ahoana no hanampiana ny protestanta
21. fijo
(
11/08/2010 20:56)
ny tenako dia efa niara niaina (tsy hoe nipetraka tao,fa iray tanana izahay)tamin'ireo lazain'ny mpino kristiania fa hoe "mpanompo sampy"tao amin'ny doany mahajanga.
ary ny lehibean'ny tamin'izany fotoan aizany dia lehibeann'y fokontaninay koa(njava)no anarany .
ary izy io dia mpiaraka aminay rehefa arivariva iny.eo ambodimanga eo anoloann'y fidirana ao aminn'y doany.
dia mpiresaka io finoana io amiany eo,satria maro ny mpino kristianina namana teo.io olona io,dia nanazava tsara taminay,fa ny taolana tehirizina ao amin'io doany io,dia tsy zanahary akory,fa io kosa ,izay efa lasa nanakaiky an'i zanahary no antsoina,rehefa mivavaka amin'ny zanahary.
izany hoe raha jerena tsara,dia tsy mifanalavitra aminn'y fomba ampiasainn'y katolika no ampiasainy,saingy ny "vahiny mpanjanaka" moa rah aniditra tao madagasikara hanjanaka,dia nanao izay hanambaniana ilay finoana gasy,satria tsapany,fa rah aio no mihozongozona,dia malemy sy mora zanahina,ny tany iray.izay no nanaratsiana azy ireo hoe "mpanompo sampy"
tsy mbola nahita aho tao madagasikara olona mivavaka sy mino fa hazo no andriamaniny na zanahariny.

22. ndenn
(
13/08/2010 09:36)
Ohatry ny t@ andron' ny fifanjevoana tany Jerosalema fahiny ihany io é . Ny mahery loha ihany no nanjaka , adin' ny Jiosy ,ny xana , ny silamo , ny mongol .
23. Miharena
(
13/08/2010 14:09)
Raha dinihina tsara dia misy tranga iray tiana hamafisina indrindra eo amin'ny fomba Malagasy io. Ny Malagasy no anisan'ny nanana fandalinana ara-panahy efa lasa lavitra talohan'ny nidiran'ny vahiny teto nitondra ny Baiboly. Ny zavatra azo resahina ohatra dia ilay resaka Zanahary. Io hatrany no nantsoina taloha raha hivavaka ny Malagasy ary nohamafisin'ny Fifohazana izany tamin'ny andron'i Neny Ravelonjanahary (Ity vehivavy ity dia olona tsy mahay manoratra sy mamaky teny saingy novangian'ny Tompo ary nomeny io anarana Ravelonjanahary io satria velona tokoa ny Zanahary izay nantsoiny hatramin'izay).
Misy fifandrohizany mazava hatrany ny fanazavana ara-panahy rehefa mandinika tsara ny lojikan'ny finoana. Eto ohatra dia fanehoan'i Jesosy ny fitondran-tena tokony hananan'ny olona mpitaiza no hita ary IZY Jesosy mihitsy no miara-miasa aminy rehefa madio fo izy manao ny asany (izay tena inoana fa tena faniriany tokoa).

24. ouioui
(
18/08/2010 22:09)
Mampihomehy ianareo ato marina e
Manoka tra dinika i Hery ahoana no hanampiana ny Témoins de Jehovah dia lasa koa i Ndoontofetsy ahoana no hanampiana ny protestants , dia lasa koa iwiwi ahoana no hanampiana ny kato hihihihi

26. ouioui
(
18/08/2010 22:43)
Ho lasa integrista ato aby isika mianakavy no hiafarany hihihihi, hamelona guerres de réligion à l'échelle serasera hihihi
27. marcus11
(
19/08/2010 10:12)
why so much[IMG]http://s07.flagcounter.com/count/DymW/bg=ffffff/txt=ffffff/border=ffffff/columns=1/maxflags=1/viewers=3/labels=0/[/IMG]
28. xxwx
(
19/08/2010 13:04)
Hiverina indray ve ny "ady masina" croisade , izay mantsy ny tsy fanekena ny hevitry ny hafa , tolérance , dialogue hevitra fifanakalozan-kevitra
29. ouioui
(
20/08/2010 22:38)
Asy masina hihihiihi, halatra fananan'y jiosy nalefa tany vatikano ve hihihihi
30. badluck
(
21/08/2010 07:12)
Rusina sa va fie!!>:[IMG]http://s07.flagcounter.com/count/DymW/bg=ffffff/txt=ffffff/border=ffffff/columns=1/maxflags=1/viewers=3/labels=0/[/IMG]