ECOUTER Le Député français Jacques Le Guen scandalisé par l'affaire de bois de rose 18 juillet 2010

1. vatofototra ( 21/07/2010 18:51)
ECOUTER Le Député français Jacques Le Guen scandalisé par l'affaire de bois de rose 18 juillet 2010

- Le Député français du Finistère Jacques Le Guen est scandalisé par les trafics de bois de rose à Madagascar actuels et demande à mettre les trafiquants et les voyous en prison - RFI 18 juillet 2010.
- Il a affirmé que la valeur des trafics de bois de rose actuels atteigne la moitié de l'aide de la communauté internationale.
- Il va faire son rapport à Nicolas Sarkozy qui l'a mandaté dans le cadre d'une mission parlementaire pour s'informer de l'état de dégradation des foréts dans le monde


TELECHARGER Enquéte exclusive - Situation bois de rose mars 2010


Visiter et Poster gratuitement vos petites annonces

http://www.vatofototra.com
novalian'i xxwx ny 22/07/2010 06:27
2. bazylou ( 21/07/2010 18:53)
dia rahrahan'iza hono izany. tssss, ny saosy aza miditra ihany izao , beuuurrrk
3. diloo ( 21/07/2010 20:26)
Ok Vatofototra! Bien ilay infos ka. Dia miandry ny rapport ingahy J. Le Guen, sy ny intention-n'i rasarykaozy.izany.
Jereo koa ny resaka bola-bola tao amin'ny TF1 androany:
http://videos.tf1.fr/jt-20h/a-madagascar-ils-sauvent-la-foret-en-impliquant-la-population-5933803.html

Mankasitraka hatrany e!
4. fijo ( 21/07/2010 20:47)
tstsss resabe ny azy,fa sarkox tsy hiraharaha izany.ny tsy hiverenan'i ravalo ihany ny azy no tetika
5. diloo ( 21/07/2010 20:52)
O ry GTTAR an! Mba lazao kely hitler kely hamaly ity antso ity e:

vendredi dernier devant la presse au Carlton le Pr Zafy Albert qui a lancé un appel au « Raiamandreny » Andry Rajoelina à prendre ses responsabilités et prouver qu’il n’est pas complice.
En tout cas, les regards sont braqués sur Ambohitsorohitra. Andry Rajoelina osera-t-il mener un « Ampamoaka » sur cette affaire qui implique des personnalités de son régime ?

i RSTS (ra-sarla tonga saina) efa tsy sahy manangam-peo firy. Fantatry lery tsara fa i ra-tétard no commanditaire ny raharaha bola-bola. Saingy nomen'ny lery baiko i lylison hanampim-bava an'i RSTS.
6. diloo ( 21/07/2010 21:09)
News toby betongolo:
ireo « bola-bola »izay sarona tany Comores, eny amin’ny toby miaramila etsy Betongolo no misy azy ankehintriny. Saingy mihena tsikelikely am-pitoerana izy ireo satria misy mamoaka tsimoramora.
Ntss! ahoana ndray ty kozy bazy de rose ty ry waikikix an! Tena cons rampants(corrompus) daholo anie ireo miaramila etsy Betongolo izany e!
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/lol2.gif[/IMG]
7. xxwx ( 22/07/2010 06:27)
Mankasitraka Vatofototra a
@ izao andron'ny fanapenam-bava izao mantsy dia tena ilaina foana ny vaovao toy izao
Efa vita ary mazava TSARA aloha Rafijo izay ny tatitra , izay adini'i sarkovy tsy koi, ,manamafy ny dossiers ho an' n'y fiampangana ny FATY aloha izay, indrindra fa ny Frantsay efa mitady fika handakana ny pion-ny efa namita ny iraka nampanaovina azy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.306