Sao misy mahalala kokoa ny Fiangonana Fifohazana isika mba mila fanazavana kely o
1. ouioui
(
23/08/2010 11:31)
Indray mandeha izay aho nisy nanàsa tany am-piangonana dia nizara roa ny fandehany tao tsy tadidiko na kato na protestanta , dia nony vita ny fizarana voalohany dia saika handeha aho nefa ilay olona nanàsa ahy mbola niteny hoe mbola tsy tapitra nefa efa nisy olona nody , somary sadaika ihany aloha , ka toy izao ny fisehoan'ny fizarana faharoa;
Nisy t@ fandaharana voalohany nijanona ireo dia nisolo akanjo fotsy ( fifohazana hoy ilay ranamana )dia nisy ny séance fanalana devoly tao , kiakiaka miantso ny anaran'ny jesosy mialà taminy ry devoly sady apetraka eo @ lohan'olona misy demony ny baibolytsipatsipaka hoatran'ny voan'ny tromba, envoûter hafahafa izany, hoatroatran'izay ilay izy e
Ny fanontaniako dia maninona ry zareo ireny no mitafy lamba fotsy foana ,fahazavana ve, ny maintsy maintsy fisaonana , tsy voatery io fotsiny aloha ny resahina fa raha misy fanazavana momban'ny fifohana ny fanombohany dia afaka dinihina daholo e, tsy hitatata hotran'ika borné akory aho ehihihi
Tsy aleo ve hoa mantsy an'ilay ranamana mikônfesy fa tena hoatran'ny henjana be izany fomba fanalana devoly izany
Marihiko fa tsy hitako ilay ranamana alaoha hatramin'izao fa raha tsy izany nohamafisiko ny fanontaniako

répondu par ouioui le 24/08/2010 13:45
2. andrywui
(
24/08/2010 07:51)
gaigy zany tantaranlah zany ry ouioui ! .. de rehefa nametrahandry lerony tanana ve elah de afaka le demony ? de miakanjo fotsy zany ry zalah no nanala le demony tamlah ? de tena afaka ve oa le izy ?
3. andrywui

4. ouioui
(
24/08/2010 10:47)
Vizaka ny mitatata fotsiny amiko fa tsy misy vokany akory ilay izy , fihetsiketsehana no betsaka ,
Efa lazaiko foana io fa ho an'izay mino azy ihany no mandaitra angambany
Misy karazana katofopla manao zavatra hoatran'izany koa fa tsy reconnu par Vatican, manontany tena aho @ ry zalahy mitonina azy ho kato raha tena izy tokoa fa gaigy be raha himanipuler olona hihihi
Manaja kosa anefa aho ny finoan'ny tsirairay, mba nandrasako hamaly ato ika réponse à tout saingy nialany , nefa ny dinika rehetra japiny daholo hihihi
Ny tena tiako avoaka dia ny manala devoly, maninona ny sasany tsy manao , ka eo no tiako hazavaina , raha misy fifihazana moa hanazava misimisy vao maika tsara

5. Miharena
(
24/08/2010 10:50)
Ny tahotra avokoa no mahatonga ny tsy fahasahiana mikonfesy sy manatrika ny asam-pamoahana Devoly. Na izany na tsy izany dia tsara ny mampahalala ny rehetra fa tsy misy varany ny asa toy ireny raha tsy manatona amim-pahatsorana izay olona hanaovana izany.
Isika rehetra dia manana korontana avy ao anatintsika ao ary mahagaga fa tsy afaka amintsika ilay izy na dia tsy tiantsika aza fa raha ny sitrapontsika dia ny ho tonga lafatra.
Ny fifikirana amin'io korontana io no mahatonga ny Devoly ka rehefa esorina izy io dia mampitsipatsipaka izay hiasana.

6. ouioui
(
24/08/2010 11:43)
Ny tahotra avokoa no mahatonga ny tsy fahasahiana mikonfesy sy manatrika ny asam-pamoahana Devoly
Misaotra an'i Miharena namaly , tsy natahotra aloha aho e, tsy saritahotra koa
Miharena
Na izany na tsy izany dia tsara ny mampahalala ny rehetra fa tsy misy varany ny asa toy ireny raha tsy manatona amim-pahatsorana izay olona hanaovana izany.
Miombon-kevitra aminao
Miharena
Ny fifikirana amin'io korontana io no mahatonga ny Devoly ka rehefa esorina izy io dia mampitsipatsipaka izay hiasana.
Mazava izany ny @ iny
Tiako hanontaniana an'i Miharena koa ny akanjo fotsy , nahoana no nahatonga an'io
Inona no équivalent ny Fifohazana ivelan'I Madagasikara
7. Miharena
(
24/08/2010 13:32)
Ny akanjo fotsy dia tsy dia nisy lalànany loatra taloha satria ny olona nifoha dia tamin'ny andron'ny lamba tsotra tsy nisy lokony no nanaovan'ny olon-drehetra. Ny fahadiovana fotsiny no nanavaka ny olona mifoha sy ny olon-tsotra (ny menalamba ohatra tamin'ny androny dia tsy nahavatra nanasa lamba intsony noho ny fanenjehana azy ireo).
Zary nolovana ny fiankanjo fotsy taty aoriana raha ny Malagasy no resahana, nefa na any ampita aza (Afrika indrindra indrindra) dia nanao io akanjo fotsy io koa, noho ilay olona (Jesosy) niankanjo fotsy lava niseho tamin'izay olona nofidiaNy isehoana.