Tohin'ilay 21/12/2012 nalefan'i 3188 ity !
21. ikaretsaka
(
29/07/2010 14:42)
le hoe "potika" mihitsy no tsara hazavaina aloha
novalian'i AndriambyII ny 29/07/2010 19:40
22. AndriambyII
(
29/07/2010 14:48)
Ny momba io daty 12 Dec 2012 mampikatona ny sain' ny sasany io dia izao ihany : pure manipulation socio-psychique .
23. Miharena
(
29/07/2010 14:48)
Supposition fotsiny le hoe hidona amin'ny tany Nibiru ka tsy afaka hazavaina loatra izany zavatra izany Ika a!
Planeta no ilazana an'i Nibiru ho an'ny extra terrestre manana maso ankapobeny mahita ny système solaire fa ny an'ny olombelona météorite hono le izy. Dia eo isika no mahita hoe eritreritra mandalo le hoe fahapotehana.
Planeta no ilazana an'i Nibiru ho an'ny extra terrestre manana maso ankapobeny mahita ny système solaire fa ny an'ny olombelona météorite hono le izy. Dia eo isika no mahita hoe eritreritra mandalo le hoe fahapotehana.
24. andrywui
(
29/07/2010 17:46)
Tsara iany anefa ny tsy mitopo teny fa raha sanatria ka tena izay tokoa ny tokoa amle fidonana ... dia tena aleo dieny izao dia mifona sy mivavaka mafy ary mitalaho andranomaso ,mba tsy ho very ny fanahy fa ny fiainana ety anie 70 na 80 taona raha mateza indrindra fa le fiainana faharoa no maharitra mandrakizay !!
25. AndriambyII
(
29/07/2010 19:42)
Mankasitraka ny finoan' i rawuiwui ny réincarnation izany ny tenanay eto! Mazotoa mahalasànana indrindra !
26. Miharena
(
30/07/2010 05:43)
Andrywui:
Tsara iany anefa ny tsy mitopo teny fa raha sanatria ka tena izay tokoa ny tokoa amle fidonana ... dia tena aleo dieny izao dia mifona sy mivavaka mafy ary mitalaho andranomaso, mba tsy ho very ny fanahy fa ny fiainana ety anie 70 na 80 taona raha mateza indrindra fa le fiainana faharoa no maharitra mandrakizay !!
Ny vavaka an-dranomaso sy fitalahoana hitondra any amin'ny fahalalàna an'Andriamanitra sy ny sitrapony ho antsika olombelona no tsara ampitomboina.
Raha fantatsika mantsy fa matoa nirahiNY ny Zanany dia ny hahazoantsika FIAINANA be dia be azontsika zaraina amin'ny mpiara-belona amintsika dia hizara Fiainana isika amin'izay.
Mankasitraka ny finoan' i rawuiwui ny réincarnation izany ny tenanay eto! Mazotoa mahalasànana indrindra
Ilay réincarnation indray Andriambyll safidy ary rehefa sûr ianao fa manana Fiainana mandrakizay efa tafahoana amin'ny RAY dia eo ianao no manapa-kevitra hoe hiverina eto ve hanatsara indray izay tsy efa teto sa hiakatra ambonimbony kokoa.
27. ikaretsaka
(
30/07/2010 16:44)
Oh my Lord, if I worship Thee from fear of Hell, send me there;
Oh my Lord, if I worship Thee from desire for Paradise, exclude me thence;
But if I worship Thee for Thine Own sake, hide not from me Thine Eternal Beauty.
Oh my Lord, if I worship Thee from desire for Paradise, exclude me thence;
But if I worship Thee for Thine Own sake, hide not from me Thine Eternal Beauty.
28. ouioui
(
23/08/2010 19:47)
Aza be zetsa leity a, tsy misy mirahara izay valinten'olona marary saina e hihih
