iza amin'izy telo lahy ireo no tena be vinany e ? Mpandrindra: eugene, hery, ravatorano

1. andrywui ( 25/07/2010 11:26)
zay dinika alefa rehetra misy mamafa daholo ,ze alefa misy tanana manala daholo !!... ggggrrrrr !..

-zany hoe niova famindra kely ndray zany ny serasera ka najanona le resaka fanesorana PS sy fi-bloqué na IP fa io resaka ankanalanala dinika io ndray zao no malaza !!

--marina alou zany e! afaka esorina ze dinika tsy mikasika politika fa tsisy dikany (OTRAN'IO DINIKA NATSANGAN'I ZIGZAG AO IO ) saingy ny mampalahelo dia avelandry lerony ao le dinik'i zigzag tsisy dikany sy tsisy hidiran'ny politika aminy io !

- nenah anefa le resaka bois des roses sy le resaka "fampihavanan'i Chissano" nisy nanapetsa tao !

--- Iza no nana-petsa ny diniko ?? sarotra valiana izany hoy i mopera !! iza no jiolahy tafiditra ato amin'ny serasera ?? misy lehibe manafina azy ao de tsy mety tratra fa na i Rvatorano na i Eugene(zay toa i Hery ihany) , na i hery mihitsy !! tena fetsilahy .....
répondu par xxwx le 29/07/2010 21:38
2. hery ( 25/07/2010 17:42)
Nisy bug ny forum dia nisy nahita fa tsy niteny fa nararaotiny.

Efa voahitsy amin'izao.

Misaotra an'i sipagasy
3. andrywui ( 26/07/2010 06:12)
kay vi zay lizy iiii... merci hery nanazava tamin'ny projecteur a! nataoko ty kou ilay akamako vatorano iny no nanaonao foana tao !!

salut ravatorano ! tsisy kankay zany a!


4. xxwx ( 26/07/2010 07:41)
Petsa wiwi klé, zay ary ny an'ialahy kay ve ialahy ihany no mpanao kamokazy ato klé
kou aty no tarainana ,
5. ouioui ( 26/07/2010 09:01)
Ptesa tato indray ny venasy klé , hihihihi
6. andrywui ( 26/07/2010 13:27)
tsy petsa anlah zany letsy ah fa lojika be le koziko eo ambony ireo satria lasa rano tao daholo le diniko rehetra a ! nenlah resaka hafa foana ! nanao aona alou ny tany toulouse tany ? petsa le sipa a! toa ifiona ony lety izy iny ?
7. pikatti ( 26/07/2010 17:40)
O leity rawix , ary toa voahendy be tato indray hono elah klé, fa ahoana leity , elah koa tonga de ny hanendrikendrika ny mpandrindra isany fotsiny, vao tsy mandé ny sarisarin'elah de gafin-draHery e,vao voafafa ny dinik'elah de gafin-dRavato e, diniho tsara aloha bain vao miteniteny foana a,
Taty amiko taty ary nisy an'ilay hoe "fafao" "afindrao" ary nataoko fa zavatra vazivazy de nampiasaiko , kay tena mety klé [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mort-de-rire-saoul-28492.gif[/IMG]
Eny e, ilay dinika nofafako kosa aloha dinika sankalité e, ka tsy dia koi bainn a, reny nga zany nampitomany anelah tao zany leisy [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mort-de-rire-saoul-28492.gif[/IMG]
8. pikatti ( 27/07/2010 00:26)
Ahoana rawix , misy fika mitifitra PS sy IP ato raha mila sopapa elah bainn[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/3d-moqueur-rire-3.gif[/IMG]
Misy forfait leisy le izy a
Mamono PS 1====> 5€
2====> 9€
3====> 11
Mamono IP 1====>15€
Ahoana sahy ve elah aloha e?
@ zay elah tsy hikonetaka lava aty amiko aty intsony[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mdr-mort-de-rire-284923.gif[/IMG]
9. xxwx ( 27/07/2010 07:41)
Ho avy eo indray izao ny alikakelin'ny serasera dia hiteny fa nigafin'i Ravalomanana ny PC-ny fa tsy mandeha
10. pengiun ( 27/07/2010 21:27)
manahoana ny namana xxwx. toneo iany ny fo rehefa miditra eto e.
11. andrywui ( 28/07/2010 14:30)
itanlah ny maha impoli anlah !!!! rahabain'oul de tsy mamaly !!! fa elah ve tsy nampianarina savoir vivre bainnn sa aona a !.... valio io arahaban'oul io !!!!!
12. xxwx ( 28/07/2010 15:05)
Tsy miresaka @ lolovokatra leisy a, wiwi=pingiun fopla=lolovokatra
13. andrywui ( 28/07/2010 19:50)
aoana lty batista a!... nilay ve tany toulouse lty ? .... misy kozy kely lety rabatista a! ... azoko aty daholo ny sarindrangorivao bobaka be aty amiko ! misy efa malefako mesazy any amlery any ny santionany !
14. xxwx ( 29/07/2010 11:02)
Ny sarin'ialahy efa nalefako any daholo sy ny fiainan'ialahy manontolo raha vonona ny hifanao
15. andrywui ( 29/07/2010 11:46)
alao any lets zany kozy sary sary zany fa tsss ... !! elah aza manao sangy miotry ny loha eo elah de mba mikozy ah zay fa tsisy nandefa ny sarinlah mitsy teo a!... aona lety ovina ndray ho any toulouse de alainlaisany aty ah letsy a! ...
16. xxxw ( 29/07/2010 12:52)
Tsss , mba efa samy lehilahy lehibe ihany ny fandinihako anareo fa raha izao zavatra soratanreo izao dia mahagaga , afaka ataonareo any ambadika any izany sa te hizesta eto fa hoe ianareo no mahery , tandremo fa sao sendra ilay patsa iray tsy omby vava,
Mifanajà ianareo e, eto anie tsy misy afa tsy ny fifanakalozan-kevitra fa tsy fifanompana akory
Misaotra anareo roa lahy @ fahatsiarovan-tena
17. andrywui ( 29/07/2010 17:40)
xxxw -- raha miseho anarana de tena 5/5 fa noho elah matotoa de zero ny kozinlah rehetra ! -- ze revinay aza tohanana fa raha te hiresaka amiko elah de omeo numlah ah de atsoiko elah ! alefaso atsy amin'ny mesazy atsy ! tena vrai zany !!
18. xxwx ( 29/07/2010 21:38)
MalconX leity ny anarany hono fa ialahy ve marenina é, ary ny anialahy io ve mba anarana sa zavatra sa biby tsy hay intsony , mety biby satria foza
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2906