Tsy avotra tsony ny fiondanana e !....
1. andrywui
(
12/08/2010 16:29)
- De adala ve ireo maranitra rehetra nivadika TGV ireo ?
- hanao TGV koa hono i dada raha ny reko !.. toa efa andalam-pikarakarana ny ttsy izy !!
- raha atao zany kajikajy de ry zalah ato am serasera ( hery (+-) mety hivadika koa) , pikatti , xxwx ouioui sisa no mety ho and CO sisa tratra farany ato fa raha ny fahitako an'i Vatofototra koa de angamba nahazo fampanantenana seza tany ho any koa fa ataony fopla tsisy mandeha daholo ny vaovao alefany (ataony ze ahatezitra ny mpiondana de mitsaitsaika hanao TGV koa i Vatofototra ) ... jereo koa raha misy midila ireo teniko ireo !
-- Kely sisa dia ho avadika serasera TGV ity serasera ity atsy ho atsy ;sady asiana Fety be ny fiovan' ny plaque -ny

novalian'i pink ny 15/08/2010 18:40
2. andrywui
(
13/08/2010 09:00)
Kely sisa andro hisaina dia tsy hi-existe eto amin'ity planeta tany ity intsony zany TIM sy 3mvs zany fa atao tantara sisa tantaraina amin'ireo zanaka amampara fa "nisy hono izany ..."
-- Ny loza dia i dada tsary mahazo manao fifidianana hoe fa samborin'ny olona hoe ra vo itany hon hon hon

3. i_Sarah
(
14/08/2010 11:01)
Salut!
SSSSSSSS, impossibla oe dada zany no ho lasa TGV, sanatria
We hivadika foza ve, jamais zany ry bandy an!
De lay oe 3mvs, mijanona ho tantara ah! fgah moa ny zv-dhtr tsy mipetraka ho tantarana daolo e! n'in n"in .
Tsy ny olona no hisambotra an'i Dada fa ny miaramila voakarama "CAPSAT"
TGV: Tanora Gasy Vendrana!
Atsipy ny teny any am-pon'ny mahalala
Zay tjr zanak'i Dada, ra8 jusqu'à la fin de ma vie
Bye