mihitsy ny an' Dadah (mahaleo), hafa ihany ny tandalana na dia efa zatra goragora aza teo aloha..., Raha ohatr' izao tssssssss.

tsapa tena marary tokoa ny tenin' Ravalomanana hoe: "tsy izay tian' vahoaka no atao fa izay mahasoa azy." Sarotra tokoa ny mandray izany teny izany tamin' izany fotoana izany, amin' izao fotoana izao vao tsapa hoe toa marina ihany izany koaaaa...

Ty teny ty koa dia tena marary mihitsy ny mihaino azy: "Ny vola misy fa ny handaniana azy no tsy misy" ay marina tokoa fa misy vola betsaka teto amin'tsika fa tsy hita hoe inona ny hampiasaina azy mba hipetraka ho an' ny ho avy fa tsy lanilanina ao anatin' 18 volana tsy misy zava- bita.Aleo marina niheritreritra tsara hoe inona no tokony anaovana azy.

Ty teny ty koa dia tena zavatra faran' izay marary: "Miasà mafy dia miasà tsara" Raha vao ao anatinao ilay ory havamanana dia diso fandray haviatrany ianao, Amin' izao fotoana izao anie teneno hoe "aza miasa mafy dia aza miasa tsara" ny olona e! tonga dia ny sarin' Ravalomanana no hitany ihihiihi! ary dia mikaroka mafy izy...
3. AndriambyII ( 31/08/2010 21:10)
Dadah nanamaina loatra ve no hirindrana ? nofinofy izany @ nay !
4. andrywui ( 01/09/2010 08:31)
sali billy ! ... tongasoa ndray letsy a! faly b ny tenanay mahita anlah le ... lasa nanana akama ndray ah kle .... nanao vacance taiza elah e?? -- mampalaelo letsy ny niafaranle politikatsika tato ra-billy fa petsa tanteraka i dada a !!...... boro mandrakizay any swazi any lery sady efa nanangona sipa lavanono bobaka atao fanalana hamohamo rehefa mahatsiaro an'i M:car hon hon hon hon
5. rijadolly ( 01/09/2010 14:25)
AndriambyII:

Dadah nanamaina loatra ve no hirindrana ? nofinofy izany @ nay !
Raha izany no tenin' olona manamaina ry Andry, dia tokony ahoana izany no tenin' olona tsy mifoka? Ka raha ohatra indray izany hoe ratsy noho ny ataon' lé olona manamaina indray ilay nataony dia inona izany no nifohany? Anana? iIHIHIHIH!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.932