Iza no mahalala an'ilay soratra eo amin'ny cofi n'i pape (satrok'i pape ) azafady ....
21. ikaretsaka
(
24/08/2010 12:19)
efa niteny aho heo hanao hs kely de tapitra ny HS avy eo (ary tsy hs fe hs hoe katsaka no resaka dia tsaramaso no nolazaiko fa kosa manamafy ilay lazain'i Bor2lais sy i andrywui no intention ko fa tsy ny hanao ady atsanga @ ialahy... [raha ny momban'ialahy manokana dia Loin ialahy izao amikio na hi blibli na hi taralila rehefa tsy manana hevitra mazava ankoatran'ny mandrisika ady!] )
in sujet ihany anefa io fa izany hoe nanampy ilay hoe
dia navoakan-drabor ilay teny
dia mba tsy hinoanoam-poana sy hahatsara kokoa ilay famaritana dia rariny kosa raha ahitsy dia ny mialoha hoe teny latinina ilay izy tompoko!
izany hoe ao @ ilay Sujet ihany aho fa mamaritra misimisy kokoa ilay teny navoakan-dra andrywui!
in sujet ihany anefa io fa izany hoe nanampy ilay hoe
teny Italianina le izy tompoko !
dia navoakan-drabor ilay teny
ilay teny:
"Vicarius Filii Dei"
dia mba tsy hinoanoam-poana sy hahatsara kokoa ilay famaritana dia rariny kosa raha ahitsy dia ny mialoha hoe teny latinina ilay izy tompoko!
izany hoe ao @ ilay Sujet ihany aho fa mamaritra misimisy kokoa ilay teny navoakan-dra andrywui!
novalian'i ouioui ny 25/08/2010 01:02
22. ouioui
(
24/08/2010 12:42)
Tsy hainay ilay mandefa coms ao @ google , forum io aloha afaka mifanpindra mots de pass sy ny nnamany na mampiasa ny ordi ny sasany , hihihi mbola manamafy ihany fa tsisy ouioui=andrywui
Ka ialahy aza izao efa blibli sahady hihihi, mivaona foana ny resak'ialahy , vao tonga ialahy dia miala @ lohahevitra foana
ika
[raha ny momban'ialahy manokana dia Loin ialahy izao amikio na hi blibli na hi taralila rehefa tsy manana hevitra mazava ankoatran'ny mandrisika ady!] )
Ka ialahy aza izao efa blibli sahady hihihi, mivaona foana ny resak'ialahy , vao tonga ialahy dia miala @ lohahevitra foana
23. ikaretsaka
(
24/08/2010 13:08)
mba hevitra momban'ny fivavahana sy finoana letsy resahina na miala @ lohahevitra aza.. au moins..
24. ouioui
(
24/08/2010 13:13)
Mauvaise foi ialahy ka nofafan'ialahy indray mantsy ilay resak'ialahy teo aloha , lany pasy ve ialahy e, ialahy no mahay rehetra valio ny fanontaniana ry leity a
25. ikaretsaka
(
24/08/2010 13:17)
ha.. izany ahay mba misy resaka finoana na HS aza!
fivavahana vaovao vao noforonin'ialahy vao teo koa ve izany "Ika mauvaise foi izany"? aok'itsy letsy...
aza mivavaka amiko!
tady hanao sacrilege nge ialahy izany e...
fivavahana vaovao vao noforonin'ialahy vao teo koa ve izany "Ika mauvaise foi izany"? aok'itsy letsy...
aza mivavaka amiko!
tady hanao sacrilege nge ialahy izany e...
27. hery
(
24/08/2010 13:21)
nahita sary ve i ouioui? Raha tsy nahita dia aleo hiandry an'i andrywui
Taitra foana aho isaky ny mamaly ianareo hoe miala any ny sary...
Taitra foana aho isaky ny mamaly ianareo hoe miala any ny sary...
28. ikaretsaka
(
24/08/2010 13:21)
fa momba ilay resaka papa sy satroka ihany...
Mitre ny anaran'ireny sary nomen'i hery ireny raha ireny no tianao lazaina ry andrywui fa tsy kofi izany an
ny silamo no manao kofi..
aleo tenenina ihany ndrao diso filaza raha manontany olona na mampianatra olona any

29. infiny
(
24/08/2010 13:30)
wikipedia>All but one of the ancient papal tiaras were destroyed by invading French troops in 1798. The sole surviving pre-19th century tiara has no writing.
wikipedia>The first permanent photograph (later accidentally destroyed) was an image produced in 1826 by the French inventor Joseph Nicéphore Niépce.
Sary hoso-doko izany sisa angamba (atokisana ve anefa) :).
30. ouioui
(
24/08/2010 13:31)
hery
nahita sary ve i ouioui? Raha tsy nahita dia aleo hiandry an'i andrywui
Hay ve hain'i hery ihany ny mapiavaka an'i ouioui sy andrwyui fa tsy olona iray e hihihi
Miandry an'ialahy @ izany sary izany leisy ny pokna a
31. infiny
(
24/08/2010 13:34)
wikipedia>All but one of the ancient papal tiaras were destroyed by invading French troops in 1798. The sole surviving pre-19th century tiara has no writing.
wikipedia>The first permanent photograph (later accidentally destroyed) was an image produced in 1826
Sary hoso-doko izany sisa (raha atokisana koa io). :)
32. bor2lais
(
24/08/2010 13:35)
H.S kely indray aloha
-> Endrey, fa mahafinaritra loatra ...
H.S-tapitra
Ika:
aza matahotra fa hivavaKA ho anao aho e
Hery:
Matoky ny Fanahy Masina aho
-> Endrey, fa mahafinaritra loatra ...
H.S-tapitra
33. ouioui
(
24/08/2010 13:41)
infiny
Sary hoso-doko izany sisa (raha atokisana koa io).
hihihi
bor2lais aza manantena an'ika fa bandy mauvause foi be leio, aleo hotran'ny hery matoky ny fanahy masina ho an'izay mino fa raha tsy mino tsar i hery dia tsy mandaitra koa io efa nohazavain'i Miharena
37. bor2lais
(
24/08/2010 16:24)
H.S
ouioui, ika > mbola miandry foana angaha nareo ? Ity misy "sarin-tsoratra" na "soratra @ sarin-tsatroka" ary e (mandra-pahitan'i Andrywui ny azy) ! Mila manao solomaso sy mijery tsara a !
http://www.666myth.com/666fr/tiare_pape_mitra.jpg
H.S - tapitra

39. infiny
(
24/08/2010 17:41)
Fa araka ny tantara marina anie dia hoe tena nisy nahita io soratra io e, saingy indrisy tsy hita hoe ahoana ny hanaporofoina azy!
40. infiny
(
24/08/2010 17:43)
ikaretsaka:
le izy ary kay mythe ko
Fa araka ny tantara anie die toa hoe tena nisy izany ilay izy e, mitory amin'ny tena very marina ve ilay satroka sasany. Saingy tsy hita izany hoe inona intsony no hanaporofoina azy!