DECISON LEHIBE : - Tapa-kevitra amin'izay ah ry reto fa hivadika TIM and co amin'izay a!... hon hon hon
1. andrywui
(
31/07/2010 08:50)
tena marina anie zany e !...
---Rapika no efa nokoziako an'izany fanapahakevitra lehibe sy matotra izany ka faly be nedala !..
--Ka manomboka anie de akamanareo amin'izay ah letsy diloo sy xxwx sy rapika sy baradaka sy fijo sy hery sy rijadolly sy cyril sy ouioui sy ny sns aa......
--ka asio fandomam-bera kely ary de lafatra e! hin hin hon hin hon hin hon (hin hon fifalina io!!.. )

-- izany hoe ataovy fotsiny izay ahatamana anah ato atranon'ny "mpiaro ny vahoaka madinika" dia hiara-hiasa hamongotra ny mpisandoka sy le kelifingotra FATYPATY io isika ,sans qualité ,mpamono olona , mpangala-bola ,rabitropaty ,lavanify dracula ...ataotsika minanengannn io manomboka anio hon hon hon hon .....

novalian'i xxxy ny 10/08/2010 17:07
2. andrywui
(
31/07/2010 08:52)
- Zao ny bois des roses lany angalarindry zalah tsy manjary ireo daholo !...
- ny volampanjakana ataony tantely afa-drakotra daholo oh lalala! ... kelifingotra lavanify mpangala-bola hin hon hin hon hin

3. ravalotgv
(
31/07/2010 13:04)
inonano nampipika tampoka an ilety sa tsy nahazo fananana hon ho n hon
4. riaj
(
31/07/2010 13:17)
tsy tsara io decision io , tsy nisy nitaky an'izany tamin'i wi satria tsy misy hevitra hiadiana eto raha mivadika toi .
ialahy irery anie no TGV ato fa manana PS vraky be fotsiny e!
milela-paladia letsy a , mijanona , tano ny hevitrao
hon hon hon

5. andrywui
(
31/07/2010 16:03)
ka za na ho tapahanlah aza ny lohako de za tsy hanaraka ze rabitro sy lavanify mpangala-bola tsony hin hin hin hin
.... iza tsony no hitaingina ze lamasinina tapaka frein ?? te ho faty eo ?? hon hon hon

6. andrywui
(
31/07/2010 16:03)
inonano nampipika tampoka an ilety sa tsy nahazo fananana hon ho n hon
refa mba niha hendry zany ny bandy de nipika zany ???
hoin hoin hoin
7. andrywui
(
31/07/2010 16:07)
hoin hoin hoin hoin .... !
TIM and co FOREVER
TIM and co FOREVER
TIM and co FOREVER
VIVE TIM
VIVE 3MVS VIVE TIM
VIVE 3MVS
TIM and co FOREVER
TIM and co FOREVER
TIM and co FOREVER
VIVE TIM
VIVE 3MVS VIVE TIM
VIVE 3MVS
8. andrywui
(
31/07/2010 16:08)
FA TENA MARINA TOKOA ANIE FA HIVADIKA TIM AND CO TOKOA AMIZAY ANIE ZAHAKO RY FIJO SY RAPIKA E ....
9. riaj
(
31/07/2010 16:12)
Ka olana be oah zany sa tedavinareo tsy ho an'asa indray koa rahery?
Tapitra anie ny serasera raha tsy misy resa-politika mifamaly e!
Sady tsy hoe ranon'ikopa akory ny tsy TGV fa mila adva matanjaka amoahany ny tena marina e!
Hon hon hon

15. andrywui
(
02/08/2010 09:41)
ravalotgv - 31/07/2010 21:01
tsss le ra wiwwi ty mivadidela otran ny kankana
sniff
tchrouff
ravalotgv a tsisy mivadi dela zany letsy eo fa niha hendry fotsiny zahay a !hoin hoin hoin hoin
hoin = hon hon sy hin hin natambatra ....
16. ouioui
(
02/08/2010 17:17)
Misabakabaka be ialahy wiwi , ny hiafaran'ialahy ho rovitra hihihi, tena tsy zakan'ialahy leisy ny resaka politika a
17. andrywui
(
03/08/2010 09:44)
- Rehefa petsa elah lety raouioui de tsy maintsy manafay a! ...
- Ka ny HAT nlah mody hoe tsy ry lerony no nanao an'io Good Look io nefa ireo bandy avy ao aminy ihany no namoaka an'ireo good look fopla ireo tao amin'ny douanes sssshhh!.... lava nify bitro voalavo sans qualité lamasinina muivarina any ankady ny anlah ry ouioui a!.... afa-barakanlah fotsiny ah !!... hoin hoin hoin hoin