E,E,E ...! tena vonona sy tapa-kevitra mihitsy ah ry lereto a!!!... ny antony ??

1. andrywui ( 02/08/2010 09:27)
-- Tena an'ny fianakm's nay oa le orin'asa mpanao GOOD LOOK namboarindry zalah HAT tany Chine ireo !..... petsa ny fianakm's !!! nivoaka perte ny chiffres rehetra !!!....

---Kozina an'izany ry Rabitro, zahay ndray no nangetorany !!.....

--- tena sans qualité araky ny kozin'i Noue marina le ... bon vac lesss Noue a!.... mahamay be ty fa tafiditra amin'ny kozy bombina be ny kofy le .....
novalian'i zigzag ny 05/08/2010 06:25
2. hery ( 02/08/2010 13:39)
Mahazakà ny vokany ao e.

Aza mba ankinina amin'ny resaka tombontsoa personnel zany ny fanaovana politika fa fitiavan-tanindrazana io. Zahay tsy nahazo tombony t@ Ravalo, tsy nahazo tombony t@ Rajoel, fa rehefa mivoaka ny Constitution izany hoe manitsakitsaka ny lalàna dia tsy revenay na dia tokony hilay aza.

3. andrywui ( 02/08/2010 14:19)
zay ndray le mba tsy reviko amin'i hery !!!!!....

tsy mba misy fampaherezana sy famporisihina anle bandy efa novizanin' nle Good Look fopla fa mbola latsaina ndray koua !!!!.. .

-- ny tena tratra hatramin'izao aloha de 1tonne et demi fa tsy 400 cartons sa 200cartons zany !!! lainga be io fa efa ho 2tonnes mihitsy no tratra ary efa misy kobo ny lava tanana nampiditra an'ireo eto amn tanana !!!! ... mahamay ny ao am douanes ao niainy !!

4. ouioui ( 02/08/2010 17:15)
Marina mihitsy ny kôzin-drahery , maiva,a ati-doha ialahy raha izany fotsiny, miasa tsara izany aloha ny FATY , ary hivadika tgv aho raha izao no mitohy hin hin hin
5. andrywui ( 03/08/2010 09:41)
marenina oa elah fa mbola hanagadra an'ireo nanafay ny fianakam's nay ah zao alou !...

heverinlah fa tsy hikatona mihitsy angaha ny good look anay amin'ny nanaovan'i rabitro voalavonlah azy !..... mody mba hoe tsy ny HAT no nanao an'io affaire good look io nefa bandy avy ao daholo no namoaka an'io tao amin'ny douanes !! sans qualité bitro voalavo lava nify kely endaka hitler nazi lamasinina tapaka frein mivarina any ankady !!!... ssssssshhhhh !.....
6. zigzag ( 05/08/2010 06:25)
ahhh karakorignao zegny!!hin hin hoonn honn!!!hahahahahahaha!
vangoin'i tgvoud tefaka tsara egnao zay!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0484