REGARDER VIDEO La population délocalisée par le projet d'Ambatovy a porté plainte 30 juillet 2010

1. vatofototra ( 30/07/2010 19:14)
REGARDER VIDEO La population délocalisée par le projet d'Ambatovy a porté plainte 30 juillet 2010

- La population délocalisée par le projet d'Ambatovy a porté plainte faute d'avoir été indemnisée


Visiter et Poster gratuitement vos petites annonces

http://www.vatofototra.com
répondu par xxxy le 01/08/2010 20:04
2. diloo ( 31/07/2010 08:21)
Mamay be ireto hetsika atsy sy eroa eran'ny Gasikara izany kle.
Izay izany ilay hoe: nandritran'ny 18 volana, dia milamina ny fanjakana HAT ary sambatra ny vahoaka fa nitombo ny toe-karena malagasy.Ntsss!

Misaotra ramose Vatofototra amin'ireo vao2.
3. andrywui ( 31/07/2010 08:58)
Misaotra anao koa ry akama vatofototra a! alefaso iany ny vaovao ra-pà a ....

-ny mampalahelo kely fotsiny dia tsy eto mandritry ny 1mois Ra-noue fa nanao vac kely izy ka tsisy "anle mankasitraka hatrany amin'ny fandefasana vaovao vatofototra a" intsony alou zany iray volana !! akory atao ravato a! za mbola eto kah sady za niova TIM zao , lasa akamanareo !
4. xxwx ( 01/08/2010 13:22)
Hoy ialy tary hoe raha misy ny fitsinjarana toerana dia tonga daholo ny vautours sy ny charognards iasan-karazany , tena izay mihitsy no karazan'olona tazana ao @ io resadresaka io
5. xxxy ( 01/08/2010 20:04)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0432