fahafatesana sns
21. Miharena
(
17/08/2010 06:49)
Ikaretsaka:
aza ahilika @ Jesosy kosa ny resaka tsy voavaly ry miharena an
Ka i Fijo anie Ika manaraka tsara ny resak'i Jesosy ihany ka izay no ilazako io teny ery ambony io e! Na izany na tsy izany dia mba manome ny hevitro koa aho eo ambany ka!
22. ouioui
(
18/08/2010 22:56)
Mana cycle daholo ny fiainana e, teraka ,velona , maty !! valable daholo izany @ zavatra na @ zava-manan'aina na ny galaxie sy ny karazany hihihi
23. Miharena
(
19/08/2010 07:49)
Ouioui:
Mana cycle daholo ny fiainana e, teraka ,velona , maty !! valable daholo izany @ zavatra na @ zava-manan'aina na ny galaxie sy ny karazany hihihi
Ianao mahadinika izany tokoa anefa no tsy mety maty fa mitombo miara-mivoatra.
Ilay hoe fiainana sy ny hoe zavatra mihitsy angamba no tokony havahana. Ny zavatra no manaraka ny cycle voalaza fa tsy ny aina.
Izay aloha no fahenoako ny fomba fijerin'i Jesosy fa asa izay an-draouioui momba ny fahafatesana
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.2585