TSY AZO HATAO NY HANGINA

1. wxxx ( 09/07/2010 07:14)
Asa raha tadidinareo fa t@ Rajoelina taloha isakin'ny mody avy any ivelany taloha ireny dia hoe OK ny tany , na voadaka avy tany @ ONU ireny aza dia hoe tena tsara ny tany kah, hitan'olona e, dia nodradradradraina indray hoe tsy mivaky ny miaramila e , hitan'olona ihany, tsy mila ny avy any ivelany e, hitan'olona e ,16mois izany foana anefa notadiaviny,hitan'olona ihany,manam- bola be e, kinkina anefa, hitan'olona e,mifanaraka tsara ny nefa miady an-trano toy foza an- tsobika,hitan'olona ihany,izao indray fampanantenana kintana sy masoandro, iza intsony ny hihaino olona tsy misy ati-doha
2. Noue ( 09/07/2010 10:26)


iza intsony ny hihaino olona tsy misy ati-doha
ny foza (T) ihany no mihaino ny tsisy atidoha ka ! dia samy sans kalité ry zareo dia tsy maintsy mifampihaino ao eee ! ilay radom vokisany lalitra ny foza dia ny foza mihano eee ! ahahahahaha
3. diloo ( 09/07/2010 23:02)

TSY AZO HATAO NY HANGINA

Mitohy hatrany ny jadona: fanampenam-bava ny 3 mvs.

-Le PDS Pety Rakotoniaina empéchera les trois mouvances de tenir un rassemblement populaire dans la ville de Fianarantsoa alors qu'il a autorisé par exemple le MDM de Pierrot Rajaonarivelo.

-La demande d'utilisation du jardin d'Ambohijatovo ce jour par les femmes légalistes, pour un culte Å“cuménique, a été refusée par la commune urbaine d'Antananarivo.
Selon une des responsables des femmes citoyennes légalistes, « quand nous avions déposé notre demande, quelqu'un nous a dit que l'on pourrait utiliser la partie supérieure de cette place de la démocratie. Grande fut notre stupéfaction lorsque nous avions appris que notre demande a été refusée ».

Izay izany ilay demokrazy HAT.

F'inona ary no tena atahoran-dreo ny 3 mvs sy ny vehivavy legalista no tsy avela maneo ny heviny?
Tsisy kalite marina kle.
4. ramarosokina ( 10/07/2010 15:24)
LAZAINAY FOANA ANIE FA NY DEMOKRASIANAY DIA TSY MISY MAHAZO MITENY NA AIZA IO NA AIZA TSY HOMENAY MIHITSY NA NY KIANJA MAHAMASINA NA PLACE 13 MAI NA AMBOHIJATOVO NA FIANARA NA AIZA NA AIZA HOA E!!!!I ROINDEFO IHANY ALOHA NO MAHAZO AN'I FIANARA
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0332