Amin'ny andro hinananao an'io (vonkazo voarara) dia ho faty ianao

1. ouioui ( 23/08/2010 04:35)
Nanoka tra kely an'ito dinika ito aho , fa sao misy fanatika tezitra be ao hihihi, hiteny hoe tsisy afa tsy ny fanenjehana kato koa ny an'i ouioui, tsia anefa raha olona namanky ny diam-peniko , calier mantsy e hihihi
Tsy haiko na hatsikana na lalao na eritreritra mandalo ihany izy ity
Raha fantatra ary fa sivy volana vao teraka ny vehivavy (asa mety tonga nilatsaka t@ io androa io daholo ve ry Kaina sy Abela ) nefa indray dia ry nihanika ny 900 ans tany hoa any daholo sy latsaka kely
Ny fanontaniako dia tsotra ahoana no fanazavana na ny dikany azo aroso
ika eto ialahy afaka manao brouillons tsara @ izay hihihi
Ao fa tsy petsaiko be intsony ialahy e,
novalian'i ouioui ny 23/08/2010 22:45
2. ouioui ( 23/08/2010 04:38)
Aleo homena piste kely ika e, izaho tsy hiady hevitra na paoma na voasary na paiso na akondro izy eto fa angamba io voankazo voarara io ihany no voalaza, afaka aloha ny iray @ mety ho valin-tenin'ika bloky hihihi
3. mpanazava ( 23/08/2010 05:52)
Mahakasika ny zon'Jehovah Andriamanitra hitondra no voakasika amin'io lohateny io. ny hoe mandaiga ve Andriamanitra? Niteny izy hanitatra ny tany ho paradisa i Adama sy Eva ary hiaina mandrakizay no faniriany ho azy ireo. Niteny koa anefa izy hoe "ilay sujet eo ambony". Naninona marina moa no tsy maty tamin'io Andro io Adama sy eva?
4. hery ( 23/08/2010 07:48)
Tsy azoko aloha ny dikan'ilay fanontaniana.

Fa angaha noraisinareo ho tantara (tahaka ny fisian'ny ady lehibe voalohany, na ny renaissance, na Napoléon Bonaparte) ny voasoratra ao amin'ny Genesisy?

Ho an'ny Katolika dia tsy bokin-tantara ny baiboly fa Tenin'Andriamanitra. Izany hoe ny hevitra ao anatin'ny Baiboly dia hevitr'Andriamanitra izay tsy midika velively hoe ny zavatra voatahiry ao anaty Baiboly dia niseho ara-bakiteny.

(Hampianatra kely momba ny baiboly ho an'ny Katolika koa ve aho? angamba hors-sujet)

Koa angamba azo ahitsy kely ny fanontaniana satria manjary hors sujet. Ho an'iza io fanontaniana io?

Raha ho an'ny Katolika mantsy dia ny isa toa io ao anaty baiboly dia tsy ara-bakiteny toa ny isan-taona izay iainantsika amin'izao fotoana izao.
Ho an'ny Katolika koa ny hoe maty voalaza eto dia tsy fanjavonana toy ny fahafatesana izay fantatsika. Koa satria ny fahafatesana no tambin'ny ota, ny fahafatesana lazaina eto dia fisarahana amin'Andriamanitra. Fialàna tao amin'ilay toetra niarahana tamin'Andriamanitra. Ny olona isaky ny manota dia toy ny maty... fa rehefa mibebaka dia velona indray. (Tadidio ilay tantara ao amin'ny Lioka 15)
5. mpanazava ( 23/08/2010 08:06)
raha ilay fanontaniako aloha dia misokatra ho an'ny rehetra izay te hamaly, izany hoe tsy an-kanavaka. Ny valiny nomenao koa dia ankasitrahako tanteraka satria noho io fanontaniako io dia voavalinao tsara ny resak'i oui oui.
6. ouioui ( 23/08/2010 10:41)
hery
Tsy azoko aloha ny dikan'ilay fanontaniana.
Fa angaha noraisinareo ho tantara (tahaka ny fisian'ny ady lehibe voalohany, na ny renaissance, na Napoléon Bonaparte) ny voasoratra ao amin'ny Genesisy?

