tohano Raymond Ranjeva

1. tsaragasy ( 27/07/2010 22:39)
raha mahay tantaran'i Madagasikara isika dia tsy misalasala manohana an'i Raymond Ranjeva,
Tsy nilalao politika izy hatramin'izay ,na Malagasy nanana ny toerana ambony indrindra teo anivon'izao tontolo izao aza raha samy Malagasy
Mahalala tsara ny tantarantsika fa tsy ohatra ireo izay manao politika no asany,
Ny fianarana nataony no ananany ny ampy , fa tsy nangalatra ohatra ny sasany, na nararaotra
Nitety tany maro izy ary nampiseho ny mahamalagasy azy foana
Hita amin'ny filazana nataony fa tena hendry no sady manam-panahy.
ohatra amin'ny asa nataony niaraka tamin'ny vadiny , tsy nisehosehoany ny nanangana indray an"ANATIROVA izay reharehantsika Malagasy.
misy "Évènement public" ao amin'ny Facebook dia midira daholo
[size=150]Soutenons Raymond RANJEVA de gérer la trasition a Madagascar[/size]
novalian'i xxwx ny 29/07/2010 21:35
2. tsaragasy ( 27/07/2010 22:44)
Soutenons Raymond RANJEVA de gérer la trasition a Madagascar
Évènement public ao amin'ny facebook
3. tsaragasy ( 28/07/2010 05:58)
Raha mahay tantaran'i Madagasikara isika dia tsy misalasala manohana an'i Raymond Ranjeva,

Tsy nilalao politika izy hatramin'izay ,na Malagasy nanana ny toerana ambony indrindra teo anivon'izao tontolo izao aza raha samy Malagasy

Mahalala tsara ny tantarantsika fa tsy ohatra ireo izay manao politika no asany,

Ny fianarana nataony no ananany ny ampy , fa tsy nangalatra ohatra ny sasany, na nararaotra

Nitety tany maro izy ary nampiseho ny mahamalagasy azy foana

Hita amin'ny filazana nataony fa tena hendry no sady manam-panahy.

ohatra amin'ny asa nataony niaraka tamin'ny vadiny , tsy nisehosehoany ny nanangana indray an"ANATIROVA izay reharehantsika Malagasy.

misy "Évènement public" ao amin'ny Facebook dia midira daholo

Soutenons Raymond RANJEVA de gérer la trasition a Madagascar
4. andrywui ( 28/07/2010 09:08)
AAAAAHHHHH.....!!

Ry zalah mpangala-bola ve ???????

mba fantatrao tsara moa fa olona tadiavina le rangahy io ??? WANTED (tete = 50.000fmg )
-------------fa naninona izy ?
--io rangahy io anie le directeur n'ny BANKY tao Manakara e ! tadidinao le vola amampolo miliara very tao de najavona izy avy eo ??? izy mirahalahy avy anie le nangalatra an'io vola io e ! ka homena fitokisana ahoana ary ka io mbola voarohirohy amin'izao koa frere n'i marcel R . ??? sa tsy izay ve le izy ???
5. Rabaradaka ( 28/07/2010 09:48)
Aza miteniteny foana sy manonononona anaran'olona fa tsy fomba izany. Tsy mpahay tantara marina ianao ry dadatoa sy nenitoa fa raha ny tantaram-pirenena malagasy no zohina dia tokony ho vehivavy no ho Filoham-pirenena. Amin'ny fotoana hitondran'ny vehivavy ity firenena ity no fotoana handrosoan'ny firenentsika
6. andrywui ( 28/07/2010 09:54)
rabaradaka .... ---) inona no tena tianao lazaina fa misavoritaka be izy anie e! ....

-tsy azoko resaka raymond ranjeva le resaka ka vehivay filoha ahoana ndray ary ?? sur ve anefa alou rabaradaka fa natory tsara halina an ??

--henoy tsara alou aho !!!! -- nisy vola very tao amin'ny BANKY Manakara tamin'ny 2007 na 2008 very tao ny vola amampolo miliara de najavona tsy hita niaraka tamzay koa io rangahy io !! marina izany ary tsisy mamorona eo e ! ....
7. ouioui ( 28/07/2010 15:28)

-io rangahy io anie le directeur n'ny BANKY tao Manakara e ! tadidinao le vola amampolo miliara very tao de najavona izy avy eo ??? izy mirahalahy avy anie le nangalatra an'io vola io e ! ka homena fitokisana ahoana ary ka io mbola voarohirohy amin'izao koa frere n'i marcel R . ??? sa tsy izay ve le izy ???

Izao ve no mba resak'ialahy wiwi, aza miteniteny foana sao gadragadra eo toi e,mety ny dadan'ialahy ihany no nopeka ny vola tany matoa fantatr'ialahy tsara
8. tsaragasy ( 28/07/2010 16:09)
Aza miteniteny foana tokoa ,
Ny mpitondra nifanesy teo aloha no nanararaotra ny lazan'i Raymond sy ny toerana nisy azy te anivon'izao tontolo izao dia nametraka ireo rahalahiny ( demi-freres)
Ireo koa nararaotra ny hoe ralahinay Raymond dia nanao izay nataony.tsy nisy na filazana iray aza nataony hiarovana azy ireo
Tsy voalohany izany no nitranga : Etienne sy Didier Ratsiraka angaha nifakahazo?
Hendry sady manampanahy i Raymond ka tsy misy hadisoany ny hadalan'ireo zandriny
tsotra jereo ao amin'ny Google hoe iza izy vao milaza e!
9. andrywui ( 28/07/2010 19:56)
Mbola averiko foana ary anontanio any M/car fa hatramin'ny zazakely aza mahalala an'izany fa nopehandrangahy io vola tao amin'ny BANKY manakara fony izy directeur tao de iny koa izy no najavona !!! marina tena marina zany e
10. fijo ( 28/07/2010 20:06)
raha ny tena tsara aloha,dia olona hafa mihitsy no mitondra ny tetezamita ary tsy ahazo hilatsaka io olona io,mba hampangirana ny fitondrany.
tsara koa rah aolona tsy mpanao polifika fa teknisianina.saingy.....hanaiky izany ve ny bois de rose
11. tsaragasy ( 28/07/2010 22:04)
andrywui:

