Maty letsy ny serasera politikatsika Billy fa MIJANONA A ...
1. andrywui
(
30/07/2010 09:34)
-aza mihaino ze fanaratsiana sy ompa ataon'i xxwx sy i zigzag elah letsy billy fa mijanona a!... ze feticon ve no hampandeha anlah le !! - aza miala tato zany letsy a! ...
-fa inona no tena olana e !?? lazao eto de hiara-mamaha fa le tonga de manipy gants tsy mety e!
za ary anie lety billy efa nataon'io feticon io otranlah kou fa nenah tonga de pan pan pan iany ny ahy no decision ko fa za tsy mikozy be ah !!
fa raha mety letsy de mijanona a!....
okay e !
andry

novalian'i xxwx ny 01/08/2010 13:20
2. andrywui
(
30/07/2010 09:43)
jereo ny tenin'i billy tao ambany tao mampalahelo be !... sniff ! sniff! snifff !....
mijanona billy a!...... efa nomeko ny anjarany alou le demony be iny ......
Ampy tsara ny jerikinako ka , ary tsy hisy olona na dia iray aza avelako hitavandra ny hasasarako hatr@ izay niainako .Manomboka anio dia anio ihany !! Bye bye à jamais serasera .Merci hery a ! tapitra ny fandraisako anjara teto !Je quitte et je supprime mon IP de contact !
mijanona billy a!...... efa nomeko ny anjarany alou le demony be iny ......
3. ouioui
(
30/07/2010 11:46)
Aza mody masina eo ry demony a! Ialahy ihany no nampitsoaka an' i Mirana , nangalarin'ialahy ny sariny tany @ FB ,i IFIONA , YUKA , papouse simban'ialahy foana ny dinika ahodin'ialahy resaka bisous foana , raha tsy mahapezy ialahy any ambadika any mitady, farany teo
nandefasan'ialahy porno i Robie, tena pervers sx ialahy
Entinay ambavaka foana ianao wiwi a hihihi
nandefasan'ialahy porno i Robie, tena pervers sx ialahy
Entinay ambavaka foana ianao wiwi a hihihi
5. andrywui
(
30/07/2010 14:19)
mifonà elah lety any amin'ny billy fa raha tsy mety miverina eo tsony hono i billy iny de alan'i hery koa ny PS nlah rehetra mpiteny ratsy ireo !
6. xxwx
(
30/07/2010 14:20)
Tonéo ny fo andriambiloka, manaova hotran'i wiwi , misotro ranomangatsiaka dia mialà sasatra kely, efa impiry lery no saika tapaka lalan-drà devantn'io PCny io
Psy leissy no asako ary haiko TSARA ny manjó. anao @ izao fotoana izao
Mahereza e ankino @ Avo ny fiainanao
Psy leissy no asako ary haiko TSARA ny manjó. anao @ izao fotoana izao
Mahereza e ankino @ Avo ny fiainanao
7. andrywui
(
30/07/2010 18:43)
fa raha tena avy amlah letsy no nampiala an'i billy teto de ahita raharaha amin'i hery tokoa elah !! ...
akaman'i hery be anie lety iny bandy andriambyll nokotabaisinlah tato iny eee !!
mifonàh elah any amin'i hery haingana !!...
akaman'i hery be anie lety iny bandy andriambyll nokotabaisinlah tato iny eee !!
mifonàh elah any amin'i hery haingana !!...
8. xxwx
(
01/08/2010 13:20)
Fa inona no tena alahelony tao e,sao dia ty adalan'ialahy tsisy hazon-damosina ity aza no tsy revin'olona, izahay anie tsy tanalahy ka hiova loko na hamadika palitao