Lasa zao
1. zigzag
(
13/07/2010 14:14)
mitohy ny TOLONA o
[dailymotion]http://www.dailymotion.com/video/x4rl66_tao-anatin-ny-tolona-sakelidalana_music[dailymotion]
atao masikita ny foza tsy ho ela
[dailymotion]http://www.dailymotion.com/video/x4rl66_tao-anatin-ny-tolona-sakelidalana_music[dailymotion]
atao masikita ny foza tsy ho ela
répondu par wxxx le 14/07/2010 19:08
2. zigzag
(
13/07/2010 14:16)
[dailymotion]http://www.dailymotion.com/video/x4rl66_tao-anatin-ny-tolona-sakelidalana_music[/dailymotion]
3. andrywi
(
13/07/2010 15:52)
ninannenganininni tsara zay fa nofaizin'i hery tsisy nandeha ny vidakanlah ....
4. 3188
(
13/07/2010 16:05)
zigzag===misaotra t@lay hira e! ny an'ny foza zarany ary anakianana anao.i foza masaka mantsy tsy dia misery tsara ny visy ao @ lohany
5. zigzag
(
14/07/2010 13:42)
o k !!!!! 3188 !!diso manip ah d faly lé foza!!héhéhéhéhéé!
M I T O H Y N Y T O L O N A
M I T O H Y N Y T O L O N A
6. wxxx
(
14/07/2010 19:08)
Misaotra ny akama zigzag @ny sopapa
Fa tao anaty aizim-pito
Nandrenesana antsoantso
Feo nihiaka nikiaka fahafahana e!
Injao manakoako
Ren'ny tany manako eran-danitra e!
Ny kotroky ny basy
Nefa tsy kivy tsy kivy Tsy kivy tsy miato
ireo MALAGASY MITOLONA.
Fa tao anaty aizim-pito
Nisy ra nipatrapatraka
Ny fahafahany mantsy no zahany
madio mangatsakatsaka
Nefa ra mikoriana mamonto tony tany
no setrin'izany
Fa tanam-polo
ihany
no hany fiadiany
Hahatomombana izay notakiany Fa iry ery an-danitra ilay masoandro
Efa lasa tara-pahafahana
Ireo lavo
Efa samy ravo
Ny fanahin'ireo maritiora mifaly
Ny todin'ny ra niombonana mantsy
tsy azo takonana intsony
Fa tao anaty aizim-pito
Nandrenesana antsoantso
Feo nihiaka nikiaka fahafahana e!
Injao manakoako
Ren'ny tany manako eran-danitra e!
Ny kotroky ny basy
Nefa tsy kivy tsy kivy Tsy kivy tsy miato
ireo MALAGASY MITOLONA.
Fa tao anaty aizim-pito
Nisy ra nipatrapatraka
Ny fahafahany mantsy no zahany
madio mangatsakatsaka
Nefa ra mikoriana mamonto tony tany
no setrin'izany
Fa tanam-polo
ihany
no hany fiadiany
Hahatomombana izay notakiany Fa iry ery an-danitra ilay masoandro
Efa lasa tara-pahafahana
Ireo lavo
Efa samy ravo
Ny fanahin'ireo maritiora mifaly
Ny todin'ny ra niombonana mantsy
tsy azo takonana intsony