Mbola averiko foana ary anontanio any M/car fa hatramin'ny zazakely aza mahalala an'izany fa nopehandrangahy io vola tao amin'ny BANKY manakara fony izy directeur tao de iny koa izy no najavona !!! marina tena marina zany e

Diso tanteraka ianao , efa 18 taona izay izy no Filoha lefitry ny Fitsarana ambony any la Haye.. aleo ajanona hatreo fa toa hanambany tena ny hiady hevitra aminao , miteniteny foana
12. tsaragasy ( 28/07/2010 22:11)
fijo:

raha ny tena tsara aloha,dia olona hafa mihitsy no mitondra ny tetezamita ary tsy ahazo hilatsaka io olona io,mba hampangirana ny fitondrany.
tsara koa rah aolona tsy mpanao polifika fa teknisianina.saingy.....hanaiky izany ve ny bois de rose

o re olona fa angaha iRaymond Ranjeva mpanao politika , sa efa nanao politika? dia mba lazao hoe antoko inona no nisy azy ,raha nisy ? AREMA de 1975 sa MFM sa TIM sa MONIMA sa AVI sa TGV sa.....sa AKFM t@ 1960...?
.mba hampangirana ny fitondrany? i fijo izany hanohana azy hilatsaka candidat ho Filoha !!! tsy ratsy indray iny
13. AndriambyII ( 28/07/2010 23:09)
Hitady olona 1 /20 millions ve ? Sarotra be ny fandidiana !
14. bazylou ( 29/07/2010 10:05)

Izahay tsy mpanohana an i ranjevazeva fa mpilaiso.Marina ny voalazanao andrywui.

Rehefa esorina ve tgv dia asiana tetezamita hafa indray, satria hoe milay noho i tgv indray le ho avy eo??

Ary maninona raha tonga dia tetezamita 20 000 000 no atao dia samy mitondra daholo ny gasy rehetra?
Dia miandry tour fotsiny zay sy wiwi .

Tsy mety ve zany rawiwi.
Looooooool

Vive tgv
15. andrywui ( 29/07/2010 11:39)
hoy fijo ...

tsy mpanao polifika fa teknisianina.saingy.....hanaiky izany ve ny bois de rose

kay le tena maharary izany teninareo zany le.... maninoa raha tsy mametapetaka anarana otrizany e ! ...
16. xxxw ( 29/07/2010 12:41)
http://rasl.trib.mid.over-blog.com/article-l-integralite-de-l-interview-de-raymond-ranjeva-53098714.html
Ilaina ny olon-dehibe izay nahita hendrana sy toe-javatra isan-karany , indrindra ny maneran-tany no hitarika izao lafin-javatra izao
Ny antony tsy hitiavan'ireo mpomba ny Rajoelina an'i Sem Raymond Ranjeva dia stria fotsiny izy , tsy nitsitsy fa nahitsy t@ fomba nitenenany ny zava misy @ izao fotoana izao nefa iza moa no tsy mahatsapa fa izay tokoa ny zava misy saingy tsisy sahy sy matahotra ny ho very seza daholo ny sasany
BRAVO MR R.RANJEVA
17. bazylou ( 29/07/2010 14:43)
le olon dehibe anareo toa anarany fotsiny no lehibe fa lehiben'ny adal atsy manan tsaina kooo.

jereo ireto izy fa lany andro amin'ny ady seza etsy sy eroa, , beuuurrrk
18. andrywui ( 29/07/2010 18:00)
tena marina less zany rabazylou a! aleo hiandry seza koa isika mtsamy fa ny oul retra ve eo daholo ny 20000000 kleaza !


tandremo ilay mpangalatra io sao tafiditra eo an !
19. xxwx ( 29/07/2010 18:27)
Seza rivotra an-kaboné izay no sahazanareo samy beuuurrrkkk an-doha
Tgv fozatay ary ty efa mankaleo koa raha beuuurrrk am-bavanareo ,, aoka fa misaotra, tazomy ao ambavanareo ao ihany e
20. AndriambyII ( 29/07/2010 20:26)

xxxw:

http://rasl.trib.mid.over-blog.com/article-l-integralite-de-l-interview-de-raymond-ranjeva-53098714.html
Ilaina ny olon-dehibe izay nahita hendrana sy toe-javatra isan-karany , indrindra ny maneran-tany no hitarika izao lafin-javatra izao
Ny antony tsy hitiavan'ireo mpomba ny Rajoelina an'i Sem Raymond Ranjeva dia stria fotsiny izy , tsy nitsitsy fa nahitsy t@ fomba nitenenany ny zava misy @ izao fotoana izao nefa iza moa no tsy mahatsapa fa izay tokoa ny zava misy saingy tsisy sahy sy matahotra ny ho very seza daholo ny sasany
BRAVO MR R.RANJEVA
Seza inona moa no harovana eo ry xxxw ? fa ny fitadiavana no mahazakabe? arotsahy eo daholo anie ny manaraka raha tsy vitamanta ôtry ny manga vatony é !
Maka elan dimanjato metatra fotsiny isika dé afaka hamaly ny olana mipetraka @ firenena @ izao fotoana izao . Tsy akandasitra io io fa tena izy !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.2571