Tokony hivavaka amin'i Marie Virijiny ve isika?
21. niryna
(
14/08/2010 19:57)
niryna:
mpanazava o raha vao manao io resaka io hianao dia hitarika ady be eto io
mpanazava:ahitsiho kely aloha ilay teny fa tsy fantatro izany hovoriny izany ..sa ho voiziny angamba ?
Tsy tokony hampiady aloha ilay izy raha tsy mijery mitongilana daholo isika. Marina fa tanteraka ara-bakiteny ilay faminaniana voalaza mialoha hoe "Fa ho avy ny andro tsy hahazakan'ny olona ny fampianarana marina intsony; fa mpampianatra araka ny filàny no hovoriny ho azy sy hahalian-tsofina azy" (Kat ,II Tim 4:3)
ka izay ilay nolazaina foana hoe omena,omeny ilay teny dia izay mifanaraka ny tian'ny eritreritry ny olona nampianatra antsika no tenenintsika fa tsy ilay teny marina voalaza ao anatin'ny baiboly(ny anareo izao dia novaina tanteraka ny baiboly ka ahoana moa no anazavanao ny olona ny teny marina raha ny marina aminareo ihany no lazainao,come on)ny baibolin'ny kristiana sy ny baibolin'ny temoin de Jehovah izao dia tsy mitovy kanefa ny teny ao dia ho voahozona izay manala na manampy ny teny izay voasoratra,ka maninona no ovainareo ny teny ao ?
HO AVY TOKOA NY ANDRO TSY HAHAZAKAN'NY OLONA NY FAMPIANARANA MARINA:
marina aminareo tsy kristy Atra
marina aminareo zanak'Atra izy ka raha mino Azy ho zanak'Atra hianareo,maninona no tsy mino ny baiboly nilaza fa Atra Izy? IZAHO SY NY IRAY DIA IRAY IHANY
maninona no ovaina ho andriamanitra kely ilay soratra ao amin'ny baiboly Atra lehibe
Jaona 1 1-4 ?
...ary dia tonga tokoa ilay teny ao amin'ny faminaniana fa hisy ampianatra hevitra diso,iza izany io mampianatra hevitra diso io,ilay olona mino fa Atra kristy sa ilay tsy mino azy ho Atra? aza valiana akory fa safidinao irery io
satria alohan'ny hitenenanao ny fahamarinana dia manontania tena hoe ao anatinao ve ny Jiro? raha miteny ny baiboly fa Atra i kristy ,hianao,hianareo tsy mino Azy ho Atra? Jiro aiza no nalainao omena ny olona ary e! ooops ,dia tonga tokoa izany ankehitriny ilay mampianatra mahasoa ny tenany satria izay nampianarin'ireo olona ireo ihany no dradradradrainy eto na efa fantatra fa diso be izao aza an! oooooooppppppppssssss !
izany hoe ho avy mantsy ny fotoana tsy hahazakan'ny olona ny fampianarana mahasoa ka hanangonany mpampianatra ho an'ny tenany, araka izay iriny mba handrenesana zavatra mahafinaritra ny sofiny. Nefa tokony hafenina ve ny marina ry Nirina fa hoe tsy zakan'ny sasany? Nafenin'i Jesosy ve ny marina sao nanafitohina ireo nihaino azy?
niryna:
Rehefa miseho eo aminao ilay jiro dia ahazo hazavana koa ny olona manodidina anao rehetra na mino an'ilay Atra hinoanao izy na tsia.