Tsy azon'i hery ny fanontaniana anefa mazava amiko ny valiny , raha tsy azo dia hanontanio fa tsy manombatombana ny hevitro sady izay indray hevitra négasionisme be , aza manao resaka gratos loatra e hihihi

hery
Ho an'ny Katolika dia tsy bokin-tantara ny baiboly fa Tenin'Andriamanitra. Izany hoe ny hevitra ao anatin'ny Baiboly dia hevitr'Andriamanitra izay tsy midika velively hoe ny zavatra voatahiry ao anaty Baiboly dia niseho ara-bakiteny.
(Hampianatra kely momba ny baiboly ho an'ny Katolika koa ve aho? angamba hors-sujet)

Hoy Niryna ny kritiana dia manaraka ny tenin'Atra , ny dian'ny Jesoa Kristy,
Tsy izay mamaly dia milaza ny tenany fa hampianatra akory sady azon'ny rehetra valiana no mahazo mandefa dinika daholo , izany no atao hoe forum

hery
Raha ho an'ny Katolika mantsy dia ny isa toa io ao anaty baiboly dia tsy ara-bakiteny toa ny isan-taona izay iainantsika amin'izao fotoana izao.
Ho an'ny Katolika koa ny hoe maty voalaza eto dia tsy fanjavonana toy ny fahafatesana izay fantatsika. Koa satria ny fahafatesana no tambin'ny ota, ny fahafatesana lazaina eto dia fisarahana amin'Andriamanitra. Fialàna tao amin'ilay toetra niarahana tamin'Andriamanitra. Ny olona isaky ny manota dia toy ny maty... fa rehefa mibebaka dia velona indray. (Tadidio ilay tantara ao amin'ny Lioka 15)

Mazava aminao izany ilay fanontaniana fa tsy hoe tsy mazava , i Mpanazava izao tonga dia hitako nahazo avy hatrany hihihi, fa tsy mila voatsiary hotran'i hery hihih
7. ikaretsaka ( 23/08/2010 12:46)
tsisy lohany sy vodiny ilay fanontaniana aloha, faritana sy ho raisina arak'inona ilay fanontaniana
valiana arak'inona ilay fanontaniana?
Amin-dra ika koa aloha ny resaka isa (izay itovizako @ Hery @ maha katolika ahy koa) ao anaty baiboly dia tsy ara bakiteny hoe 900 dia sivinjato : izany no tsy hitsimponako loatra raha voamarikao raha tsy hoe miresaka @ mpitsimpona aho angaha ka voatery.
satria amiko dia tsy hita pesipesenina Atra ka tsy isaisaina izany na ny ambarany aza
8. ouioui ( 23/08/2010 12:52)
Mazava izany ny fanontaniana satria ny valiny mazava , ny an'i ika bloky ve moa tsy hamerina ny valinteny efa nandeha fotsinyhihihi
Iza no niteny fa ara-bakiteny , inona no fanazavana azo aroso hoa dia nazava fa ny valitenin'izy roa dahy fa ny an'ika bloky tena tsy ao e hihihi, nifoha tsara ve alaoha ialahy io e
9. ikaretsaka ( 23/08/2010 13:26)
de zay zany
10. ouioui ( 23/08/2010 14:18)
Petsa ika klé , te hanao taminy tao ko hihihi, izay zany hihihihi
11. ikaretsaka ( 23/08/2010 15:25)
Zay zany ko.. ialahy mba antsonga...
12. ouioui ( 23/08/2010 15:47)
Inona ny dikan'iany leisy hihihi, hiteny @ fiteny tsy fantatra indray ika borné klé hihihi,
misy raha la terre é
13. ikaretsaka ( 23/08/2010 21:50)
anatsonga
14. ouioui ( 23/08/2010 21:55)
hihihi, anam-bomanga hihihi, izany ve laokan'ialahy tany klé , hihihi, hitako ialahy mbola fanina be
15. ikaretsaka ( 23/08/2010 22:32)
eny letsy a.... nahodikodin elahy za :P faly?
16. ouioui ( 23/08/2010 22:44)
hihihi, zay ndray dia tezitra eo hihihi, anisao anam-bomanga any ary e
17. ouioui ( 23/08/2010 22:45)
Sao misy phone aloha any e, mety ho any @ ialahy any mantsy aho , sao mety tafahaona ihany , misy bizna leisy fa tsy vanjon-dra Cyril akory hihihi, alefaso any @ namana any
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0547