Miarahaba ny Mpisera ! manao ahoana daholo isika ! -TSY MIJANONA NY TOLONA TOY ILAY TAO JERIKO MANDRAPIDOBOK'IO FITONDRANA IO

1. pengiun ( 25/07/2010 14:14)
Koa satria moa elaela ny tenanay tsy teto dia faly miarahaba antsika rehetra indray izany !
mikasika ny politika manokana dia mbola tiako ny manamarika eto fa mahafinaritra ny fandraisan-tsika rehetra anjara eto ary mahafinaritra ny fahalalahana ,irina koa mba samy hiteny daholo izay manan-kevitra rehetra ka hampandroso ny Tanindrazana malan-tsika dia ho raisina antanan-droa eto daholo ,ny Tolona izay ataotsika moa dia mbola hitohy ary tsy hitsahatra isika hihorakoraka toy ilay " FANDRAVANA NY MANDAN'I JERIKO "mandrampikororosiny !
novalian'i pengiun ny 28/07/2010 09:58
2. andrywui ( 26/07/2010 05:52)
tongasoa elah lty ry pengiun a

-- de ahita ny fikororosinlah sy ny Antokonlah marina elah manombok'izao satria de volabe tokoa anie letsy no nalain'i dadanlah tao am tresor sy ny namany zay talohan'ny nandosirany e! milliers des milliards ozy ny substitutes no lasany ankoatra ireo tanin'olona aman'arivony maro hektara naorony
3. xxwx ( 26/07/2010 07:32)
RAJOELINA MPIVAROTRA TANINDRAZANA NO TENA ALEFA TRIBUNAL HO HAINGANA!!!
4. xxwx ( 26/07/2010 07:34)
Tonaga soa ianao rapingiun, tena mbola tsy tafa foana anie leity hatramin'izao ty rajoelina nefa efa ela izay nilaza fa hoe anah ny bôl saingy tsy mbola nidribla akory dia nianjera , kiiiii
5. pikatti ( 26/07/2010 18:12)
Hay ve tato daholo ny akama klé, de ahoraka indray izany ny vaovao avy any Ouganda
6. pengiun ( 27/07/2010 09:15)
Manao ahoana i pikatti ,
matoa aho efa vonona ny hiditra eto amin'izay dia hitako fa mety ho volana vitsy sisa no hijanonan'io mpisoloky io eto madagascar fa hitsoaka teo io , aleo aloha izy haka aina tsara ao Anjajavy hanararaotra kely farany fa ny rantsampitantanana rehetra efa mikorosy fahana daholo ankehitriny ary tsisy maneha amin'izay laoniny izao
7. zigzag ( 27/07/2010 10:23)
kaiza daolo!
IGNORER-O any io MPAMONO OLONA sy JIOLAHY io ry solontenan'ny VAHOAkA eto am forum serasera!
SOMBIN'NY miaramilan'ny JIOLAHY MPANGALATRA FIRENENA ireo alefany eto
8. Rabaradaka ( 28/07/2010 09:51)
Soyons logique ry dadatoa a ! Voatery ataoko teny vazaha mihitsy sao efa miboredika nareo. Ity toedraharaha ity tsy entina loatra amin'ny fo fa tsy maintsy omanina ny saina ary ampaherezina ny fanahy. Na dia ho tsy an'asa intsony aza ve ny mpiasa rehetra dia hiaritra eo foana isika mianakavy ??? Tsia kosa e !
9. pengiun ( 28/07/2010 09:58)
miarahaba an'i rahalahy zigzag ny tenako penguin hita maso izao e! - iza moa r'ise io lazain'ise fa mpamono olona io ? izaho penguin ve ? mba asio fifanajàna tsara iany r'ise fa aza manao olona tahak'izao ise a! dia mahatoky na fahendren'ise aho ry zigzag manomboka izao ary ho mpinamana foana isika samy handrodana an'io TGVendrana sy ny HAT nanao krizy ny firenena io , sa ahoana hoy ianao ry namana zigzag ? bizou
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0605