Koa na ilay Jiro na ilay fahamarinana hanafaka ny olona ao anaty haizina aza tsy avelanao hivoka koa inona no hazavana hipoitra eo. [/quote]
Averiko indray fa raha ao anatinao ny jiro ,tsy mila miteny akory hianao hoe o re olona o manana jiro aho e
NY TSY FINOANAO FA TSY ANDRIAMANITRA I KRISTY DIA EFA MANAMBARA NY MPINO AZY FA TSY AO ANATINAO NY JIRO NA AO ANATINAO ILAY JIRO SATRIA KRISTY NO JIRO ARY REHEFA NITENY NO BAIBOLY HOE ATRA IZY DIA ATRA IZY IZANY
Raha tadidinao ny tantara rehetra ao amin'ny baiboly dia mahasaropiaro an'Andriamanitra ny fitodiana any aminy irery ihany. Nanao izany tamin'ny fomba hentitra i Jehovah, i Jesosy ary ireo mpanoratra baiboly maro.marina izany,tena saro-piaro Atra ary tena tia antsika izy ka izany no nanomezany ny Zanany hanafaka antsika rehetra mba hiala amin'ny ziogan'ny fahotana-fitak'i satana,fampianaran-diso
Ka maninona hianareo raha mino ny baiboly no tsy mino fa Atra izy? dia hilaza hianao fa tsy mahazaka ny olona? olona iza no tsy ahazaka fa hianao mizara kanefa manao vato vilambava no ilazako fa raha misy jiro ao aminao dia mizara izany hianao ,noho izany aleo aloha angamba hijery ny tenantsika isika vao anome soketa ny hafa.
ATRA (RAY),ANDRIAMANITRA (ZANAKA DIA I KRISTY) ary ATRA( FANAHY MASINA) DIA IRAY IHANY 1X1X1=1
Ao amin'ny Genesisy na ny fiandohana dia manambara fa ANDAO ISIKA ANAMBOATRA OLONA MITOVY AMINTSIKA ...IZA IZANY IREO ISIKA IREO RY MPANAZAVA ?
aza valiana akory fa alalino ny baibolin'ny kristiana fa aza mihonina eo amin'ny anareo eo fotsiny
Averiko indray fa rehefa tonga eto hianareo dia ireo resaka tsy fitoviana finoana ireo foana no resahinareo ary rehefa tsy mitovy ny anareo dia tsy izy daholo.
Mangataha ary ny fanahy masina mba hiasa ao am-pontsika ka ahafantatra ny marina tanteraka isika izay marina nolazainao fa tsy zakan'ny olona ka rehefa itanao tokoa ny fahamarinana dia miverena indray(alaivo ny baibolin'ny kristiana dia ampitahao ny baibolinareo dia ho fantatrao ny marina- Jaona 1 1-4 fotsiny aloha jerena dia mangataha ny fanahy masina anazava azy aminao) mahereza ary
[/quote]
répondu par ouioui le 21/08/2010 20:27
23. niryna
(
21/08/2010 18:57)
ouioui:hay ve e,aleo ary hofoheziko ilay izy e
Lavabe ny soratrao ry Niryna a, mbola haka fotoana hamakiana e, A+
Hoy aho hoe raha resaka ny finoan'ny olona foana no asiantsika resaka eto dia lasa ady amin'ny farany.Tsotra fotsiny ,aleo samy manana ny azy fa anjaran'ny tsirairay no manazava ny fifandraisantsika amin'i kristy(relationship with Christ) no tena zava-dehibe ary fantaNy koa ny olona manaraka Azy ary mino fa Atra izy
Dia hoy aho koa hoe raha ao amintsika ny jiro dia fantatry ny olona koa izany fa tsy misy afaka hiteny hoe ity aho manana jiro.
Raha milaza fa manana jiro koa isika kanefa tsy mino ilay Jiro Be na tsy mino an'ilay Jiro, tsy iza fa i Kristy(Atra-Zanaka) dia tsy afaka hiteny hoe maninona no tsy avelanao omena ny olona ny Jiro?
24. ouioui
(
21/08/2010 20:27)
Misaotra nampita ry Niryna o, samy manana ny azy marina
Marina mihitsy izany e, jereo ikaretsaka borné efa mivonto be ery atsy ny fony, efa mivoaka setroka koa angamba ny orony any hihihi
Hoy aho hoe raha resaka ny finoan'ny olona foana no asiantsika resaka eto dia lasa ady amin'ny farany
Marina mihitsy izany e, jereo ikaretsaka borné efa mivonto be ery atsy ny fony, efa mivoaka setroka koa angamba ny orony any hihihi
25. mpisotrtoaka
(
08/04/2015 15:31)
ôh ! ts antonona eto izany resaka izany ! Tsy ho ary mitovy ny olona rhetra eto noho izany ts maintsy misy manaiky d misy mandà !
